Touch by SA
Santé, beauté et cosmétique
08/12/2025
Mankasitraka foana anareo mpanjifa tia fahamanjana rehetra dia misaotra anay 😘😘
Afaka manantona anareo izahay raha tsy afaka makaty iznareo an !! 😉 Misaotra tompoko
04/12/2025
Tsy voatery atao lava bé nefa manjakely ny hoho tanana an ☺️ Mbola afaka maka rendez-vous izay te ho manjamanja na makeup na hoho na volo dia ataonay daholo , miandry anareo Zay ooo 😘😘
17/10/2025
Coucou les beautés 😊 elaela zay tsy hita noho ny antony perso fa efa miverina mandray an! 🌼dia tongava manao manja ary e!😘 Manao mise en beauté rehetra makeup, volo sy hoho.
Tsarafara SabNam eto @ arrêt bus sampanan'ny lycée no misy anay.
033.38.921.22
01/04/2025
Coucou daholo! Aleo asina avant-après Kely indray aloha fa elaela tsy teto izahay. Natao maivamaivana ny makeup teto an 😍 Efa miverina mandray izahay na service ato na à domicile. Afaka maka rendez-vous foana an! 😘😘
0341750767
29/11/2024
Coucouuu! Mbola eto foana zay na dia somary nangingina kely aza an😊 fa reo ndray aloha misy modèle hoho manja kely e 😍! Misy blingbling fa mety foana kou nef na atao simple ary an.
Tongava manao hoho ary e 😘 afaka manantona ihany koa zay raha tsy te hisahirana na teritery ny fotoana anao 😘😘
📞 0341750767
Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Rosa Randriamisandratra Faramalala
Laissez un commentaire pour les accueillir dans notre communauté, fans
25/09/2024
Iza no efa te hiova manjakely ndray ary ny hoho any e?? 😊😊 Tongava manao hoho rapitso fa ataontsika 15. 000ar daholo ndray zay model tianareo. 😘
🏠 Touch by SA sabotsy namehana
0341750767
Mivoha manomboka à 17h30mn
16/06/2024
Tongava mianatra makeup dia tsy lasa zoro otranzao tsoun ndri😁 @ jeudi 20 juin @ 9h ny atelier makeup (auto maquillage) ho an'izay débutante, misy formation 3 jours ihany koa raha efa mahay fa te ho lasa professionnel.
Inscription na 0341750767
Touch by SA sabotsy namehana
14/06/2024
Coucou tlm 😊 tonga dia asintsika promotion aloha fa elaela zay tsy teto an
Manomboka androany @ 14h ka hatramin'ny 25 juin ny promo antsika @ ireto prestation reto avy
💅Pose faux ongles 10 000ar
💇Coupe (model zay tianao) 5000ar
🇲🇬 Bruching et finition toute longueur 12.000ar
🎨Makeup complet avec faux cils 27.000ar
🎨Coloration 50.000ar daholo zay tinao
Aza tara ary an dia aza adino ny code promo "sainam-pirenena" 🇲🇬
Misokatra 8h à 17h, ny ankotran'ny zay dia sur rendez vous tompoko.
Touch by SA sabotsy tsarafara ( arrêt bus sampanan'ny lycée) 0341750767
06/05/2024
Aza adino fa mbola misy foana ny atelier makeup (auto maquillage) an! Rehefa mazoto ianao dia tsy maintsy mahay fa tongava mianatra e ☺️
Mandray mpianatra foana izahay. Mp ou 0341750767
30/04/2024
Coucou daholo e! Ataontsika promotion ndray ny coloration @ larobia h@ sabotsy an. 50 000ar zay coloration tinao havoaka 😍. Tongava manova couleur ndray aloha ary e 😘😘
Touch by SA sabotsy namehana (arrêt bus sampanan'ny lycée) 0341750767
17/04/2024
Iza avy le miandry promotion @ ongle? Tongava rapitso 18 sy rafakapitso 19 ary fa ataonay 10.000ar ny faux ongles +deco rehetra zay tianareo 😘
Misokatra 8h à 17h izahay, mbola afaka maka rendez-vous izay ho avy aloha ny 8h. Mankasitra tompoko
Touch by SA Sab Nam
0341750767
Category
Telephone
Website
Address
Sabotsy Namehana
Antananarivo
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Touch by SA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
