Lunette Store Tamatave

Lunette Store Tamatave

Share

🕶️ Lunette Store Tamatave
😎 " Voyez clair , vivez mieux "
🚩 TANAMBAO 5 EN FACE TELMA
☎️ Service clients : 034 26 200 47

Photos from Lunette Store Tamatave's post 30/09/2026

Nouveauté nouveauté sô taraikyyy🔥

Monture carrée fine manifinify kely😍

Tena hoe discrete kely mihintsy! ✨👓

​📍 Lunette store

📞 034 26 200 47

25/09/2026

🙏 CONSULTATION MASO 👁️

✅ Tsy mila rendez-vous
✅ Afaka tonga direct
✅ Consultation rapide & professionnelle
✅ Fitaovana moderne
✅ Service tsara sy accueil matihanina

🚨👁️ OLANA AMIN’NY MASO?
Aza miandry hiharatsy vao manao consultation !

😵‍💫 Marary loha matetika?
📱 Mijery écran mandritra ny ora maro?
🚗 Tsy mazava ny fahitana lavitra?
📚 Mijaly na reraka rehefa mamaky?
👀 Mahatsapa fa mihena ny fahitana?

⚠️ Tsy “fatigue” foana izany…
👉 Aleo jerena sy fantarina izay tena olana.

👓 CONSULTATION MASO — LUNETTE STORE

📍 Près du VIGIE TANAMAKOA
🕗 Lundi au Samedi
☀️ Matin : 8h – 12h
🌙 Après-midi : 14h – 17h30

📞 034 26 200 47

💥 Aza miandry tena tsy mahita!
👉 Tongava manao consultation dieny izao.

👁️ Ny maso no harena sarobidy ampiasaintsika isan’andro. Karakarao dieny izao. 👓🔥

Photos from Lunette Store Tamatave's post 25/09/2026

✨ ÉLÉGANCE & CONFORT​✨
✨

​🖤🤎🤍 Couleur disponilbe:

​Marron Léopard
​Noir Classique
​Transparent Tendence

​👓 Monture légère: Tsy mavesatra mihitsy, mahazo aina tsara mandritra ny tontolo andro!

​📍 Toerana: Lunette Store — eo amin'ny Vigie na akaikin'ny Pharmacie Anjara (Tanamakoa).

​📞 034 26 200 47

​💬 Tongava mitsidika na mandefa message amin'ny mp 🛍️✨

Photos from Lunette Store Tamatave's post 17/09/2026

✨Ity ilay solomaso deux en un😁😍.

​✨Afaka misafidy monture hafa dia solonay anio ny verre😉.

🙌🏻 Mankasitraka antsika rehetra hatrany amin'ny fahatokisana sy ny fifandraisana!💖

💌 Mp pour plus d'infos.

📍Toerana : Tanamakoa akaikiny pharmacie anjara na eo amny vigie.

15/09/2026

Ooô leretsy a! 🤦‍♀️😂

Eo am-body écran mihintsy anie no tena hilana an'ilay solomaso anti-reflet sy anti-lumière bleue e! 🤓💻📱

Neny sasany rehefa hijery télé iny mihintsy indray no hesorina🤦‍♀️😳.

‼️​Ho anireo mijery télé na miasa amin'ny téléphone sy ordi lava ka mora reraka sy marary maso?

👉 Tongava manjifa solomaso spécial écran ato aminay! ✨👓

​Ampio fiarovana ny masonao ho fitiavana azy! ❤️

​Bonne journée daholo🫶🏻✨

Photos from Lunette Store Tamatave's post 11/09/2026

✨ Le Goût du Luxe ✨

🕶️ Tena hoe coup de
coeur🤭

🤎🖤 Couleurs disponibles : Marron & Noir.

📩 Commandez dès maintenant en MP ! 📥 ou contacter le
📞034 26 200 47

​

09/09/2026

🔥MODELE VAOVAO DAHOLO.

🧡LUNETTE STORE

📞 034 26 200 57

08/09/2026

Le tantina be adivarotra be iny😌.
Mentionnéo eto tantina😎.
💥Fa tena misy monture 25.000 ariary ato aminay an.

Category

Website

Address

Toamasina

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lunette Store Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Toamasina.