Chic Nails BNeollah Tulear
A coté du Police Badamera Bazar be Tulear
10/01/2026
Na dia vita aza ny fety dia ataovy manja foana ny Hohonao eeee . Tongava aty ami
CHIC NAILS à Bazar be eto .
Mandray rendez-vous ho anareo tsy te hilahatra .
Tel: 034 20 445 35
033 28 445 35
02/01/2026
Tampitsy jeux tsika annn de Candite numéro 2 Sy candidate numéro 8 no nahazo azy . Félicitations à vous deux, de misaotra betsaka ho anareo zay nandray anjara iaby koua lahy 🥰.
MBA miditra mp amiko ami compte Mi Chic Soa
Nareo roa azafady
Ally Dah (niova anarana enao de lasa sahirana zaho). nahazo ny 👑100000ar 🤑💶
Stéphanie Sentonirina nahazo ny ❤️50000 ar💶🤑
12h 00 tampitsy Jeux tsika eeee
02/01/2026
Aza adino fa afaka kelikely eo ny valin’i Jeux CHIC NAILS « Jala Vita Fety >> iny eeee . Mino zaho fa efa haï nareo oe iza no nahazo ny lalaotsika 😍
01/01/2026
Make up & brushing. By CHIC NAILS ❤️
Merci ma belle 🙏🥰
Tel : 034 20 445 35
033 28 445 35
01/01/2026
CHIC NAILS à Bazar Be Tulear
Tsara foana ny hoho refa miaraka aminay 🥰❤️
Tel: 034 20 445 35
033 28 445 35
27/12/2025
CHIC NAILS à Bazar Be Tulear
Ato extension de cils tsika iny lahy , ho anareo te hana yeux revolver 👁️ 🥰
26/12/2025
CHIC NAILS à Bazar Be Tulear 💅🏻
Tsara foana ne ny hoho refa miaraka aminay eeee ,
Tel : 034 20 445 35
033 28 445 35
26/12/2025
Jeux ✨CHIC NAILS✨ Jala Vita Fety 🤑💶
Candidate numéro 8
Stéphanie Sentonirina
25/12/2025
Jeux ✨CHIC NAILS✨ Jala Vita Fety 🤑💶
Candidate numéro 7
Wëndy ALbükerck
25/12/2025
CHIC NAILS à Bazar Be dia mirary NOELY SAMBATRA HO ATSIKA REHETRA 🌴🎄🌲 . Muahhhhh 🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Tulear
