Apprendre le français en ligne
mampianatra français en ligne hoan'ny débutant
Contact : 038 06 900 05
IRETO ANISAN'NY VOCABULAIRE FRANÇAIS TENA ILAINA AMIN'NY FIAINANA ANDAVANADRO
Je voudrais savoir si... = Te hahafantatra aho raha...
Pouvez-vous m'expliquer...? = Afaka manazava amiko ve ianao?
Je suis intéressé par... = Mahaliana ahy ny...
J'ai besoin de... = Mila...
Je suis en train de... = Eo am-panaovana...
aza misalasala mandefa message raha maniry te hianatra hiteny français ianao, fa izahay Dia manome fianarana en ligne
📘 APPRENDRE LE FRANÇAIS EN LIGNE 🇫🇷
Vocabulaire Français – Malagasy
J'ai faim. = Noana aho.
Je suis fatigué(e). = Reraka aho.
Je suis occupé(e). = Sahirana aho.
Je suis libre. = Malalaka aho.
J'ai sommeil. = Matory aho / Te hatory aho.
Je suis en re**rd. = Tara aho.
Je suis prêt(e). = Vonona aho.
Je suis perdu(e). = Very lalana aho.
Je suis désolé(e). = Miala tsiny aho.
Je suis fier / fière. = Mirehareha aho.
Je suis surpris(e). = Gaga aho.
Je suis calme. = Tony aho.
🇫🇷 Apprendre le Français en ligne 📚 Mianara teny frantsay mora sy tsikelikely.
06/07/2026
izay Mbola sahirana amin'ny français parler azafady misalasala mandefa message aty amiko
Indrindra ianao Mbola débutant zany hoe Mbola tsary nianatra français mihitsy
06/07/2026
aza misalasala mandefa message raha maniry te hianatra français indrindra hoan'areo niveau débutant
06/07/2026
aza misalasala mandefa message aty amiko raha te hianatra français en ligne, indrindra ianareo débutant
06/07/2026
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Website
Address
Antsohihy
101
