Prof Ferdino

Prof Ferdino

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Prof Ferdino, Health/Beauty, Antsirabe.

03/05/2026

Andrekaiky ohhh, ilay Mp keliko sy amis-ko en ligne 😭

20/04/2026

Indray andro , nisy vehivavy te ahafantatra hoe ahoana ny fihetsikin'ny vadiny raha toa ka mandao tampoka ny ao an-trano tsy mampialaza izy 🤔.
Dia nanampan-kevitra izy ny ametraka taratasy ho an'ny vadiny izay milaza fa "Léo bé izy ka tsy te hiara-iaina miaraka aminy intsony " , napetrany teo ambony latabatra izany ka niafina tao ambany fandriana izy avy eo .

Nirava avy niasa Ilay vadiny , ka nahita ilay taratasy, ka novakiany ary novaliany teo amin' Ilay taratasy ihany , an-kafaliana éry no namaliana izany sady velon-kira éry izy🙄
Nisolo akanjo ilay rangahy ary avy eo niantso olona tamin'ny findainy ka hoy izy :
"Allô chérie , misolo akanjo kely fotsiny aho dia ho any aminao any avy eo , lasa ihany ilay kiala adala iny , milamina amizay isika roa izao , diso kajy mihintsy aho nanambady aniny , nanenenako mihintsy ny tsy nahitako anao mialoha , Zay fa avy eo akie malalako an , bisous "
Tapaka ny antso dia lasa ilay rangahy...

Ranomaso notovozina ny an'ilay Ramatoa nivoaka avy ao ambany fandriana , nalainy ilay taratasy nijerevany izay nosoratan'ilay vadiny tao
Ka hoy izy :
"Hitako tsara ny tongotrao io ambany fandriana io , tsy niantso an''iza an''iza aho teo fa aza taitaitra ao...andeha hividy voankazo aho ataon-tsika dessert ...ka mivoha tao karakarao ny sakafo fa aza ohatran'ny zazakely eo enao ..🙂
TIAKO FOANA ENAO VADIKO , TSY MISY MAHASOLO ANAO❤️ "

Aza mihomehy irery ann😅zarao mba ho hitan'ny namanao ihany koa 🥰, Ary Aza adino ny mi-abonné ny pejy afahanao manaraka ny tantara mafinaritra kely isan-karazany ann Sady maro zavatra mety ahaliana anao ao an❤️

17/04/2026
09/04/2026

aza famitaka zalah ay 🙄😭

04/04/2026

Aleoko mahita viavy magnano lamba drangy regny nefa Fidele 🙏Toizay viavy lava zipo sy lava robe , nefa magnano fagnahiny makorely

02/04/2026

Rah omena vola atao frais anao dia aiza toerana tianao hanaovana fialantsasatra? 😂😂

02/04/2026

zay zany

01/04/2026

conjugaison ty fao
passé présent futur

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antsirabe