AntsiraBio
✅ Vokatra natoraly
✅ Madio, malefaka, mandaitra
✅ Ho an'ny volo/hoditra marefo
✅ Zakan'ny rehetra, ankizy/bevohoka
✅ Vita Malagasy
✅ Vita eto Madagasikara
03/10/2026
Farmasia mpiandry raharaha eto Antsirabe
Mirary fahasalamana ho antsika rehetra 🙏
02/10/2026
Satria rehefa Zoma dia miaraka @ Parfum Beauté Antsirabe isika, dia bloc notes indray no aroso anio 🥰
Tsara kely daholo, misy karazany maro ho an'ny lahy sy vavy, misy miaraka @ stylo @ vidiny mirary hatrany 😍 manomboka 5,000Ar 💝
Misaotra manaraka ny fizarana dia manasa hitsidika ny tsena 🥰
30/09/2026
Mahasolo Crème du jour ve ny Ecran solaire?
➡️ TSIA
Samihafa ny asany, ary tsy afa-misaraka ireo
👉 Crème du jour: Manome sakafo sy hamandoana manatsara ny hodi-tava
👉 Ecran solaire: Miaro @ masoandro, rivotra maloto, hatsiaka, ... izay mahatonga ny ketrona aloha loatra, mametraka loto mampisy tasy, mony ...
29/09/2026
Ny Démaquillant dia tsy natokana ho an'ny mpanao maquillage
Démaquillant = fanadiovana ny hodi-tava rehetra, solona savony
Ity izao ny antsika: Biphase micéllaire
Azo anaovana démaquillant ihany koa ny huiles végétales toy ny coco, baobab, jojoba, amande ...
Mazotoa daholo 😊
28/09/2026
Salama tsara daholo ve?
Ity ny valin'ny lalao interaction Septambra rehefa tsy miankina @ fb irery, satria maro ireo mavitrika nefa tsy hitan'ny lisitra fb. Tohizantsika toy izay ihany ny Oktobra. Dia asaina ianao hifidy izay kadoanao 💝
Alefaso foana ny réaction, partage, commentaire, ... Asao ny namana hanaraka ny fizarana 🥰
Mirary herinandro mavitrika ho an'ny mpanaraka ny pejy rehetra 🙏❤️
25/09/2026
Zoma miaraka @ Parfum Beauté Antsirabe 🥰
Ankoatra ny vokatra AntsiraBio dia misy santionany @ fitaratra kely koa ao 😊 vidiny mirary hatrany
Manomboka 10 000Ar, manasa hitsidika ny tsena fa misy hafa mety hahaliana anao ao ❤️
Misokatra h@ 4 ora sy sasany anio 😊
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antsirabe
110
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when AntsiraBio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
