Bio Bella Mada

Bio Bella Mada

Share

bien être-beauté-soins bio

17/09/2026

✨ MAN’AFAKA – Bio Bella Mada ✨
🌿 Vahaolana natoraly🌿

Mitady vahaolana voajanahary ho an'ny fahasalamanao ve ianao? 💚
Découvrez MAN’AFAKA, infusion 100% naturelle, conçue pour accompagner votre bien-être au quotidien. 🌱

💙 MAN’AFAKA VATO
💙 MAN’AFAKA PROSTATE
💙 MAN’AFAKA GOUTTE – RHUMATISME – ARTHRITE

🍃 100% Naturel

👉 MAN’AFAKA, votre allié au quotidien !
📩 Contactez-nous pour plus d’informations et pour connaître nos points de vente.

15/09/2026

📢✨ VAOVAO LEHIBE HO ANTSIKA ETO TOAMASINA! ✨📢

🌿 BIO BELLA MADA dia efa nifindra toerana! 🌿

📍 Efa eto amin’ny toerana vaovao izahay, vonona handray anao amin’ny toerana vaovao sy mahafinaritra kokoa. 🥰

✨ Ho hitanao ao avokoa ireo produits rehetra efa nahafantarana an’i BIO BELLA MADA!
🌱 Vokatra voajanahary
💚 Vokatra isan-karazany ho an’ny fahasalamana sy fikarakarana tena
🛍️ Produits efa ankafizinao sy efa fahafantaranao anay

📌 Toerana vaovao : Box AMBOLOMADINIKA, ampitan’ny Assurance M.A.M.A

👉 Tongava mitsidika anay!
💚 BIO BELLA MADA – Vokatra voajanahary, fahasalamana maharitra.
🤗 Manasa anao izahay, fa miandry anao am-pitiavana!

14/09/2026

🌿✨ BIO BELLA MADA – NY HERIN’NY NATIORA HO AN’NY FAHASALAMANAO! ✨🌿

💪 PROTÉINE VÉGÉTALE
👉 Ho an’izay mitady hery, vitalité ary fanohanana ny hozatra amin’ny alalan’ny protéine végétale.

🧠💚 AIDE MÉMOIRE – CALCIUM FORT
👉 Misy Calcium + Magnésium, natao hampitombo ny fitadidina mety tsara ho an'ny (ankizy,olon-dehibe) .

🌱 Nahoana no Bio Bella Mada ?
✅ Vokatra mifototra amin’ny akora voajanahary
✅ Vokatra vita eto Madagasikara 🇲🇬
✅ Kalitao sy fikarakarana matihanina
✅ Mety ho an’ny fiainana mavitrika sy salama

💚 Aza miandry vao mikarakara ny vatanao!
Safidio ny vokatra mifanaraka amin’ny filanao ary ataovy anisan’ny fahazaranao ny fikarakarana ny fahasalamana. 🌿

📩 Mila fanazavana na te hanafatra?
👉 Alefaso MP izahay dieny izao!

🌿 BIO BELLA MADA
Vokatra voajanahary – Fahasalamana maharitra

28/08/2026

✨ BOUTIQUE VAOVAO BIO BELLA MADA ! ✨

🎥 Araho amin’ity vidéo ity ny fahitana ny Boutique vaovao BIO BELLA MADA 💚

🛍️ Hahita ao aminay ireo produits nafantarana anay sy ireo vokatra maro samihafa, natao hanomezana safidy bebe kokoa ho anao.

🆕 VAOVAO BE AO AMINAY ! 🛵⚡
👉 Moto Scooter Électrique NEUF – Modèle Unique
✨ Moderne • Pratique • Économique

📍 TOERANA : Ampasampito, Ampitany Jovenna – Gare Routière

💚 Tongava mitsidika anay !
Efa vonona handray anao izahay ary miandry anao am-pitiavana. 🥰

📲 BIO BELLA MADA – Vokatra maro, safidy maro, toerana vaovao! ✨

27/08/2026

🔥🛵 BOUTIQUE VAOVAO – BIO BELLA MADA!

🌿⚡Vaovao be ! Nisokatra taminy fomba offisialy ny boutique vaovao ho antsika aty avarandrano. Aitanao ny vokatra Bio Bella Mada ary indrindra aitanao Moto electrique neuf modele unique.

🎉 Moto électrique NEUF, tonga ao amin'ny Bio Bella Mada!

✨ Ireo mampiavaka azy :
✅ Double télécommande
✅ Frein à disque avant
✅ Frein à tambour arrière
✅ Pneus 300-10
✅ Design moderne sy manintona

🎨 Couleurs disponibles :
🖤 Noir | ❤️ Rouge | 🤍 Blanc | 🩶 Gris | 💙 Bleu

🌿 AHITANAO IHANY KOA NY PRODUIT NAFANTARANA ANAY
Ho an'izay mitady vokatra voafantina sy kalitao.

📍 TOERANA MISY ANAY :
Ampasampito Ampintany – Gare Routière

📞 Mifandraisa aminay :
038 84 115 44
034 15 816 04
🚚 Manao livraison izahay mandefa faritra

🚨 Aza miandry ela! Tongava mitsidika anay ary jereo mivantana ireo moto vaovao misy! 🛵💚

👉 Bio Bella Mada – Natural & Innovation 🌱

22/08/2026

🍯 NECTAR DE FIGUES DE BARBARIE 🍯

Ny Nectar de Figues de Barbarie dia vokatra 100% naturel, natao hanampy sy hanatsara ny fiasan’ny vatana manontolo 🌿💆‍♀️

🔹 Manampy amin’ny fanadiovana sy fanamafisana ny taova anatiny :
• Vavony
• Voa (rein)
• Aty
• Tsinay
• Prostate
• Manampy amin’ny olana hémorroïde

🔹 Miady amin’ny :
• Fahatsetseman’ny lalan-dra
• Havizanana maharitra
• Stress sy adin-tsaina 😌
• Manadio ny ra ary manampy mamerina aina 💪

🔹 Manamafy ny vatana :
• Vanin-taolana
• Hery fiarovan’ny vatana
• Manampy amin’ny olona tsy ampy ra 🔥

🍃 Tena mety ho an’ny :
✔️ Olona diabétique
✔️ Olona manao régime
✔️ Programme détox
➡️ Manampy manadio cholestérol ao anaty vatana

💎 Manankarena amin’ny :
• Magnésium
• Calcium
• Anti-oxydants
• Vitamines
• Anti-inflammatoires voajanahary

✨ Bio Bella Mada ✨
✔️ Produit naturel & de qualité
✔️ Mety ampiasaina isan’andro
✔️ Livraison possible 🚚
✔️ Afaka mandefa any amin’ny faritra

📩 Aza miandry ho marary vao mihetsika
👉 Safidio ny fahasalamana, safidio ny Bio Bella Mada 🌿🥰

18/08/2026

🌿✨ BIO BELLA MADA – VOKATRA NATIORALY HO AN’NY FAHASALAMANA ✨🌿

☕ AFAKA AHO – NATAO SOTROINA
💚 Manampy amin’ny fahazoana zaza
💚 Ho an’ny vehivavy miatrika:
✔️ Kyste
✔️ Fibrome
✔️ Appendicite
✔️ Infection urinaire
✔️ Trompe bouchée
✔️ Règles douloureuses

🌸 FISASA – NATAO HISASANA

Ho an’ny fikarakarana sy fahadiovana akaiky.
🌿 Bio Bella Mada
✨ Vokatra natiora, natao ho an’ny fikarakarana ny fahasalaman’ny vehivavy.

Toerana ahitana anay
📌 Analakely – Box 27 Tia Analakely ampitan'ny institut d'hygiene
📌 Majunga – Magasin SALALA II
📌 Tamatave – Centre TAMAGA Box 8 Bazar kely
📌 Fianarantsoa – Ampitan'i Radio VIVA
📌 Tuléar – Bâtiments SCORE (1er étage)
📌 Fort-Dauphin – Hôtel Le Port
📌 Antsirabe – Centre Commercial Fihavanana Box 22
📌 Ambatondrazaka – Ampitan'ny DMH Avaradrova
📌 Diego – Lacroix, ampitan'ny MASKRIN Karana
👉 Afaka manao livraison afaka mandefa faritra
👉 Afaka miantso 034 15 816 04
📩 Mifandraisa aminay raha mila fanazavana sy commande.

17/08/2026

🌿✨ ANJARANAO INDRAY IZAO! ✨🌿
💚 BAUME RADRIAKA
Fikarakarana voajanahary azo ampiasaina amin’ny fanorana, ho an’ny vatana mila fanasitranana.

🔹 ✦ TENSION – Ahosotra aminy faritry foto-tsofina , Hatoka, vavorona, firifana.
🔹 ✦ GOUTTE – Ahosotra amin' ireo faritra tsy mahazo aina.
🔹 ✦ NERF SCIATIQUE – Mety amin’ny fanorana ireo faritra mihenjana.
🔹 ✦ TSY FAHITAN-TORY – Fanorana mampitony sy manampy amin’ny fialan-tsasatra.
🔹 ✦ VANINTAOLANA MANAKOTSAKO – Mety amin’ny fanorana rehefa misy fihenjanana amin’ny tonon-taolana.
🔹 ✦ RERA-DAVA – Ho an’ny vatana reraka sy mila fanorana.
🔹 ✦ SY OLANA MARO HAFA – Fikarakarana tsotra azo ampidirina amin’ny andavanandro.

🌟 FA NAHOANA NO BAUME RADRIAKA?
🌿 Voajanahary
💆 Mety amin’ny fanorana
💚 Mora ampiasaina

✨ Mety amin’ny fikarakarana andavanandro
🤝 ZARAO NY VAOVAO!
Raha efa nampiasa ka afa-po ianao, zarao amin’ny havana, namana ary olona akaiky anao mba hahafantaran’izy ireo koa.

📍 BAUME RADRIAKA
Toerana ahitana anay:
📌 Analakely – Box 27 Tia Analakely ampitan'ny institut d'hygiene
📌 Majunga – Magasin SALALA II
📌 Tamatave – Centre TAMAGA Box 8 Bazar kely
📌 Fianarantsoa – Ampitan'i Radio VIVA
📌 Tuléar – Bâtiments SCORE (1er étage)
📌 Fort-Dauphin – Hôtel Le Port
📌 Antsirabe – Centre Commercial Fihavanana Box 22
📌 Ambatondrazaka – Ampitan'ny DMH Avaradrova
📌 Diego – Lacroix, ampitan'ny MASKRIN Karana
👉 Afaka mandefa faritra afaka manao livraison

16/08/2026

🌿 BIO BELLA MADA 🌿
✨ MIHAONA AMINAY AMIN’IRETO HETSIKA LEHIBE IRETO! ✨

📍 TSENABE FARADOBOKA – TERRAIN TANAMBE
📅 17 – 23 Aogositra 2026
🤝 PARTENAIRE OFFICIEL amin’ity hetsika ity izahay!

🌾 FESTIVAL RODORODON’NY TANTSAHA
📅 19 – 23 Aogositra 2026
📍 Stade Makis Andohatapenaka

✨ Ho hitanao eny an-toerana:
🔸 🌿 Vokatra voajanahary
🔸 🧴 Vokatra fikarakarana tarehy sy vatana
🔸 💚 Vokatra BIO BELLA MADA isan-karazany
🔸 🌱 Vokatra vita Malagasy

🔥 Aza adino ity fotoana ity!
Tongava mitsidika anay, jereo akaiky ireo vokatra, ary fantaro izay mety aminao. ❤️

📣 Aza tonga irery — ento miaraka aminao ny namana sy ny fianakaviana!

🌿 BIO BELLA MADA
✨ Ny voajanahary, ho an’ny fiainana salama.

13/08/2026

🌿✨ Tongava mitsidika anay — BIO BELLA MADA! 🇲🇬

Vonona hatrany izahay hanolotra anao vokatra 100% natoraly sy bio, natao hanomezana anao ny kalitao mendrika anao. 💚

📍 Tongava mitsidika ireo point de vente BIO BELLA MADA manerana ny Nosy!

🎥 Araho ity vidéo ity hatramin’ny farany, satria ho hitanao ao daholo:
✨ Ireo produits amidinay
✨ Ireo point de vente misy anay
✨ Ireo toerana ahitana anay manerana an’i Madagasikara

🚚 Tsy misy point de vente any amin’ny toerana misy anao? Tsy olana!
Manao livraison ihany koa izahay, mba hahafahanao mahazo ny vokatra BIO BELLA MADA na aiza na aiza misy anao. 💚
Toerana ahitana anay

📌 Analakely – Box 27 Tia Analakely ampitan'ny institut d'hygiene
📌 Majunga – Magasin SALALA II
📌 Tamatave – Centre TAMAGA Box 8 Bazar kely
📌 Fianarantsoa – Ampitan'i Radio VIVA
📌 Tuléar – Bâtiments SCORE (1er étage)
📌 Fort-Dauphin – Hôtel Le Port
📌 Antsirabe – Centre Commercial Fihavanana Box 22
📌 Ambatondrazaka – Ampitan'ny DMH Avaradrova
📌 Diego – Lacroix, ampitan'ny MASKRIN Karana

🪄🌿 BIO BELLA MADA — Ny hatsarana voajanahary, akaiky anao hatrany!

👉 Araho ny vidéo ary fantaro ny point de vente BIO BELLA MADA akaiky anao indrindra.

🇲🇬🌿

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bio Bella Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.