Confitia MADA
✨Mizara ny mamy🫶🏻
17/08/2026
Mamikely anie hoy aho ireto zareo e. Andramo anie z
17/08/2026
Manasa antsika rehetra ô. Hisy lalao azahoana loka sy dégustation gratuite mandritry ny Vitrine du Vakinankaratra.
17/08/2026
Manjifa ny vita Malagasy, manohana ny mpiray tanindrazana.
Lors de la Vitrine du Vakinankaratra 2026, ne manquez pas le stand de Confitia Mada ! 🍯🍓
Rendez-vous donc au stand n°161 pendant les trois jours de Vitrine 🥳
#2026
12/08/2026
Tongava maro ô. Misy dégustation gratuite, misy kilalao maro isankarazany, hisy loka ho zaraina. Stand Numéro 161 izahay.
Mizara ny Mamy.
Lors de la Vitrine du Vakinankaratra 2026, ne manquez pas le stand de Confitia Mada ! 🍯🍓
Rendez-vous donc au stand n°161 pendant les trois jours de Vitrine 🥳
#2026
30/05/2026
Tolory Mamy i Neny amin'izao fankalazana ny fetiny izao. Eo amin'ny Commune izahay androany izay te hifampizara mamy a. Misy zavatra betsaka azo hatao fanomezana hoan'i Neny eo fa tongava mitsidika ny Stand ny CONFITIA , NIH CROCHET ary Mydia Créa.
04/04/2026
Dégustation gratuite , Rendez vous " FOIRE AUX FROMAGES" à l'hôtel des Thermes du 4/5/6 Avril. Stand Numéro 7. Ndao mifampizara mamy.
31/03/2026
Manasa anao hitsidika anay ôooo. Vita ho azy ny lundi de Pâques satria hisy Stand maro isankarazany ao. Revy amin'ny tsaky Fromage izany anie hafa mihintsy e. Dia mifampizara mamy amin'ny alalan'ny produit CONFITIA MADA. MASAKA BE NY FETY FA TONGAVA. Hisy fialamboly hoan'ny ankizy ihany koa a.
28/03/2026
Nos produits.
Contact 034 70 996 73
Stand Numéro 17 a. TONGAVA manifa ny vokatra vita Malagasy.
Category
Website
Address
Antsirabe
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Confitia MADA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
