Minah.mg

Minah.mg

Share

L'aura Beauty , Beauty is my Business 🖤

10/07/2026

Otran'izao Ilay volomaso atao amin'ilay Gel Sourcil 🥰
Tsy adino ny manao manimanitra miaraka amin'ny Brume Phlur CARAMEL SKIN 🍯🍫

10/07/2026

✨ Efa nanandrana brume maro aho… fa ity brume ity dia tena Pépite 👌🤍

PHLUR Body Mist no tena coup de cœur-ko 😍

Tsy fofona mankaleo sy mavesatra… fa parfum classy, madio, modern ary tena mahasarika mahatamana 💐

3 parfums disponibles : -Vanilla Skin
-Caramel Skin
-Coconut Skin
Inona no tena hitiavako azy ?
🪷Maharitra kokoa noho n'y brume efa mahazatra nefa malefaka
🪷 Mijanona tsara eny amin'ny akanjo sy ny hoditra.
🪷 Isaky ny mampiasa azy aho dia misy foana manontany hoe: "Inona izany parfum manitra bé zany ?"

Raha mbola tsy nanandrana PHLUR ianao, mety izy no ho lasa brume tianao indrindra koa. 🫶

💌 Disponible chez Minah.mg ✅Livraison partout à Madagascar

❓Ary ianao, inona no parfum na brume tsy mety leo ampiasainao? Lazao anay ao anaty commentaires. 🤍

-L'Aura Beauty

Photos from Minah.mg's post 09/07/2026

De retour en Stock 💛 Sourcils bien plaqués toute la journée 👌

Prix : 20 000 Ar

Livraison partout à Madagascar ✅

09/07/2026

Tiako loatra ny fofony 🫠 🍫🍯🍮

08/07/2026

✨ Une nouvelle ère commence chez Minah.mg...
Beauty • Skincare • Bodycare • Parfum • Makeup

"Une nouveauté arrive..." 👀

Photos from Minah.mg's post 07/07/2026

Lany Ilay Vanilla 28 anh 🤎🙏

Yum Boujee Marshmallow 81 🩷sy Yum Pistashio gelato 33 mbola misy 💚

Photos from Minah.mg's post 06/07/2026

Tina reo bé ity Promo ity dia tohizan-tsika 🫶

1 parfums Kayali + 1 Johnson's Baby Oil = 60 000 Ar seulement 🪷

Promo bé tsy misy otran'izany

Efa vitsivitsy sisa ka ataovy aingana ny commande 🥰

Livraison partout à Madagascar

06/07/2026

Evah Vanah Vahuria Mamison Prïncia Niaina

Ireto no mpandresin-tsika ♥️

04/07/2026

Ny importance ny Toner anaty ny Skincare ‼️

✨ Manome hydratation ny hoditra. ✨ Manomana ny hoditra handray tsara kokoa ny serum sy crème. ✨ Manampy hanadio ireo loto sisa tavela. ✨ Manatsara ny texture sy mampamirapiratra ny hoditra.

Retour en Stock du Toner Glow Recipe WATERMELON 🩷

Livraison partout à Madagascar

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Andavamamba
Antananarivo
101