St'epilation'Smode
Beauté 💋💄et diverses modes 👜👡👚👟
Stop kely fa tsidio ny page
Jejoo's Mode dia abonnés o🙏❤️
Bonjour daholo 🥰
Aza adino ny live tsika aveo 10H30 a...taguero amina alalan commentaire ny namana izay be réaction indrindra mahazo loka olona telo ihany izay tsara vintana ihany tse aaa 😘
❌MARIHIKO FA LIVE MANOMBOKA NO ITAGUERNAO ILAY AMIES ANAO ❌vita ny live dia après live ny loka ndao ary oo à 10H30 izany ❤️
Salama daholo oo 🌸
Misy live tsika demain ❌10H30 an pulle pas plus de 5000 ar ❌
👉Taguero ary namana dia partagero amin compte perso ny live demain 🥰
IZAY BE RÉACTION INDRINDRA MAHAZO CADEAUX 🤫👚
Asiatsika b***e vaovao be amin semaine io an bisous daholo oo 😘Ilay livetsika demain no itaguerna namana an 😊vita ny live dia jeretsika après live izay be réaction indrindra 🥰
Tena ialana tsiny noho ny fahatapany Live tsika fa nisy problèmes🙏 🥺tsy aiko fa tsy mety mahita ninina mitsy aho amboarina demain dia ataotsika Vendredi❌ 10H 30 ny live❌ tsika pas plus de 6000 ar 🥰mbola ao daholo ilay pulle femme manja be reny 😘tena oe manja samy mahazo tsara daholo amin zay ❤️
Mamamiaaa😋aza tara aveo livetsika
❌14h pile ❌pulle femme pas plus de 10.000 ar
marque zara,forever21,bebe,old navy sns.....🥰
Ialana tsiny indrindra non antony tsy azo anoharana 🙏
Ataotsika demain 14h ny Live izay saika natao amin16h30 androany 🥰
Merci😘
01/04/2025
Avec Myh en MbaLait – Je viens d’être reconnu(e) comme l’un(e) de ses meilleurs fans ! 🎉
🥰Bonjour daholo oo 🥰
ireto ary ny tarifs atsika ho an epilation ry zareo an
CIRE WAX DEPILATORY
👉Maillot integrale 15.000 ar Aisselle 5000 ar
👉Duvet et Sourcils 5000 ar
👉Jambe entière 20.000 ar et Demi jambe 15.000 ar
👉Ventre 5000 ar
CIRE ND (NORMA de DURVILLE)
👉Maillot integrale 35.000 ar
👉Aisselle 15.000 ar
👉Jambe entière 40.000 ar et Demi jambev20.000 at
👉ventre 15.000 ar
👉Duvet et sourcils 10.000 ar
Koa aza misalasala ary mandefa mp na miantso mivantana toy ny mahazatra an🥰
Service a domicil hatrany isika hatreto 😊
☎️0388460721 merci!!!
🌸Bonsoir 🌸
Aza adino fa tsy ny live ihany no ataotsika ry maman an 😊
Manao toy ny beauté ihany koa ntenako 🥰
👉Coiffure
👉Epilation
👉onglerie
pour service à dimicil hatrany afaka miditra mp izay liana an na miantso mivantana
Arao foana pagetsika fa mety misy kilalao foana ato
☎️0388460721
28/03/2025
Bonjour 🥰
Live pulle femme mifangaro cartigan miaja ❌pas plus de 7000 ar ❌
misy lot de 2 koa 7000 ar koa an 😍
Aveo ny fotoanatsika ary 10h30 😘
Misy lalao azahona credit ihany koa ho an zay 10 voalohany manao partage live ndao ary ilalao oo ❤️Arao hatrany ny page tsika
Category
Telephone
Website
Address
Tanjombato Tongarivo
Antananarivo
Opening Hours
| 09:00 - 17:00 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when St'epilation'Smode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
