Vola Beauty
L’excellence au service de votre beauté
20/11/2024
Vous êtes plutôt lisse ou weavy? 😍
Prenez vos rendez-vous ou venez directement sur place
📍Elysium Plaza Ampantana
17/11/2024
📣Félicitations à nos deux grands gagnants du giveaway 🎉🥰
Nanando RavelomparaaraMorgan Sylvia Razafyafy
Merci à tous d'avoir participé ! Dia aza adino ny manaraka ny page fa hisy lalao matetika ho karakarainay !🥰
15/11/2024
Merci infiniment Paloma & Scottpour votre confiance !!✨❤️ Et vous!!qu'attendez-vous pour venir vous faire chouchouter dans notre salon de beauté ? Nous avons des soins incroyables qui n'attendent que vous ! 🥰"
15/11/2024
Cliente satisfaite 😍
Merci beaucoup madame Julianna Ravakiniaina amin’ny manaraka indray oh❤️
15/11/2024
Tonga ary ity ilay niandrasantsika fatratra🤩Hisokatra rahampitso à partir de 8h ny salon antsika ka tongava maro fa hisy promotion be amin’ny prestations rehetra🥳
Hisaorana be dia be ny Tompo fa vita soa amantsara ihany ny salon de beautéVola Beautyty 🙏🏻🙏🏻
Lieu: 📍Elysium Plaza Ampantana, Antsirabe
13/11/2024
Coloration du jour✨
Efa kely sisa oooh🥰
12/11/2024
Coloration avant-après 🍁
12/11/2024
Coucou daholo ry manjakely isany🥰
Satria moa zany tena bediabe ianareo no tsy nahandry an’ilay jeu dia ho ataotsika androany ary ilay izy ka olona roa no hosarihina
•Ny lokan’ny volohany dia : Brushing+soin+finition steampod avec Pose faux ongles
•Ny faharoa kosa dia misafidy enao na brushing +soin+ finition steampod na pose faux ongle
Ka ireto ary ny fitsipika arahana :
1- Abonnéo sy asio j’aime ny page Vola Beauty
2-Mentionnéo ny namanao dimy (05) handray anjara
3-Partageo en mode public ny post
Ho sarihina amin’ny Alahady 17 novembre amin’ny 5 ora ariva ny mpandresy.
Bonne chance daholo ary oooh🥰🥰
10/11/2024
Faly miarahaba anareo rehetra oh🥰
Ireto ny sombiny amin’ny sarin’ny salon de beauté antsika vaovao izay hisokatra tsy hoe ela ao amin’ny Elysium Plaza Ampatana🤩
Ka ireto avy ny prestations ho atolotray ho anareo: coiffure, coloration,onglerie, épilation… ny prix tena hoe natao ho zakan’ny be sy ny maro mihintsy.
Koa manasa antsika hanao j’aime sy hanaraka ny page fa hisy lalao ho ataonay ny alarobia 13 novembre ho avy izao
NB: ity ny page vavao an’i Vola Beauty fa tsy ilay taloha iny intsony sady efa photo réelle amin’izay reo an🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antsirabe
110
Opening Hours
| 09:00 - 17:00 |
