By Mirana Rakotonanahary
Bonjour les présentations qu'on vous offre dans cette page c'est la mise en beauté et des divers g
Que votre amour soit éternel. 🤍✨
27/09/2026
pure sweetness, cuddles, smiles, and love. 🩷
Keep shining, little princess. 🫶
✅ Pensez à réserver à l’avance 😉
📞0346985595 / 0347978400
24/09/2026
Ianao sisa andrasana 😘🔥😌
Iza no tianao hiaraka hitolona aminao Ireto Sakafo be Ireto? 😅
📍Yummy vatofotsy près super Maki en face Fjkm KAMAFA
✅Livraison possible
📞0346985595 / 0347978400
23/09/2026
Un mariage, une histoire, un gâteau unique…❤️
✅Les réservations sont ouvertes ! Pensez à réserver votre date dès maintenant. 🤍
📞0346985595 / 0347978400
Team mandray tanana ianareo sa team fourchette sy antsy ?
🔥🔥🔥izany ary ny POULET HENDY BE 🔥🔥🔥
Amin’ ilay croustillant ivelany fondant anatiny
📍Yummy Elysium plaza ampatana no ahitana azy
Moa manao livraison foana hatrany izahay .😉
✅📞0346985595 / 0347978400
TENA HOE 🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥
Afaka Tonga mivantana moa Afaka ataonay livraison ihany koa a 😘
Mirary zoma mahafinaritra ho antsika rehetra 🫶❤️
17/09/2026
TANDREMO IANAO SAO TORANA ….😉
Ai diso kely TANDREMO IANAO SAO TARA ai moa fa Efa feno feno daholo ny date an 🥰
✅Aza misalasala intsony fa alefaso dieny izao ny commande-nao 😘
📞0346985595 / 0347978400
16/09/2026
Identifier -o indray aloha ilay olona Tokony anao « 🩷🩵BABY SHOWERS 🩷🩵 »
Fa tsy ampy fetifety be ny fiainantsika .
Anefa anie tena Mila atao e sa ahoana ny hevitrao?
Asintsika gâteau Sy cocktail Amin’ilay Matsiro tsara iny 🥰😅😉🤭
Mahaiza mankafy fiainana dia Zarao Amin’ny olona tianao manondidina anao ny fifaliana s’y fahasoavana e🫶😘
Tsy miova ny numéro Raha hamandrika toerana ianareo ✅📞0346985595 / 0347978400
15/09/2026
🔥ATAO TONGA ANY VE?
Tena vetivety kely anie oa dia Tonga any aminareo ireo rehefa miantso ianareo e 🤭🤭🤭😘
Tsy miova ilay numéro fa afaka miantso avy hatrany ianareo 😘
✅📞0346985595
12/09/2026
Toerana Mamikely + Sakafo Matsiro =
🔥🔥🔥FAHASAMBARANA assuré kosa e😌
Tongava mankafy fiainana Aingana , Eny e manao livraison ihany koa izahay
📍Yummy ,
Vatofotsy près super Maki
Elysium plaza ampatana
✅📞0346985595
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when By Mirana Rakotonanahary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
