Massage Manohisoa

Massage Manohisoa

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Massage Manohisoa, Health/Beauty, Mahazoarivo, Antsirabe.

Photos from Massage Manohisoa's post 28/08/2025

💥🌿Fikarakarana fahasalamana Natoraly🌿💥

Maniry ny haka torohevitra ve ianao ??
Tongava ary manantona ny toeram-pitsabona
🍀MASSAGE MANOHISOA🍀

fa ho azonao izany …
Misy ihany koa ny produit natokana ho anao ao :
Ireto ny sasany amin'izany :
>savon
>sirop
>baume
>produit cosmétiques
>huile végétale
>(...)

Ny toerana :
☺ANTSIRABE ☺:

>Z&A face de BNI
>Tsena Asabotsy
>Face colis express ambavahady mangatsika

☺ANTANANARIVO☺

>Andrefana Ambohijanahary

Mampiavaka anay ny fampiasana an'ireo lohamenaka isan-karazany ( huiles essentielles).☺️

Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia afaka miantso
+261330569541
+261347015536
na koa mandefa MP avy hatrany

Faly mandray anao ny Équipes 🤝

05/08/2025

Tonga indray ary ity ny

eto ANTANANARIVO 🍀

Mandray anjara amin'izany ny équipes :
☺MASSAGE MANOHISOA ☺
( PRODUITS % NATURELLE )

🍀Le 06 - 10 Aogositra 2025 ho avy izao 🍀

Maniry ny haka torohevitra ve ianao ??
Tongava ary amin'io fotoana io fa efa vonona hanome fanazavana feno ho anao izahay ,ary misy produit natokana ho anao ao :
Ireto ny sasany amin'izany :
>savon
>sirop
>baume
>produit cosmétiques
>huile végétale
>(...)

Ny toerana :
MAKI ANDOHATAPENAKA

Mampiavaka anay ny fampiasana an'ireo lohamenaka isan-karazany ( huiles essentielles).☺️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Mahazoarivo
Antsirabe