Fi Nomentsoa
๐ฒ๐ฌ Styliste ongulaire ๐ฒ๐ฌ
๐ 4 chemins Ambohimiandrisoa Antsirabe
โ๏ธ 034 53 414 27โ๏ธ
09/10/2025
Efa afaka rendez vous amzay za oh ๐๐ฅฐ
Ity posรฉ amรฉricaine mafatifaty kely ity no hitsenaiko anareo ato amin'ny page ndray โฅ๏ธ
Ndao amzay ary e ๐
โ๏ธ 034 53 414 27
๐ 4 chemins Ambohimiandrisoa Antsirabe
22/09/2025
Mitady olona 1 indray izahay ilaina rapitso sao misy mazoto
Renforcement ilay ho atao
Alefaso mp ny sarin'ny hoho anao ๐
โMitady olona 2 ilaina rapitso vendredi 4 Avril maraina ananovana pratique โ
1 gainage
1 renforcement
๐ Gratuit ๐fa tsy misy participation akory
Manana plaque d'ongle naturel normal na lava na fohy mety fona
โOlona tsy maika fa afaka tazominay ela araka izay ahavitanyโ
Mba alefaso mp amiko ny sarin'ny hoho anao ho an'izay mazoto โบ๏ธ
Merci beaucoup oh โบ๏ธ
๐ 4 chemins Ambohimiandrisoa Antsirabe
โ๏ธ 034 53 414 27
09/09/2025
Hialana tsiny fa mbola miato kely ny services na ny formation ato aminay fa mbola variana kely tamin'ny nandraisana an'ity patron keliko ity za ๐ฅฐ
Fa tsy maintsy miverina mampilaza eto amin'ny page ihany aho rehefa afaka mandray rendez vous amzay ๐
Miomakomana kely ilay nitady formation ireny fa avoaka eto ny date rehefa tapaka tsara
Bonne journรฉe tout le monde ๐
03/05/2025
โจ Pose capsule classique ๐ซ
Aurore effect โจ
๐ Prestations sur rendez-vous uniquement ๐
๐ 4 chemins Ambohimiandrisoa Antsirabe
โ๏ธ 034 53 414 27
26/04/2025
Otrany zao zay rehefa ampiseho an'ilay tanana tsara kely ๐ฅฐ
Ny satisfaction anareo hatrany no but anay an โจ
๐ Prestations sur rendez-vous uniquement ๐
๐ 4 chemins Ambohimiandrisoa Antsirabe
โ๏ธ 034 53 414 27
19/04/2025
โจ๐คSimple, classe et jolie ๐คโจ
Pose capsule classique
๐ Prestations sur rendez-vous uniquement ๐
๐ 4 chemins Ambohimiandrisoa Antsirabe
โ๏ธ 034 53 414 27
N.B: photo rรฉelle sans filtre ni retouche ๐
18/04/2025
โค๏ธ Pose capsule classique โค๏ธโจ
Forme amande ๐
Effet marbrรฉ ๐
๐ Prestations sur rendez-vous uniquement ๐
โMbola misy place disponible ho an'ny rahampitso aprรจs midi fa tsy matotra ilay olona nanao rendez -vous โ
๐ 4 chemins Ambohimiandrisoa Antsirabe
โ๏ธ 034 53 414 27
16/04/2025
Mba efa nanao investissement kely ho an'ny fahamanjana ihany ve akia nareo ๐๐ฅฐ
Mbola mandray rendez -vous zahay hatramin'ny Samedi zao de aza tara ary fa alaivo dieny zao โจ
๐Ao amin'ny commentaire ny tarifs anay ary๐
Efa natao mora be mintsy anโจ
N.B : Photo rรฉels sans retouche
๐ 4 chemins Ambohimiandrisoa Antsirabe
โ๏ธ 034 53 414 27
16/04/2025
Nail art ร main levรฉe ๐ฅฐ
Mahafatifaty kely e ๐ ?
Mbola mandray rendez -vous za amin'ity semaine ity oh ๐๐
Alaivo aingana ny date sao taraiky ao ๐
๐ Prestations sur rendez-vous uniquement ๐
๐ 4 chemins Ambohimiandrisoa Antsirabe
โ๏ธ 034 53 414 27
16/04/2025
No fake nails ๐ฉท
๐ Prestations sur rendez -vous uniquement ๐
๐ 4 chemins Ambohimiandrisoa Antsirabe
โ๏ธ 034 53 414 27
Mbola mandray rendez -vous za amin'ity semaine ity an ๐
05/04/2025
โจ Pose capsule classique โจ
๐ Prestations sur rendez-vous uniquement ๐
๐ 4 chemins Ambohimiandrisoa Antsirabe
โ๏ธ 034 53 414 27
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antsirabe
101
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 18:00 |
| Tuesday | 08:00 - 18:00 |
| Wednesday | 08:00 - 18:00 |
| Thursday | 08:00 - 18:00 |
| Friday | 08:00 - 18:00 |
| Saturday | 07:00 - 19:00 |
