Mi Krasa
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mi Krasa, Hair salon, Itaosy Dalle, Antananarivo.
💄✨ MI KRASA ✨💄
Glow up garanti 💅 | Beauty Studio tendance
💇♀️ Coiffure • 💄 Make up • 💅 Onglerie
💖 Transforme ton look en version WAOUH
🔥 Des clientes = des résultats visibles
📍 Antananarivo
📩 Réserve ton rendez-vous maintenant
⚡ Inbox = transfo
27/05/2026
✨ PROMOTION SPÉCIALE FÊTE DES MÈRES ✨
Parce qu’une maman mérite aussi de prendre soin d’elle 💖
Mi Krasa vous invite à un magnifique Atelier Make Up pour apprendre à vous maquiller comme une pro ✨💄
📅 Date : 29 Mai 2026
📍 Lieu : Mi Krasa
💰 Tarif : 25 000 Ar seulement
💝 Offre spéciale Fête des Mères :
Fais-toi plaisir ou offre ce moment unique à ta maman 🥰
Au programme :
✔️ Teint parfait
✔️ Regard intense
✔️ Pose rouge à lèvres parfaite
✔️ Astuces & conseils personnalisés
🎁 Bonus offert : fiche technique + conseils produits
⚠️ Places limitées !
📞 Réservation : 038 14 718 99
bonjour daholo! 👋
mankasitraka antsika rehetra izay nandalo tato amin'ny salon Mi Krasa nanomboka ny Sabotsy hatramin'ny omaly fa tena mamy be ianareo🥰
tsy misokatra izahay androany Talata 26 Mai fa manomankomana ny fankalazana ny fetin'ny reny indray❤️💗❣️
misy cadeau mamy be omaninay ho anareo maman ❤️🥰💗❣️
20/05/2026
ty ndray le tsy mety lany lamaody mihintsy 🥰❣️❤️🥰
air force vrai cuir
✨85 000ar
✨pointure 36 à 42
📞 038 14 718 99
Livraison possible ❤️🥰
20/05/2026
Air force bleu, lachet noir 🥰😍🥰
✨90 000 ar
✨pointure: 36 à 42
✨livraison possible à partir de 3000ar
🥰❤️🎀❣️
20/05/2026
Ty koa afaka ho entina mitsangatsangana tsara😘🤩🥰
Jord 4SB
✨80 000 ar
amin'ilay qualité tsara an 🥰🤩
✨pointure 36 à 42
📞038 14 718 99
20/05/2026
coucou daholo🥰🤩😘
vaovao be ty an! 😍♥️🥰
sady afaka atao cadeau ho an'ny maman no sady mety hoentina amin'ny Lundi de Pentecôte koa an💖💗
aza tara❣️🥰
✨Jord One Red
✨1er choix
✨150 000 ar fotsiny 🥰😍
📞038 14 718 99
aza tara fa vitsivitsy ny stock ❤️
19/05/2026
bonjour daholo tsika rehetra,
mankasitraka an'ireo rehetra nahatoky any hatramin'izay aloha e! 🙏🙏
Amin'izao ankatoky ny pentecôte zao dia mbola faly be foana izahay mandray anareo ato amin'ny MI KRASA Coiffure,🎀🎀
sady manao volo nareo no maka ambiance keli🥰🥰🥰
misy cadeau surprise omenay anareo rehetra izay tonga 🥰❣️❤️
ety amin'ny Dalle Itaosy no misy anay an 🥰 😘 🥰
dia afaka miantso ihany koa raha sendra hoe tsy mahita ny toerana
📞038 14 718 99
Afaka maka rendez-vous ihany koa an 🥰❤️❣️
raha betsaka2 ny prestation dia ataonay VIP keli tsara keli nareo 🥰🤩
bisous daholo😘😘
10/05/2026
izy 2 miaraka 🥰 20 000ar fotsiny 🥰
Raha te ho curly2 ndri 🥰😘
📞038 14 718 99
Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Misaela Andriamanakoto
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
102
