Fify boutique
Formation et vente enligne
🌸🌸 ATELIER ONGLERIE TAMATAVE🌸🌸
Ho anao zay Lina Ho nefa tsy mahay natao anao zay mbola débutante ty formation ongleri enao momba ny ho À et Z
Ny Asabotsy 15 sy ny Asabotsy 20 juin 2024
Manomboka amin'ny 8ora maraina mandrapariva 5 ora
Eny, vita indray andro mihitsy satria tonga dia pratique avy hatrany : zay hay miantoka fitaovana enarana
Ireto avy no hianarantsika:
-soins manicure et pédicure
- pose vernis permanent
- dépose vernis permanent
- pose faux ongles
- gainage
- extension gel
- nail'art
- accueil clientèle
Amin'ny sarany 35 000 ar
Toerana: hôpital be analakinina
🌸🌸Voafetra dia voafetra ny toerana 🌸🌸
Afaka tonga dia manoratra anarana amin'ny message privé
📞 034 9618994 na0341250388
🌸🌸 ATELIER ONGLERIE TAMATAVE🌸🌸
Andao hianatra onglerie Na débutant na efa avancé ianao ka te hahafehy misimisy kokoa
Ny zoma 15 Sy Ny Asabotsy 16 decembre 2023
Manomboka amin'ny 8ora maraina mandrapariva 5 ariva
Eny, vita indray andro mihitsy satria tonga dia pratique avy hatrany ary misy boky gratuit 7000ar✨😍
Ireto avy no hianarantsika:
-soins manicure et pédicure
- pose vernis permanent
- dépose vernis permanent
- pose faux ongles
- gainage
- extension gel
- pose Americaine
- nail'art
- accueil clientèle
Amin'ny sarany 35 000 ar
Toerana: morafeno toky paripain
🌸🌸Voafetra dia voafetra ny toerana 🌸🌸
Afaka tonga dia manoratra anarana amin'ny message privé
📞 034 9618994 na0341250388
27/11/2023
17/10/2023
Mp zay atao mode .Bevoka ,kids,curly,fohy volo,atao manja kley. misy sarany kely 😘❤
07/10/2023
MP zay atao hotr'reo @,ny sariny Reo❤❤
19/09/2023
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Fify boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
