Endless Beauty

Endless Beauty

Share

" Ici, la Qualité passe avant le Prix" ♥️

24/09/2026

‼️ MANANA 1 MINITRA VE IANAO???
.. Te hiteny Aminao fotsiny Izahay hoe aza adino ny mikarakara ny vatanao , ☺️♥️🫶
Tsy haingitraingitra velively akory sanatria an , fa mendrika azy izany nohon' ny rotoroto andavan'andro , 🥺

📍 Manaova manja 🫶
📍 Misotroa Rano
📍Manaova fanatanjahatena
📍 Mamakia boky na miala voly
📍 Matoria adiny 8h ...

🌞 Torohevitra vitsivitsy ireo an , fa Mbola betsaka' ny atao hoe "Fikarakarana vatana" ☺️🙂

🏠 Adiresy tsy miova Raha te hisafidy ny Endless Beauty ianao
ITAOSY ampitan'ny Arrêt Bus Dokotera (ambanin'ny Cfpa)
⏰7h30 à 6 ora hariva
📞 0383733136 ( Miasa anatin'ny ora fisokafan'ny Salon)

🌸Take care of yourself,you deserve it ...

Photos from Endless Beauty's post 08/07/2026

♥️ RUBY ROMANCE ...

🌸 Élégante, Raffinée et Irrésistiblement féminine 💅

🏠 Endless Beauty ITAOSY en face arrêt bus Dokotera

📞 038 37 331 36

⏰ 7h30 à 18h

Photos from Endless Beauty's post 23/06/2026

🌸 Asaramanitra mamikely, Fanomezana mamikely🥰

🇲🇬🇲🇬 Tahaka ny fanaontsika isan-taona , amin'izao Fetin'ny FAHALEHOVAN-TENA Izao,hoanareo Mpanjifa rehetra manao Prestation mihoatra ny 10 000ar monja dia Omenay " cadeau surprise" 🥳🥳🤩

❣️ Aza tara ary an 🙂 toerana tsy miova

🏠 Endless Beauty ITAOSY ampitan'ny Arrêt Bus Dokotera ( Misy vulca akaikiny)
⏰ 7h30 à 18h
📞 038 37 331 36



📸 Coloration by endless Beauty (No filter)

05/06/2026

📍 Plus de service... moins de temps perdu et toujours un résultat impeccable 👌♥️

💥 Double équipe, double efficacité!

🌸 Isany mampiavaka anay ato amin'ny Salon Endless Beauty ity "service Combos" ity indrindra hoanao maika na tsy dia manana fotoana betsaka 🙂 .. Aingana Kokoa , Pratique kokoa
👇 Aza misalasala miantso sy manantona ary ...

⏰ 7h30 à 18h
📞 RDV: 038 37 331 36
🏠 Ampitan'ny Arrêt Bus Dokotera itaosy

Photos from Endless Beauty's post 29/04/2026

✅ TAADAAAMMMM ... 🥰🥰

🤎 Chocolat Glossy

☑️ Effet lumineux naturels
☑️ Cheveux brillants et soyeux
☑️ Couleur élégante adaptée à toutes les saisons

💌 Inbox pour réservation & Informations
📍 Réserver dès maintenant sur : 0383733136

Endless Beauty Itaosy En face arrêt bus Dokotera

Photos from Endless Beauty's post 25/04/2026

♥️" Une petite histoire qui nous a fait sourire aujourd'hui...

🌸 ... Une cliente est venue chez nous après avoir demandé a " ChatGPT " , et notre salon Endless Beauty a été recommandé 🥺🥺 ,
Elle fait partie de nos clientes maintenant 🙏🙏🥰

📍 Un immense merci pour vous, et merci pour votre confiance ♥️

Ps: Notre Cliente a réalisé une coloration... Le résultat sera dévoilé bientôt !☺️🥰

🫵Rester connecté

🏠 Itaosy En face arrêt bus Dokotera

Photos from Endless Beauty's post 22/04/2026

❌ SARY TSY MISY IDIRANY ,FA VAKIO HATRAMIN'NY FARANY !!!!!

✅ BRUSHING TOUTES LONGUEUR = 10 000Ar 😱(Offre du jour: Finition Lisse - Boucle - Wavy)

🥰 Eny tompoko, te hisaotra anareo mpanjifa maro be Izahay dia anjaranay Indray no mi Gâter anareo amin'ity Offre ity ....

📍 OFFRE SPÉCIALE mandritran'ny ALAKAMISY - ZOMA hoavy Izao 🫶

⏰ 7h30 à 6ora Hariva
🏠 Endless Beauty Itaosy ampitan'ny Arrêt Bus Dokotera (Misy vulca akaikiny)
🫵 Tsy afaka mandray RDV anatin'ny Ora fiasana amin'ireo Andro ireo 🙂

📸 Extension Gel Uv

Photos from Endless Beauty's post 20/04/2026

🌸 Derrière chaque "Maquillage" se trouve une Femme passionnée ☺️

❣️ Aujourd'hui, la Team Endless Beauty passe avant l'objectif, pour vous montrer le résultat en toute simplicité !❣️
.... " Et si c'était votre tour de Briller " ??

📍 Réserver dès maintenant, On s'occupe du reste 👌

📞0383733136
⏰ 7h30 à 18h
🏠 Itaosy En face arrêt bus Dokotera

15/04/2026

✅ SEMAINE GÉNÉREUSE 🥰🥰

🔴 🔴 Araka ny fangatahanareo an , dia Andao fa ho tanterahitsika ity tolotra iray ity ☺️

🪮✂️ COUPE GRATUITE !!!! 📢

📍 Eny tompoko, mahazo coupe maimaimpoana avokoa Ianareo rehetra Izay Manao "Prestation Coiffure" ato amin'ny Salon ☺️
(Tarif coupe :5K - 10K)

💨 Aza miandry ela intsony ary fa Mandalo Izy ity an 🙂

🏠 Toerana: Endless Beauty Itaosy Ampitan'ny Arrêt Bus Dokotera
📞 0383733136
⏰ 7 Ora sy sasany - 6 Ora Hariva

Category

Telephone

Address


Ambonisoa Itaosy (eo Ampitan'ny Arrêt Bus Dokotera)
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:30 - 18:00
Tuesday 07:30 - 18:00
Wednesday 07:30 - 18:00
Thursday 07:30 - 18:00
Friday 07:30 - 18:00
Saturday 07:30 - 18:00
Sunday 07:30 - 12:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Endless Beauty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.