Spiruline Plus

Spiruline Plus

Share

Aza misalasala mametraka fanontaniana.

12/08/2026

Ankehitriny,fampiakarana ny hery fiarovana no hita fa mahomby ho fisorohana ireo karazana aretina maro samy hafa.🥰♥️

29/07/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Oliviah Landrie, Ny Tsara, Olivierà Andriamanantena

21/07/2026

Salama Tompoko oh😘🙋🏻

Natao ho an'ny olona:
💁🏻Te ho nofosana (Prise de Masse)
💁🏻Tsy ampy hery sy farofy lava.
💁🏻Mitondra voahaka,mampinono
💁🏻Diabetika,Hypertension.
💁🏻Tsy ampy torimaso sy Fitadidiana .

⭕Ahona fomba fihinana anazy?
: 4isakiny mihinana apres sakafo maraina sy ariva,arahana rano matimaty.
:2sotro kely isakiny mihinana afangaro amin'ny(lasopy,yaourt,ronono,dite,..) apres sakafo maraina sy ariva .
: 2Capsul isakiny mihinana apres sakafo maraina sy ariva.
.

⭕Manao ahona tsara vidiny??
💁🏻Poudre 30gr : 5.000ar
💁🏻Tablet 450table 80.000ar 1sachet (200ar antsinjarany minimum 100piece )
💁🏻Capsul 20.000ar 70caps

🌍Point de vente Ambatobe

Contact : 034 99 667 50 /032 61 968 46.
Merci Pour Votre Confiance ,❤🙏🏻

15/07/2026

🇲🇬 Mba fantatrao moa fa ny spiruline dia anisan'ny Fanampitsakafo manankarena otrikaina tena ilain'ny vatanantsika olombelona satry maro be ireo vokatsoa azo avy aminy.
⭕ Tsy misy effet secondaire.
⭕ Natao hoan'ny olona rehetra.

Satry➡️:
💚 Miaro sy misoroka ny raritsaina (anti-stress)
💚 Manatsara ny fitadidiana (aide memoire)
💚 Mampiakatra ny hery fiarovana (boosté anticorps)
💚 Manatsara ny Torimaso
💚 Miaro sy mitsabo ny tsy fahampian-ndrà
💚 Mety tsara hoan'ireo olona mpikotrana hakana prise de masse.
💚 Mampangeza sy mahanofosana tsara (tsy mampatavy fa mahavory nofo)
💚 Mandrindra ny tahan-tsiramamy ho an'ny diabetika.
💚 Mandrindra ny tosidrà.
💚 Miaro @ aretin'ny fo.
💚 Manala cholesterole.
💚 Maha ela velona.
✔️Toerana : Ambatobe
✔️Manao livraison
034 99 667 50
033 04 101 00

11/07/2026

Fanampin-tsakafo feno natoraly, hoan'ireo reradava sy tsy ampy torimaso.
Mp+Info 📲034 99 667 50

08/07/2026

Ampiakaro ny hery fiarovana amizao vanin'andro mangatsika izao. hatrany😉🍀🌱

05/07/2026

Spiruline 💚🍀☘️.
☑️Mahangeza
☑️Mampatanjaka
☑️Mampahazo aina
☑️Mahasalama
☑️Mety hoany olon-drehetra satry tsy misy effets secondaire.

Prix💰
- 5.000ar 1sachet 30gr
- 20.000ar Tablettes 1boite (100 pièces)
- 20.000ar Gellules 1boite (70 pièces)

Récupération Ambatobe
Livraison à partir de 3.000ar
034 99 667 50
033 04 101 00

17/06/2026

Disponible izao ny spiruline Gellules aza tara manao commande 😉☑️..
034 99 667 50

14/06/2026

Mirongatra indray izao grippe fa ampiakaro ny hery fiarovana.
hatrany☑️🌿🌱🍃.

03/06/2026

Mba fantatrao ve??
💁🏻‍♂️Mampiakatra ny hery fiarovana mba ahafahan'ny vatana manohitra ireo karazana aretina samihafa.
💁🏻‍♂Manampy ny cancer,diabete ,cholesterol ary manampy ny fiasan'ny vavony ny asidra avokany.
💁🏻‍♂️Mampivoatra ny asan'ny fivelaran'ny vatana.

Vokatra natoraly 100%
Tablete : 1sachet 80.000ar (200ar par piece)
Poudre : 30gr 5.000ar

Category

Telephone

Website

Address


Ambatobe
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Spiruline Plus posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.