Cosmetics by Mah
vente produit cosmétique en gros et detail
10/03/2023
Lotion anti chutte 100% naturel
Erin'andro ianao Dia mahita vokatra.garantie 100% ny fiasany
04/09/2022
Gamme channel
Authentique made in france
12/08/2022
02/07/2022
🥰🥰Shampoing colorant marron🥰🥰
👉*sans oxydant,
👉*sans ammoniaque
👉*,sans paraben
👉*sans sulfate
👉*Quantité 400ml
👉sous livraison👈
MP pour la commande /tel 0347420591
Prix 40000ar
07/06/2022
👀volo vakivaky,volo tapatapaka,volo simban ny produit chimique,miaro ny volo rehefa mampiasa brushing,miaro @ ultra violet,mampangirana volo🥰🥰serum cheveux keratin🥰🥰🥰no ampiasao raha tinao ho salama ny volonao
Prix 15000ar
🛵🛵🛵sous livraison 3000ar
👉MP OU 0347420591 pour commander
30/05/2022
👉Mangatsika zao ny andro.
👉Mietsika ny goute, rhumatisme, sy aretina manaintaina rehetra , ny hazondamosina.
👉 Crème Manala fanaintainana.
Prix 15000ar
Mp pour commander
23/05/2022
Arrivage indray ary o!🥰ireto ny crème miaro ny hoditra tsy ho vakivaky amin'izao andro mangatsiaka izao sady azo atao cadeau fête des mères a❤,mety ho an'ny rehetra amin'ny vidiny mirary 12.000 Ar fotsiny nefa 250ml be izao👍👍
👉le beurre de cacao:manala ireo tache madinika amin'ny vatana,manala tsatsakoatra
👉le carotte:manalefaka sy miaro ny hoditra ary manazava ny hoditra,mamerina ny éclat naturelle anao
👉le vitamine E:sad azo atao amin'ny tarehy,ma namandina an'ireo hoditava maina,manalefaka hoditra
Ataovy ary ny safidinao d mi commande amin'ny mp na 📞0347420591😍😍
Sous livraison hatrany
Mandefa amin faritra
16/05/2022
Vaovao amin'izao ankatoky ny fête des mères izao❤,shampoing+après shampoing+lotion cheveux 30.000 ar 👍 fotsiny:
👉Le orange a base de 🥕 🥕,miaro ny volo tsy ho simban'ny appareil chauffant,mamerina ny volo ho salama sy malefaka ary mampangirana azy;
👉Le jaune a base na🥚🥚,manala angandrano,manalefaka sy manamafy ny tahombolo,manasitrana ny volo tapaka sy vakivaky
Mp ary ny commande na 📞 0347420591
Livraison tana /mandefa faritra
09/05/2022
🍀Tonga indray izy ity an so dia tara eo indray☘️
🍂🍂CREME MILK
Crème vita avy @ ronono
🌹Manala ny tâche rehetra Amin vatansma
🌺Mety Amin oditra rehetra
🌺Panda,Elakelampe,helika sy izay rehetra maintimainty manelingelina anao
🌺Rehefa madio tsy miverina intsony
🌼🌼Prix 15000ar🌼🌼
🛵Sous livraison
🚎Mandefa faritra rehetra
Mp pour commander
06/05/2022
Arrivage huile parfumé Hanna's Secret🥰,tsara fofona be,15ml izy a,sans alcool👍:
-misy ho an'ny rehetra ho andehilahy sy ambehibavy
-maharitra be fa kely fotsiny no hosorana dia efa manentoento,
-longue tenue 24h,15.000ar ny 2 pièces
-livraison a partir de 2 pces
-afaka mitondra maromaro izahay d manao choix ianao réf manatitra azy,mp ary o😍
06/05/2022
🥰🥰Parfum et sérum pour cheveux🥰🥰
👉Sady Manimanitra ny volo no voakarakara
👉Prix 15000ar
👉Livraison tana
👉Mandefa @ faritra
Mp pour commander
28/04/2022
🥰🥰FEM CREAM BLEACH 🥰🥰
😍Manakona tache ,panda,point noir,ride,😍
Azo ampiasaina amin ny vatana rehetra
🤩🤩In 1 mampiasa enao dia maharitra 2 volana b izao ny fiasany .tsy mila mampiasa fond de teint intsony enao satria madio sy mazava tsara ny tarehinao,.azo ampiasaina @ vatana rehetra io an,helika ,elakelampe,sy izay misy tache reverra eee.afapo tsars enao mampiasa azy.
👉Prix 25000 ar
👉Manao livraison
👉Mandefa faritra
👉MP pour commander👈
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Anosy Avaratra
