Mizi Cosmetics
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mizi Cosmetics, Health/Beauty, Gilbert Des Vallons, Antananarivo.
Fikarakarana tarehy sy vatana 💎
Kalitao ambony - Vokatra hita maso
📍Besarety vers HOMI, 40m miala ny sampanana Ambodimanga
"Mizi Cosmetics: Rehefa tianao ny hitaratra hatsarana."
27/09/2026
Mirary Alahady mahafinaritra ho anao manaraka ny pejy ❤️
26/09/2026
— Coloration hafa indray, asa raha tinareo?
Afapo moa ny cliente-ntsika teto ka dia indro ny sary ohhh ❤️
➡️Araho hatrany ny story an’ny pejy raha te ahita ny video an’ny asa vita toy izao 🫶
034 44 361 01
24/09/2026
— Commande hafa kely manaraka ❤️
Coloration cheveux izay safidinao hatrany 🫶
Mankasitraka amin’ny fahatokisana ohhh 🙏
📲034 44 361 01 no laharana mahazo
18/09/2026
Miavaka kely indray ny safidin’ity cliente-nay iray androany 🥰 Tiany be ilay coloration ❤️ izahay koa dia tena babo 🙏
15/09/2026
Ohatra an’izao no ato amin’ny Mizi Cosmetics ❤️
Toy izao no ora fisokafan’ny toerana:
Alatsinainy- Sabotsy 8h00-17h00 🕔.
📲 Raha toa hanontany renseignements ianao dia misokatra ho anao ny messages privés sy ny WhatsApp 034 44 361 01.
15/09/2026
COLORATION hafa indray ✨
Mandefasa Mp na WhatsApp mialoha foana amin’ny rendez-vous antsika 🕝
Andao indray hiresadresaka sady hanao soin hiaraka amin’ny Mizi Cosmetics sy Artinah Fanantenantso ❤️🥰
Hanao fahamanjana …..😉
12/09/2026
Ho an’ireo izay tia an’ilay « marron glacé » 🟤
Coloration hafa indray, tinay be❤️
Mp foana na WhatsApp 034 44 361 01 ny rendez-vous antsika 🕝
06/09/2026
Rehefa manao zavatra dia ataovy voalohany aminao ny manankina azy amin’Andriamanitra ary ataovy amin'ny fitiavana ihany koa❤️
- Na asa na zavatra faran'izay Kely dia eritrereto foana tokony atao tsara sy mendrika.
- Betsaka izay nolalovana izay, ny tsara dia mandroso hatrany no natao tao an-doha.
Ny zavatra mahafaly❓
❌Tsy sakana mihitsy ho an'ireo cliente tamin'izany na dia plastique aza ny seza nipetrahana.
Tena marina sy afaka mampihatra ity tenin’Andriamanitra ity daholo isika:
« Ankino amin’i Jehovah ny asanao, dia ho lavorary izay kasainao » Oh 16:3 🕊️
Misy an’ ity iray ity ihany koa:
« Izay rehetra ataonareo dia ataovy amin'ny fitiavana. » 1 Korintiana 16:14 🕊️
Mankasitraka ny mpanaraka sy mpanjifa rehetra. Na aiza na iza misy anao; na eto an-toerana na any amin’ny faritra na ireo izay any ivelan’i Madagasikara 🙏
Mirary Alahady mahafinaritra ho antsika rehetra ❤️
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Gilbert Des Vallons
Antananarivo
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Mizi Cosmetics posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
