Outfit By Raissa

Outfit By Raissa

Share

By Raissa.

Photos from Outfit By Raissa's post 16/06/2026

🎀 Rose - Rouge grenat - Beige - Noir 🎀
Manja kelyyyy 🥰🥰🥰

Efa vitsyvitsy sisa ato Amin´ireto manja kely ireto 😍
Disponible de suite Gilet et Chemise taille Standard ✨

15/06/2026

Ity ary ilay coup de coeur anareo eh 😍
✨ Noir - Rouge grenat - Rose - Beige ✨

Disponible daholo : Gilet et chemise noeud 🎀
Chapeaux fourrures Léopards ❄️

Photos from Outfit By Raissa's post 15/06/2026

Ireto mbola tsy nivoaka sary ireto sisa disponible amin’ilay chapeau fourrure 😍

‼️ Léopards Marron et beige , Léopard noir et blanc , beige Uni ✨

20.000 ar foana ❄️

Photos from Outfit By Raissa's post 15/06/2026

Mitoy ny arrivage manitra avion ry malala an ✈️

Ensemble Jeans A.D.I.D.A.S 3 bandes amin’ilay tena avo razana ny Qualité fa aoka kosa hazava an 😍👌

Disponible en taille : S - M - L -XL - 2XL
Tsy maro ny Amin’Ity fa mp malaky aingana , bisous nareo 😘

14/06/2026

Disponible de Suite 👌 Tsy maro izy fa malaky nareo ry malala 🥰

Mini kawoulé kely aloha 😅 miaraka amin’ity ensemble DG avec doudoune pailletée tout blanc faran’izay manja Ity 😍

Taille L sy XL no disponible taille L no anaovako ( somary petite taille ilay izy satria zah taille M ) ✨

13/06/2026

Alefaso malaky ny JP anareo aingana fa mandalo ny Manja 😍
Gilet avec chemise M.I.U ✨ Taille Standard
3 couleur disponible , Dispo ihany koa ny satroka fourrure ❄️

Photos from Outfit By Raissa's post 12/06/2026

Efa commence mangatsika izy Ity an 🥶
Disponible de suite après 2 jours Sady maro karazana izy ho avy any ✨

Ahoana nareo amin’ity satroka fourrure tsara be ity 🥰❄️

Photos from Outfit By Raissa's post 11/06/2026

J-2 sisa dia Tonga ny arrivage nalefa avion ✈️
Disponible de suite après 2 jours fa tsy sur commande ✨

Mafatifaty anie zany eh 😍 Tonga dia Jp par couleur sy modèle mihitsy raha izao 🫣Efa azoko sary antsaina be sahady anie reto ny Outfit anaovana aminy amin’izao ririnina zao eh 🌸

Ataontsika oatrinona Ireto gilet avec chemise faran’izay tsara Ireto ? Sombintsombiny fotsiny ireo fa maro karazana izy any 🥰

Bisous daholo 😘

11/06/2026

Taille XL iray sis disponible dia lany tanteraka ny amin’ity , omena promo be izay maka azy 😍✨

Photos from Outfit By Raissa's post 11/06/2026

🖤 Noir ou Marron 🤎

Ensemble A*D*I*D*A*S Léopard 3 pièces , qualité tena faran’izay tsara Sady Matevina
( misy video ato Amin’ Ny page ) 🥰

Disponible de suite , tena Efa vitsy kely sisa ato an ✨

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Antsirabe
110