Bio Naturel

Bio Naturel

Share

Bio naturel : votre marque de produits cosmétiques et nutritionnels "made in Madagascar" , faits à

Photos from Bio Naturel's post 24/09/2021

Ito indray ary hoan'ireo izay mbola tsy nahazo ô! Efa maro ianareo no afa-po ka hisaoranay ireo izay efa nannjifa ary manentana ho an'izay mbola tsy nanjifa😉

Maniry mba te hitombo vatana ve ianao nefa sarotra mitombo, sady te hatanjaka ihany koa ve? 😀
👉 ity ny vahaolana ho anao :
🌿Ny "Fenu-Moulu" vokarin'ny Bio naturel dia azo avy amin'ny zava-maniry, 100% natoraly , ary voafantina tsara, ka mahatonga azy hanana ny kalitao tsara indrindra "qualité au top" 🌿👍
🍀mapitombo vetivety, (2 à 5kg na mihoatra aza isam-bolana) : mahatsara bika, mapanofosana fa tsy mapatavy.
🍀mety ho an'ny lehilahy sy vehivavy, na ankizy na lehibe ankoatran'ny vehivavy bevohoka
🍀mety foana na manao sport ianao na tsia
🍀mapatanjaka ary mampitombo ny hery fiarovana ihany koa nohon'ny otrikaina maro entiny.
🍀mandamina ny fatran'ny siramamy anaty rà noho izany tsara ho an'ny diabétique ihany koa.

Mandefasa mp avy hatrany raha iana ianao 🌺
Aza adino nymanaraka ny pejy Fb : Bio Naturel fa vonona hizara ny mahasoa ho anao hatrany izahay☺️

Manao livraison ary mandefa any amin'ny faritra rehetra izahay🚴

12/03/2021

Efa 500 noho mihoatra isika izao no manaraka ny pejy 😀
Efa maro ihany koa ianareo mpanjifa no afa-po ka misaotra indrindra amin'ny fahatokisana ☺
Manasa anareo izay mbola tsy nanjifa rehetra fa vonona hatrany izahay ekipan'ny Bio Naturel hanome fahafaham-po ho anareo 😉😍
🍃Araho ny pejy fa hisy vokatra vaovao hivoaka atsy ho atsy 🍃

Ary mbola misy hatrany ilay produit fenu-moulu, izay mapangeda, mapanofosana, mapatsara bika, mapitombo hery, sy mandanjalanja ny tahan'ny siramamy ao anaty rà, ary voka-tsoa maro.
Aza misalasala manantona ao amin'ny mp 😉

18/12/2020

Iza no te hitombo nefa tsy mety miangeda mihitsy ? 😀
👉 ity ny vahaolana ho anao :

🌿Ny poudre de fenugrec vokarin'ny Bio naturel dia azo avy amin'ny fenugrec pur 100% natoraly , ary voafantina tsara, ka mahatonga azy hanana ny kalitao tsara indrindra "qualité au top" 🌿👍

🍀mapitombo vetivety, (2 à 5kg na mihoatra aza isam-bolana) : mahatsara bika, mapanofosana fa tsy mapatavy.
🍀mety ho an'ny lehilahy sy vehivavy, na ankizy na lehibe ankoatran'ny vehivavy bevohoka
🍀mety foana na manao sport ianao na tsia
🍀mapatanjaka ary mampitombo ny hery fiarovana ihany koa nohon'ny otrikaina maro entiny.
🍀mandamina ny fatran'ny siramamy anaty rà noho izany tsara ho an'ny diabétique ihany koa.

Mandefasa mp avy hatrany raha mliana ianao 🌺

Araho ny page fb : Bio Naturel 😊

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bio Naturel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.