Poutsie nails
❤️❤️" Travailler avec passion, avancer avec détermination." ❤️❤️
11/08/2025
"Des ongles qui attirent tous les regards… et les compliments 💖💎"
💅💅💅💅💅
15/12/2024
💄💄Ankoatran'ny fikarakarana ny hoho Dia manao maquillage ihany koa Poutsie nails 💅💅
📍 Aza adino ny manao réservation fa efa feno2 ny date faran'ny taona ity 😍😍😍
16/11/2024
💅💅Poutsie Nails💅💅
📍 Afaka ataonareo tsara anie ny Manolo vernis rehefa leo iny e 🙂
📍 Teto izao efa 2 semaines ilay Faux ongles fa mbola tsisy niala Dia ny vernis fotsiny no nosoloina 🙂
📍 Aza adino anefa n'y maka rendez-vous rehefa hikarakara hoho ato amin'ny Poutsie Nails 💅💅
01/01/2024
Poutsie nails💅💅💅💅
31/12/2023
Ho alefatsika tsikely2 eto avokoa ny hoho anareo fa aza mataotra 💅💅💅💅
Abonnez-vous 💅🥰🥰🥰💅
30/12/2023
Teny kely hamaranantsika ny taona 2023 :
* Rehefa hanao hoho ianareo dia aza adino maka rdv , izany hoe miteny mialoha
* Hajao tsara ihany koa ny lera izay omenareo sy hifanarahana mba tsy hanimba ny programme sy ny rdv mety ao aorinanareo
* Rehefa tsy afaka tampoka dia aleo mba miteny mialoha ( minimum de respect)
* Poutsie nails dia olona tena mari-potoana ka aoka mba ho toy izany ihany koa ianareo rehefa mifanao fotoana amiko
* Tsy manao trosa intsony fa fay🤣🤣
Aza adino manaraka ny pejy ary 💅💅💅💅💅
02/12/2023
Ireto misy modèles afaka atao tsara mihintsy Noely izao.. 💅💅💅
Aza misalasala maka rendez-vous
22/10/2023
Yelow 💅💅💅💅💅
Poutsie nails
21/07/2023
Manome ny tsara indrindra hatrany 💅💅💅💅💅
16/07/2023
Efa nahatonga vernis isika an .💅💅💅💅
Afaka misafidy loko tsara amin izay 🥰🥰♥️♥️💅💅💅😯
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ivandry
Antananarivo
101
