Tena Tsara
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tena Tsara, Health/Beauty, Antsirabe.
💥Savoka Vernis
💝 Crème Zezika
💙Akora maro hoan'ny volo sy vatana
💚 Menaka Vonjy, Baume fosa, menaka mahagaga.
🧡Spiruline ,Vinaigre de cidre, Poudre de Baobab.
💜Huil Coco à chaud 🥥🌴 à froid
📌Box 123 Fihavanana Center Tsarasaotra
☎034 70 870 04
24/06/2026
📢Promotion Faradoboka ety @ Foire 📢
500ar ny izay mividy 10 no mihoatra.
👌🏻Bonbon mampite ihinana foana
👌🏻Malemilemy fa tsy mafy
👌🏻Tsy mamy be ohatran'ny mihinana manga mihitsy😋
Stand Numero 85, cote droite avy eo am Tsangambato dia manisa stand 5 dia faha enina isika
20/06/2026
Ety @ Foire indray isika an
Côte Droite Tsangambato dia manisa Stands 5 dia faha enina isika
☎ 034 70 870 04
Iza daholo no efa nampiasa crème tsihitafototra sy crème by Valimbavaka ? 😍😍
Mba ataovy ao amn commentaire oh
15/06/2026
4000 Ar de mahazo 😍
✨❄️ Mangatsiaka ny andro, aza adino ny mikarakara ny volonao! ❄️✨
Ny hatsiaka dia mety hahatonga ny volo ho maina, mora tapaka ary tsy hamirapiratra. Koa omeo fikarakarana manokana izy amin'ny alalan'ny Crème Zezika na crème tsihitafototra , manampy amin'ny: 🌿 Fampamandoana ny volo
🌿 Fiarovana amin'ny fahamainana ateraky ny hatsiaka
🌿 Fanalefahana sy fanamafisana ny volo
🌿 Fanomezana famirapiratana voajanahary
💚 Crème Zezika-crème tsihitafototra – mpiara-miombon'antoka aminao amin'ny fikarakarana volo isan'andro, indrindra amin'izao andro mangatsiaka izao.
📩 Aza misalasala mandefa hafatra raha mila fanazavana fanampiny na hanafatra.
Crème Zezika sy crème tsihitafototra sy Romarin– satria mendrika hokarakaraina ny volonao! 💆🏽♀️✨
Creme coiffante Tsihitafototra&Romarin: 4000Ar PM / 10 000 Ar GM
Crème Zezika 17 000 Ar 🙏
09/06/2026
Bonbon manga oh, ilay tsiro tena manga 🥭🥭🥭
☎ 034 70 870 04
📍 Box 123 Fihavanana Center Tsarasaotra
Iza no efa mifoha ?
🌱 Tandremo ny fahasalamanao, satria ny fahasalamana no harena sarobidy indrindra. 💚
😍Mirary herinandro vaovao sambatra be hoantsika rehetra 😍
05/06/2026
🌿 Crème Coiffante Tsihitafototra + Romarin
🍯 Savoka Vernis
🌱 Zezika by Valimbavaka
✅ Vokatra voajanahary
✅ Vita Malagasy
✅ Kalitao sy fahafaham-po ho an'ny mpanjifa
📦 Livraison sur Antananarivo sy ny manodidina 📍 Misy ihany koa ny fanaterana amin'ny faritra arakaraka ny fifanarahana.
📩 Aza misalasala mandefa hafatra raha mila fanazavana fanampiny na hanafatra
04/06/2026
✨🌿 FIKAFIKA KELY MANPIVERINA DEMOISELLE 🤣🥚☕
Tsy mila mandany vola be akory vao mikarakara tarehy e! 😍
👉 Taikafe + tamenak’atody ihany no afangaro 👉 Osory amin’ny tarehy madio 👉 Avela 30 minitra 👉 Kobanina dia jereo ny vokany 😘
💯 Manampy hanala ireo sela maty 💯 Mampalefaka sy mampamirapiratra ny hoditra 💯 Mahatonga ny tarehy ho malama sy manjamanja kokoa
⚠️ Tsarovy fa mety tsy hitovy amin’ny olona rehetra ny vokatra azo, ka tsara ny manao test kely aloha amin’ny hoditra.
🥰 Raha tia astuces naturelle sy fikafika mora nefa mahomby ianao dia:
🔥 Araho tsy tapaka ny pejy 👍 Asio J’aime 💬 Asio "MANKAFY" ao anaty commentaire raha hanandrana ianao
❤️ Ny abonné fidèle no voalohany mahazo ireo tsiambaratelo beauté sy santé naturelle rehetra! 🌿✨
aza adino ny mi abonné ✅
Click here to claim your Sponsored Listing.
