Tresse et mode by rant's
coiffeuse spécialisé en chignons avec tresse et maquilleuse a domicile
05/08/2026
Salut les filles 🖐️
Ra foy ny volonao dia afaka asiana tissage
Ireto volo ireto no atao hoe Mermaid
Volona sirènes
60 Isa izy ireo tsisy mitovy !
Fa Samy hafa avokoa
Mp na 0339323314
03/08/2026
Efa + de 13 ans kosa no nianarako azy e! Hi3
Dia efa kopy nareo hoe inona avy ny échecs ,étapes ary ny patiences nolalovako
Ra tsy zany reo tsy mivoka mlayb otr’ireo
02/08/2026
Une fille 4 coiffures d izay tianareo !
Fa manjab daholo izy 4
0339323314 na mp 😍😘🥰
31/07/2026
Volo manjabe no hatolotro ho anareo androany 🥰♥️😘
Merci bcp nametraka fitokisana t@ nay
Tel 0339323314
26/07/2026
Salut les filles 🖐️
Ireto avy ny fitambaran’ny volo efa nataoko hatr’
Afaka manatona anay ianareo, ao @ ALICIA ´S BEAUTY NAMONTANA en face colis express fa sur rendez- vous ihany ( appel na sur mp) rehefa week end dia a partir de 14 h aho vao ao.
A partir de 40k a70k événementiel na olontsotra 😍😘🥰
Miavaka fona oa rehefa miaraka @ nay🥰😍🥰
Tel 0339323314
25/07/2026
😘🥰😍🤩
23/07/2026
Manja ne zany e! Hafa kely 😘🥰
Miavaka oa nareo rehefa raisin’i tresse et mode by rant’s
Mp na 0339323314
12/07/2026
Salut les filles ✋
Marobe ianareo no Foy volo ato @ page ato ito misy chalenge kely omeko anareo manja kely izy e!
Natao faraze tsotra ilay mak up effet naturel be miitsy
Tel 0339323314 na mp ary o!
04/07/2026
Salut les filles ✋
Asa efa fataoko fona fa tsy foinareo cliente mihintsy
Afa♥️fona rehefa miaraka @ nay
Mp na 0339323314
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Tetezan’ny Namontana Sonerana
Antananarivo
