VENTE Aycha
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from VENTE Aycha, Health/Beauty, Antsirabe.
21/05/2026
ByMe
19/05/2026
17/05/2026
Honey Style Mode
14/05/2026
Tiko be ny manaraka an ito page ito
ahaizana zavatra marobe , manana boky ko izy ho anzay liana , Tuto Cuisine
14/05/2026
14/05/2026
🚨⚠️ OLONA MARO NO TSY MAHALALA FA MISY ARETINA METY HIFINDRA AMIN’NY VAVA SY RORA… 😨👄
Misy aretina sasany tsy mila firaisana akory vao mifindra ❌
Indraindray dia: 🥤 misotro @ vera iray iombonana
💋 mifanoroka
🍴 miray sotro na fourchette
😮💨 mikohaka akaiky
😷 na tsy fahadiovan’ny vava tsotra izao…
…dia efa mety hampifindra microbe sy virus mampidi-doza 😔
⚠️ Koa aza atao tsinontsinona ny fahadiovan’ny vava sy ny fitaovana ampiasaina isan’andro !
👇 Ireto avy ireo aretina 10 tena fahita mety hifindra amin’ny vava sy rora:
😷 1️⃣ Gripa sy sery
➡️ Mifindra amin’ny: 💨 kohaka
💨 etona avy amin’ny vava
💨 rora
🔎 Soritr’aretina miseho: 🤒 tazo
😫 havizanana
😖 tenda mmarar
━━━━━━━━━━━━━━━
🦠 2️⃣ Mononucléose (“maladie du baiser”) 😘
⚠️ Virus EBV no mahatonga azy
➡️ Mifindra amin’ny: 💋 fifanorohana
🥤 vera iombonana
🍽️ fitaovana iombonana
🔎 Soritr’aretina: 😴 reraka be
🤒 tazo
😖 tenda marary mafy
🦴 marary sy manaintaina ny vatana
⚠️ Mety haharitra herinandro maro !
━━━━━━━━━━━━━━━
🧫 3️⃣ Tuberculose
⚠️ Aretina amin’ny havokavoka mety mahafaty raha tsy tsaboina.
➡️ Mifindra amin’ny: 💨 kohaka
💨 rivotra misy microbe
🔎 Soritr’aretina: 😮💨 kohaka maharitra
🩸 misy ra ny kohaka
😓 tsemboka alina
⚖️ mihena lanja
🚨 Mila fitsaboana haingana eny amin’ny hopitaly !
━━━━━━━━━━━━━━━
⚠️ 4️⃣ Papillomavirus (HPV)
🦠 Virus mety mifindra amin’ny: 💋 vava
👄 contact intime
😷 rora
⚠️ Mety hiteraka: ▪️ bouton
▪️ lésions
▪️ cancer amin’ny tenda sy vava
━━━━━━━━━━━━━━━
😬 5️⃣ Herpès amin’ny vava
🔎 Miseho: 💥 bouton manaintaina amin’ny molotra
🔥 mangidihidy
😖 may
➡️ Tena mora mifindra rehefa mivoaka ilay bouton.
━━━━━━━━━━━━━━━
🦷 6️⃣ Gingivite sy infection amin’ny gencive
⚠️ Tsy fahadiovan’ny vava no tena mahatonga azy.
🔎 Soritr’aretina: 🩸 mandeha ra ny nify
😷 fofona ratsy
😖 marary gencive
━━━━━━━━━━━━━━━
🤢 7️⃣ Candidose buccale
🦠 Holatra ao anaty vava.
🔎 Famantarana : ⚪ tasy fotsy amin’ny lela
😖 may ny vava
😣 sarotra mitelina
⚠️ Matetika miseho rehefa: ▪️ malemy hery fiarovana
▪️ mandray antibiotique be
━━━━━━━━━━━━━━━
😮💨 8️⃣ Covid-19
➡️ Mifindra amin’ny: 💨 rivotra
💨 kohaka
💨 etona avy amin’ny vava
━━━━━━━━━━━━━━━
😷 9️⃣ Angine bactérienne
🔎 Soritr’aretina: 😖 tenda marary be
🤒 tazo
😣 sarotra mitelina
⚠️ Mety mila antibiotique raha bakteria.
🛡️ Aza misotro zavatra mangatsiaka be rehefa marary tenda
━━━━━━━━━━━━━━━
🦠 🔟 Hépatite B (indraindray mety mifindra amin’ny rora)
⚠️ Tsy ny rora irery no tena mampifindra azy fa: 🩸 rà
💋 contact intime
🪒 fitaovana maranitra iombonana
🔎 Mety hanimba aty mafy raha tsy vovoatsab
━━━━━━━━━━━━━━━
➡️ Ao @ commentaire misy toro hevitra tsotra hiarovanao izany mety anampy be anao
➡️ Raha mila Conseil sy astuce Naturel manokana ianao dia mandefasa hafatra miafina hoe" CONSEIL SPÉCIAL"fa andray anao an-tanana izahay
⚠️ TSAROVY:
👄 “Ny vava tsy madio dia mety ho fidiran’ny aretina maro ao amin’ny vatana.”
Aretina sasany manomboka amin’ny: 😷 fofona ratsy
🦷 gencive marary
👅 lela misy tasy
😮💨 kohaka tsotra…
…nefa mety hitarika olana lehibe kokoa raha atao tsinontsinona.
━━━━━━━━━━━━━━━
💬👉 Raha tianao mbola hitohy ny astuce & conseil santé dia asio “Misaotra na Merci” ao amin’ny commentaire 🙏
👉 Raha vaovao ianao Abonneo ny pejy Fitsaboana azo antoka & torohevitra mahasoa
👉 Partage faran’izay betsaka 🌍
📞 Contact : 038 99 537 84 | 032 31 238 00
🙏 Ny fahalalana kely indraindray no mamonjy aina.
#️⃣
Click here to claim your Sponsored Listing.
