Minàtoraly

Minàtoraly

Share

🍀…mikolo ny hatsarana…🍀 Cosméticienne cértifié

06/10/2026

☘☘☘ Masques capillaires Minàtoraly 🔝

Minàtoraly
...mikolo ny hatsarana...

05/10/2026

Erinandro vaovao .... 🥰...Bonne début du semaine les Minàtoralistes 😘🫶🙏

03/10/2026

✨ Maha te hanalava volo be zany oa ny mahita anle olona sasany lava volo sady salama tsara ery e 😍❤
.. Fa tsy oe magie magie koa ane ry reto de lava sy salama tsara ilay volo e 😏 !!!

👉👉Ireto àry misy dingana 3 fara-fahakeliny tokony harahana :
1️⃣ Fantaro oe inona ny antony mampiongotra na tsy mety maha-lava an'ilay volo
2️⃣ Ny fahaizana misafidy ny produits mifanaraka amin' ilay volo sy ny tanjona tina ho tratrarina
3️⃣ Ny fahazotoana sy faharetana manao ilay routine

☘ Ito Shampoing repousse et anti-chute Minàtoraly ito zao dia AKORA NATORALY VOAFANTINA SY VITA SEDRA ary FORMULE TENA VOAKAJY🔝 natao hanadiovana ary hitsaboana ny volo mihintsana sy manampy araka ny tokony ho izy ny fanirin'ny volo.

✅ PRIX : 15 000Ar

Minàtoraly
...mikolo ny hatsarana...

01/10/2026

Mirary soa hoan'ny rehetra amin'ity volana vavao ity 👌💚🫶

Minàtoraly
...mikolo ny hatsarana...

29/09/2026

Produits Minàtoraly no nampiasan'i Naturally Meva Hair teto 😍😍😍

☘️ Shampoing solide Hibiscus
☘️ Masque hibiscus
☘️ Eau florale hibiscus
☘️ Curly crème
☘️ Coiffante gel hibiscus

29/09/2026

Hello hello 🥰

Rehefa manao ilay style de coiffure ondulés na bouclés isika dia samy manana ny méthode mahazatra azy 🆗

Oui oui... ito curly crème Minàtoraly ito dia mety tsara raha hampivoaka ilay boucles naturelles no sady mi-hydrater sy mampalefaka azy 👌💚🫶

.... Tena oe tsara e 😍 😍 😍

Photos from Minàtoraly's post 28/09/2026

Archive sarisary kely nalefanareo Clients 🥰😍😘❤️🙏

26/09/2026

Mankasitraka Naturally Meva Hair ❤️😍😍😍

23/09/2026

🔝Ny Gel Coiffante Hibiscus Minàtoraly dia tena gel natao hanamboatra sy hitazona ny volo ho bouclés na ondulés.

👉👉👉 Izany hoe :
😍Mampivoaka sy mampitovy ny textures an'ilay volo
🕔Mitazona ilay endrika mandritra ny fotoana maharitra.
✨Mampamandina sy mampangirana azy.
... De ozy izay cliente-nay iray zay hoe : ... FOFOM-BOLO MPANAN-KARENA IZY ZANY 😂😹😍

✅✅✅PRODUIT CLEAN✅✅✅

21/09/2026

Mirary erinandro feno fahombiazana hoan’ny rehetra!!! 🙏😘

Website

Address

Batiment 12 Rue Flacourt
Toamasina
501

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Minàtoraly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Toamasina.