Saina Mahomby

Saina Mahomby

Share

Ny “esprit subconscient” dia singa iray ao amin’ny saina izay manaiky sy manatanteraka izay eken’ny olona iray ho marina aminy na dia diso tanteraka aza

11/08/2026

Mihena ny valeur nao rehefa disponible ho an'ny olona foana ianao

Photos from Saina Mahomby's post 26/07/2026

📢 AMBATOLAMPY SY NY MANODIDINA!

🎉 VACANCES INFORMATIQUE 2026! 🎉

💻 Te hahay informatique ve ianao? Izao no fotoana hanovana ny ho avinao!

🎓 Misokatra ny fisoratana anarana ao amin'ny A&F INFO.

📚 Hianaranao: ✅ Windows ✅ Microsoft Word ✅ Microsoft Excel ✅ Internet sy Email

📍 Afaka misafidy ianao: ✔️ Présentiel ✔️ En ligne ✔️ À domicile

👨‍🎓 Na mpianatra, na mpiasa, na mitady asa, na mpandraharaha ianao, dia natao ho anao ity fiofanana ity.

🎁 BONUS: Araho (Abonnez-vous) ny pejy, zarao ity publication ity, dia mahazoa formation GRATUITE sy torohevitra mahasoa!

📩 Soraty hoe "VONONA" amin'ny commentaire na alefaso message dieny izao mba hamandrika ny toeranao.

🚀 Ny fahaizana informatique dia lakilen'ny asa, ny fandraharahana ary ny fahombiazana. Aza tara fa voafetra ny toerana!

Photos from Saina Mahomby's post 20/07/2026

AMBATOLAMPY SY NY MANODIDINA!!
VACANCE INFORMATIQUE Oooo!!!!!

💻🚀 TE HAHAY INFORMATIKA VE? IZAO NO FOTOANA HANOVANA NY HO AVINAO!

🎓 Misokatra ny fisoratana anarana ao amin'ny A&F INFO.

Hianatra mora sy azo ampiharina ianao: ✅ Windows ✅ Microsoft Word ✅ Microsoft Excel ✅ Internet sy Email

📍 Afaka misafidy: Présentiel • En ligne • À domicile

Na mpianatra ianao, na mpiasa, na mitady asa, na mpandraharaha dia natao ho anao ity formation ity.

🎁 BONUS: Abonnez-vous amin'ny pejy, zarao ity publication ity, ary mahazoa formation gratuite sy torohevitra mahasoa.

📩 Soraty "VONONA" amin'ny commentaire na alefaso message dieny izao raha te hisoratra anarana.

🔥 Ny fahaizana informatique dia manokatra varavarana ho amin'ny asa sy fahombiazana. Aza avela handalo ity fahafahana ity!

19/07/2026
Photos from Saina Mahomby's post 18/07/2026

💻
💻 TE HAHAY INFORMATIKA VE IANAO?

🚀 Tongava mianatra ao amin'ny A&F INFO!

✅ Formation en présentiel
✅ Formation en ligne
✅ Formation à domicile

📚 Hianaranao: 🖥️ Windows 📝 Microsoft Word 📊 Microsoft Excel 🌐 Internet & Email

🎯 Mety ho an'ny mpianatra, mpiasa, mitady asa, mpandraharaha ary izay rehetra te hanatsara ny fahaizany informatika.

🎁 BONUS! 👉 Abonnez-vous à notre page. 👉 Zarao ity publication ity. 👉 Mahazoa formation GRATUITE sy torohevitra mahasoa.

📩 Soraty "Vonona" amin'ny commentaire na alefaso message izahay raha te hisoratra anarana.

⭐ Aza miandry ny fotoana mety, fa ataovy anio ny dingana voalohany mankany amin'ny fahombiazana!

le monde

Photos from Saina Mahomby's post 17/07/2026

💻🔥 TE HAHAY INFORMATIKA VE IANAO? A&F INFO NO HANOVA NY HO AVINAO AMIN'IZANY! 🔥💻

🎓 Misokatra ny fisoratana anarana!

📚 FORMATION EN INFORMATIQUE ✅ En présentiel ✅ En ligne ✅ À domicile (araka ny fotoana sy ny toerana mety aminao)

Hianaranao: 🖥️ Windows 📝 Microsoft Word 📊 Microsoft Excel 🌐 Internet sy Email 📁 Fampiasana ordinateur ho an'ny fianarana sy asa

🎯 Mety ho an'ny: 👨‍🎓 Mpianatra 👩‍💼 Mpiasa 👨‍💻 Mitady asa 👨‍💼 Mpandraharaha Na izay rehetra te hahay informatique!

🎁 SURPRISE! 👉 Abonnez-vous à notre page. 👉 Zarao ity publication ity. 👉 Mahazoa formation gratuite sy torohevitra mahasoa tsy tapaka!

📩 Manorata "INFO" amin'ny commentaire raha te ahazo formation gratuit na antsoy izahay raha hisoratra anarana.

⭐ Aza miandry rahampitso fa manomboka anio ny fahombiazanao!

Photos from Saina Mahomby's post 17/07/2026

💻🔥 TE HAHAY INFORMATIKA VE IANAO? A&F INFO NO HANOVANA NY HO AVINAO! 🔥💻

🎓 Misokatra ny fisoratana anarana!

📚 FORMATION EN INFORMATIQUE ✅ En présentiel ✅ En ligne ✅ À domicile (araka ny fotoana sy ny toerana mety aminao)

Hianaranao: 🖥️ Windows 📝 Microsoft Word 📊 Microsoft Excel 🌐 Internet sy Email 📁 Fampiasana ordinateur ho an'ny fianarana sy asa

🎯 Mety ho an'ny: 👨‍🎓 Mpianatra 👩‍💼 Mpiasa 👨‍💻 Mitady asa 👨‍💼 Mpandraharaha Na izay rehetra te hahay informatique!

🎁 SURPRISE! 👉 Abonnez-vous à notre page. 👉 Zarao ity publication ity. 👉 Mahazoa formation gratuite sy torohevitra mahasoa tsy tapaka!

📩 Manorata "INFO" amin'ny commentaire raha te ahazo formation gratuit na antsoy izahay raha hisoratra anarana.

⭐ Aza miandry rahampitso fa manomboka anio ny fahombiazanao!

16/07/2026

lalana mandeha mianatra ao Kiangara Ankazobe...

Sary indrana: Rise up mada

03/07/2026

Inona marina no maha samy hafa ny DEMANDE D'EMPLOI sy ny LETTRE DE MOTIVATION ?

Maro ny mpitady asa no mbola mihevitra fa zavatra iray ihany ny Demande d'emploi sy ny Lettre de motivation, kanefa samy manana ny tanjony izy ireo.

1. Demande d'emploi

Ny Demande d'emploi dia taratasy mangataka asa amin'ny fomba ofisialy. Ny tanjony dia ny mampahafantatra ny mpampiasa fa maniry ny hiasa ao amin'ny orinasa na fikambanana iray ianao.

Matetika izy io:

Fohy sy mivantana.
Mifantoka amin'ny fangatahana ny toerana.
Tsy miditra lalina amin'ny antsipirian'ny traikefa sy ny fahaiza-manao.

2. Lettre de motivation

Ny Lettre de motivation kosa dia natao handresena lahatra ny mpampiasa fa ianao no kandida mendrika indrindra.

Ao anatin'izany dia hazavaina :

Ny antony itiavanao ilay toerana.
Ny fahaiza-manao sy traikefa anananao.
Ny sanda azonao entina ho an'ilay orinasa na fikambanana.

Izy no mamaly ny fanontaniana hoe:
"Nahoana izahay no tokony hifidy anao?"

Raha fintinina

- Demande d'emploi = Mangataka asa.
- Lettre de motivation = Mandresy lahatra ny mpampiasa mba hiantso anao amin'ny entretien.

👉 Na dia miaraka alefa aza izy roa indraindray, dia tsy mitovy ny tanjony ary tsy tokony hitovy ny votoatiny. Ny fananana taratasy voasoratra araka ny tokony ho izy dia mampitombo chance ho anao

01/07/2026

Ny asa vita no hitsarana ny olona iray.
Nahavita betsaka ho an’ny gasy i Mopera Pedro.
Fanompoana nasesiky ny Fitiavana sy ny Fankatoavana Ny Tompo no nataony.

Fijoroana vavolombelona ny fampiharana ny Filazantsara fa tsy tantaraina fotsiny.

An’i Jesosy irery ny Dera, ny Haja ary ny Voninahitra‼️

Category

Website

Address


Ambatolampy

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Saina Mahomby posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Ambatolampy.