Tsetsoka
Beauty&store
24/09/2026
Tompoko … ☺️
👉Tsy faux ongle Izy io fa ongle naturel 😊
👉Gaignage io fa tsy extension🥰
👉Angofony naturel io fa tsy nitohizana 🤪
👉Dia sary Natao tanana io fa tsy napetraka 😁
Mamy kely ery mahita anareo cliente tsara hoho ☺️
~~ cliente satisfaite~~
🏠ety ankadilalana ambohimangekely ety no misy anay ho an’izay Mbola tsy mahita , batiment clinique Dominique 🥰
NB : Mangala RDV mialoha ho an’izay tsy toa milahatra 😉
Izay ary moa fa dia mapiasa finaritra daholo rankizy aa🥰
Afaka ampiasainareo amin’ny foatoana rehetra iny na am Chrismas ihany koa
Izay Mahafeno aloha omenay cadeau 😉☺️🤪
😂😂😂
17/09/2026
💅🏻💅🏻EXTENSION GEL UV avec DEMI CAPSULE …💅🏻💅🏻
Mazava ho azy 😊 Inclus ny vernis Sy model na mapiasa ilay code “MIZARA KARATSÉ “ na mapiseo ilay capture enao rehefa Tonga eo amin’ny caisse ☺️☺️☺️
Mazava ho azy 15.000ar Izy ho an’izay maharaka ☺️☺️ Izay tsy maharaka Sy tsy manana code kosa dia prix normal 😂😂😂
Mazava ho azy , toy izao ihany koa ny realisation ny equipe anay ☺️☺️
Mazava ho azy , ho ataonay afa-po foana indry Tonga ao aminay
mazava ho azy , ambiance assuré 😉😉😉
🏠ankadilalana ambohimangakely no misy anay batiment clinique Dominique
~~ afaka maka rendez-vous ihany koa Izay tsy tia milahatra ~~
17/09/2026
Rankizy aaaa 🙂 izara karatsé…… ☺️😂
Offre pour Les abonnés seulement 😉😉
➡️inona ny avantage hanana ity carte ity rehefa manao prestation ato amin’ny tsetsoka ianareo ???🥰
🔺Raha manao volo ianao dia 10.000ar ny manao volonao raha mapiasa carte (toute longueur )
🔺Raha manao faux ongle na pose vernis dia 10.000ar ihany koa raha mapiasa carte
🔺Raha manao extension Gel Uv ma gaignage dia 15.000ar raha mapiasa carte
🔺afaka ampiasaina foana mandrapahafeno ilay cage (TSy misy date de limitation)
➡️Ahoana indray ny fomba azahoana azy ?? 🥰
🔺Arakaraka ny prestation ataonao no azahoana azy izahay hoe : raha manao volo enao dia mahazo carte pour brunshing , raha manao ongle dia mahazo carte pour onglerie 😉
🔺Mitondra capture an’ity publication ity ianao na koa manana code “ Mizara KARATSÉ”
🔺io avy hatrany ny prix anao raha manaraka ny page ianao
Valable manomboka androany izany ka hatramin’ny asabots ho avy izao 🥰
Vitsivitsy ihany no nomaninay fa raha lany ilay Izy dia TSy misy intsony ka mentioneo Ary ny namana hoe misy fizarana KARATSÉ indray ao amin-dry tsetsoka ao ☺️☺️
🏠ankadilalana ambohimangekely no misy anay batiment clinique Dominique ho an’izay Mbola tsy mahita tompoko ☺️
15/09/2026
💅🏻💅🏻Faux ongle ou capsule classique …💅🏻💅🏻
15.000ar fotsiny ny manao toy izao ato aminay annn 😊😊
TSy misy ambara betsaka ihany koa fa
~~cliente satisfaite hatrany ~~
🏠ankadilalana ambohimangakely no misy anay batiment clinique Dominque
Aza miala alavitra daholo ary fa ho avy tsy ho ela ny fizarana carte Promo an ☺️☺️☺️
Nb: dia mangala rendez-vous ho an’ireo tsy toa milahatra be ee ☺️☺️
Efa miverina misokatra foana amizay izahay an 😊Lundi hatramin’ny samedi
Manomboka 07h30 ka hatramin’ny 17h30 🥰
14/09/2026
Misy mahatadidy ve ity carte ity … ??
Ny an’iza no efa feno ?😊
Dia iza koa ilay tsy nahazo😊?
12/09/2026
💅🏻💅🏻 Extension gel UV avec demi-capsule 💅🏻
Gialy indray ariva zay 🥰😘
Tsy asiana resaka be intsony fa …
~~cliente satisfaite ~~
🏠ankadilalana ambohimangakely no misy anay batiment clinique Dominique 😊😊
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Tsetsoka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
