Prix de Gros
Entana tsara nefa mora
14/06/2026
⌚🥰🩷 Montre Stella 🩷
Mirehitra afaka atao arendrina izy ity 💥💥
Zaza 3 _10ans eo no mety aminy. 💞
PRIX 15000ar
13/06/2026
👜 Sac à main mahafatifaty ❤
Couleur disponible rose, bleu, blanc, noir
PRIX 15000ar
12/06/2026
Crème à main 🥰🥰🥰
Manala mangavoka sy mampalefaka hoditra
Manitra bê😊
PRIX : 15000ar izy 5❤
04/06/2026
Satroka indray ary e.
15000ar
04/06/2026
Hajao ny asanao, ataovy tsara ny asanao. Fa indrindra, ento am-bavaka ny asanao...
03/06/2026
🙂 AOKA IZAY ITY MIMENOMENON-DAVA
ITY E.... SA AHOANA?
-
Mimenomenona rehefa mahita volofotsy...
Mimenomenona rehefa tsy antonina intsony ny akanjo...
Mimenomenona rehefa mahatsiaro tena ho antitra...
😏 Ampy nama izay fanarabian-tena izay a, aoka izay ity:
— “Lasa antitra aho…”
— “Lasa matavy aho…”
DIA MANINONA anefa e...?
Raha mandinika kokoa isika… dia tokony hangina...
🪞 Tsarovy fa tsy ny rehetra no mahazo io “olana” io.
✓ Misy olona maro izay tsy nahita ny volofotsiny.
✓ Misy koa izay tsy nahatsapa ny lanjan’ny taona sy ny fiainana.
✨ Angamba, ilay zavatra itarainantsika no mety ho porofo fa mbola nomena andro iray hafa isika.
• Ny volofotsy dia mariky ny fahendrena sy ny fahavokisan-taona (... raha tsy volon-kiry! 😅🙈)
• Ny fiovam-batana indray dia fahatsiarovana mangina fa mbola miaina isika, mbola velona isika,...
😌 Raha ny marina, tsy ny fahanterana no tokony hampanahy antsika indrindra… FA ny fomba iainantsika ny fotoana nomen'ny Tompo ho antsika.
📖 Voasoratra hoe: “Mampianara anay hanisa ny andronay, Hahazoanay fo hendry.”
— Salamo 90:12
🤗 Koa raha mahita volofotsy ianao anio… aza malahelo na tezitra e... Satria fahasoavan'ny Tompo izany.
👉 Eto sy anio, misaora AN'ANDRIAMANITRA noho izany tombom-pahasoavana nomeny anao izany.
Hotahin'i Jesoa 🙏 😘
---
01/06/2026
Satroka mahafatifaty 😍
PRIX 15000ar
Livraison à partir de 4000ar 🚚
⛔ Afaka mandefa any@faritra
01/06/2026
Montre avec 2 bracelets
PRIX 15000ar
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Andoharanofotsy
102
