Vivite Less Shave
Vivite Less Shave propose des déodorants qui protègent votre quotidien des gènes causés par la t
23/06/2026
🥰 MANALA NY TASY VOKATRIN'NY MONY ARY MANADIO NY TAREHY 🥰
Nosafidiana manokana ny firenena Thaïland satria izy ireo no mitovy volon-koditra sy fihodirana amintsika Malagasy ary efa voamarina fa 90% ny vokatra mahomby amin'ny Thaïlandaise dia "efficace" sy "mahomby" amintsika ihany koa 😍😍
Ity izao ny🌟PEEL OFF MASK EGG WHITE🌟 izay manala ny LOTO sy ny MENAKA be loatra amin’ny tarehy.
Avelao hamiratra, halefaka ary ho tanora lalandava ny hoditrao miaraka amin’ny Peel-off Mask Egg white.☺️
Ny Egg White dia masque avy any Thailand🇹🇭 ; vita avy amin’ny tapotsin’atody.🥚Novokarina manokana izy mba hanadio ny loto sy ny menaka be loatra amin’ny tarehy 😍; ary koa manamafy sy manalefaka ny hodi-tava mba hahatonga ny endrika hamiratra sy ho tanora lalandava.😘
➡️Ireto akora manaraka ireto no miara miasa mba hahazoana endrika mamiratra sy mafatifaty :
🥚Ny Blanc d'œuf dia manampy amin’ny fanadiovana sy ny fanakatonana ny pores, manala ny menaka be loatra ary manome endrika madio sy malefaka ny hoditra.
💧Ny Élastine hydrolysée indray dia manampy amin’ny fitazonana ny tanjaka sy ny halefahan’ny ny hoditra ka manakana ny fahanterany.
💧Ny Collagène hydrolysé kosa no manome hamandoana lalina sy manatsara ny hoditra ka mahatonga azy ho malefaka sy mamiratra hatrany.
💯Noho izany, ny PEEL OFF MASK EGG WHITE dia :
✅Mampihena ny fivoahan’ny mony
✅Manala ny mivoaramenany sy ny tasy navelan’ny mony
✅Manakatona sy manamafy ny pores, ka mahatonga ny hoditra ho madio tsy misy tasy
✅Mamerina endrika ho tanora lalandava
Diovy sy amaino tsara ny tarehy ary hosory eo aminy ilay masque ; avelao ho maina mandritra ny 15 ka hatramin’ny 20 minitra.⏰ Rehefa vita izay dia esory moramora amin’ny tanana ary kobano amin’ny rano mangatsiaka avy eo.💦
Aza misahirana intsony ; Ampiasao in-1 na in-2 isan-kerinandro araka ny filàn’ny hoditrao ny Peel-off Mask Egg white fa izy no safidy tsara indrindra ho an’ny fanadiovana lalina sy fanatsarana ny hoditra amin’ny fomba tsotra nefa mahomby.😍
👝Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha toa ka mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+26134 81 127 65
📞+26132 73 493 45
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
23/06/2026
Manazava avo 10 heny ny hoditra sady manala tasy sy manome hamandoana ao anatin’ny 7 andro monja😱
🩷GLUTA ALPHA ARBUTIN 3 PLUS SERUM🩷
Ny GLUTA ALPHA ARBUTIN 3 PLUS SERUM dia sérum prémium 2 en 1 avy any Thailand.🇹🇭Amin’ny maha vokatra 2 en 1 azy dia sady manome hamandoana ny hoditra izy no manazava azy avo 10 heny ao anatin’ny 7 andro ;😍ankoatr’izay dia manana hanitra “fruité”🍓malefaka ihany koa izy.
💯Ity Sérum ity dia :
✨Manazava sy mampamirapiratra ny hoditra
🌀Manala tsikelikely ny tasy maizina sy ny ferina mony
💫Manalefaka sy manadio moramora ny hoditra
💖Manatsara ny lokon-koditra mba hahatonga azy hirindra
🔰Manenjana ny mason-koditra sady manome “effet bonne mine”
⏭️Ireto avy ny akora mandrafitra azy :
💦Ny Alpha Arbutin dia manakana ny famokarana mélanine ka manampy manala tasy maizina sady mampamirapiratra ny hoditra.
🩸Ny Glutathione dia manazava ny hoditra avo 10 heny sady miaro azy amin’ny fahasimbana ateraky ny loto sy ny fahanterana.
💧Ny Collagène dia manamafy ny hoditra, manatsara ny halefahany ary manampy manena ny soritry ny fahanterana.
🧪Ny Acide Hyaluronique dia manome hamandoana lalina ary misoroka ny fahamainana sy ny faharatsian’ny hoditra.
💊Ny Vitamine E sy B3 ary ny AHA dia manavao ny sela, manatsara ny firafitry ny hoditra ary manamafy ny fiarovany.
🧡Ny Or dia mamelombelona sy mampamirapiratra ny hoditra.
Ampiasao tsy tapaka ny GLUTA ALPHA ARBUTIN 3 PLUS SERUM mba hahazoana hoditra mamirapiratra, malefaka ary mazava kokoa ao anatin’ny 7 andro monja.☺️
👝Mandefasa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha toa ka mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana:
📞+261 34 70 631 40
📞+261 32 48 192 43
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
23/06/2026
🌹DEODORANT VIVITE HAPPINESS IN LOVE FIRMING🌹 Sans alcool et sans parabens ; Mitazona ny fahatanoran'ny hoditra 😍
Misy huiles essentielles des orchidées airly Jewel ao anatiny💧 ary misy karazana hanitra voninkazo 12 mitambatra ao anaty tavoahangy 1 ihany koa. 🌺
Ny VIVITE HAPPINESS IN LOVE FIRMING dia Déodorant avy any Thailand🇹🇭 izay :
💯Manazava sy mampitovy ny lokon’ny hoditra
💯Manalefaka ary manome aina azy
💯Mampihena ny fisian’ny kentrona sy mitazona ny fahatanorany
💯Manala ny fofona ratsy ary mamela hanitra malefaka ao amin’ny helika
Ampiasao ny DEODORANT VIVITE HAPPINESS IN LOVE FIRMING fa sady ❌tsy misy alikaola mety hanimba ny hoditra izy no ❌tsy mamela tasy amin’ny akanjo👗ary maharitra 2 andro be izao. ⏰
👝Mandefasa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha toa ka mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+261 34 70 631 40
📞+261 32 48 192 43
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
22/06/2026
Mampiadana ny fanirin'ny volon-kelika sy mampanify azy
✨DÉODORANT VIVITE SUPER SMOOTH LESS SHAVE✨
Ho anao manana olana ao amin’ny helika : aza kivy fa na mainty na misy fofona ratsy ny helikao 😔dia ny DÉODORANT VIVITE SUPER SMOOTH LESS SHAVE no hanasitrana sy hamaha ireo olana rehetra eo aminy mba hahatonga anao hanana fahatokisan-tena.😏
💯Vokatra tena tsara ity deodorant ity satria sady “triple protection” no “Fision Skin Light” ary koa ahitana akora natoraly :
🫘Ny Soja du Japon ao anatiny dia manena ny fanirian’ny volo ary mahatonga ny volo ho manify kokoa
💦Ny Niacinamide na Vitamine B3 kosa no manome aina sy manamandina ary manalefaka ny hoditra
💧Ny Huile essentielle naturelle indray no manome hanitra voninkazo natoraly ho an’ny helika izay malefaka mandritra ny tontolo andro
➡️Ny DÉODORANT VIVITE SUPER SMOOTH LESS SHAVE dia :
✅Manala ny tasy mainty sady manazava sy mampitovy ny lokon’ny hoditra
✅Mampiadana ny fanirin'ny volo
✅Manala ny fanaintainana sy ny hidihidy aorian’ny fiaratana na ny fanaovana « épilation »
✅Mifehy sy manena ny hatsembohana ao amin’ny helika
✅Manala ny fofona ratsy mandritra ny fotoana maharitra ary mamela hanitra malefaka mahafinaritra
Ampiasao ny DÉODORANT VIVITE SUPER SMOOTH LESS SHAVE fa sady❎tsy misy alikaola mety hanimba ny hoditra izy no tsy mamela tasy amin’ny akanjo 👕ary maharitra 3 andro be izao.⏰
👝Mandefasa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha toa ka mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+261 34 70 631 40
📞+261 32 48 192 43
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
20/06/2026
Manazava ny hoditra sady manala tsikelikely ny panda eo aminy🥰
🎭ALPHA ARBUTIN 3 PLUS BRIGHTENING MASK🎭
❎Sans parabènes
❎Sans alcool
✅Conservateurs doux
Ny ALPHA ARBUTIN 3 PLUS BRIGHTENING MASK dia masque avy any Thailand🇹🇭natao manokana hanatsarana ny hoditra sy hiarovana azy amin'ny fahasimbana toy ny panda sy tasy isan-karazany.👌
💯Ny Masque ALPHA ARBUTIN 3 PLUS dia :
🌀 Manazava sy manalefaka ny hoditra
⚡️ Mitsabo ny panda sy ny pentina rehetra eo amin’ny tarehy
💖 Manome aina ka mampamirapiratra ny hoditra
💫 Miaro ny hoditra amin’ny fahaterana sy ny loto manimba rehetra
☄️ Manavao ny hoditra sady manala ny kentrona eo aminy
💦 Misoroka ny fahamainan’ny hoditra
➡️Ireto avy ireo akora mandrafitra azy :
🌴 Ny Palmier à huile dia manome hamandoana, manalefaka ny hoditra sy miaro amin'ny fahasimbana ary misoroka ny fisian’ny panda eo aminy.
🐌 Ny Mucine d'escargot dia manasitrana sy manavao ny hoditra, misoroka ny fipoiran'ny mony sy pentina ary mampihena ny fivoaramena.
💧 Ary Glutathione dia antioxidant matanjaka izay manazava ny hoditra sy mampihena tasy ary miaro amin’ny loto sy ny fahanterana.
🎭Apetaho amin'ny tarehy efa voadio ny ity MASQUE ity ary avelao hijanona eo mandritra ny 20-30 minitra⏱️; kobany amin'ny rano madio rehefa tapitra io fotoana io.😉
Ampiasao in-2 na in-3 isan-kerinandro ny ALPHA ARBUTIN 3 PLUS BRIGHTENING MASK dia hazava sy hamirapiratra indray ny tarehinao.☺️
👝Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+261 34 70 631 40
📞+261 32 48 192 43
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
20/06/2026
Manazava ny helika sy manala ny tasy mainty eo aminy✨
💎VIVITE CRYSTAL WHITE💎
Ny VIVITE CRYSTAL WHITE dia déodorant novokarina avy any Thailand🇹🇭natao hanafotsiana ny helika sy hiarovana amin’ny fofona ratsy mandritra ny 48 ora.⏰Misy hanitra malefaka sy madio aminy.🥰
💦Ny Niacinamide na Vitamine B3 izay hita ao aminy dia mifatra avo 10 heny noho ireo deodorant mahazatra izay manazava sy manalefaka ny hoditra bebe kokoa.
🫧Ary ny Nano-peptides kosa dia manampy amin’ny fanarenana sy fanomezana aina ny hoditra avy natao “épilation”.
💯Ny VIVITE CRYSTAL WHITE dia :
🖤Manampy amin’ny fanafoanana ny tasy mainty
✨Manazava sy mampitovy ny lokon’ny hoditra
💖Manatsara ny firafitry ny hoditra
⏰Miaro amin’ny fofona ratsy mandritra ny 48 ora be izao
👚Tsy mamela tasy fotsy amin’ny helika na amin’ny akanjo
Ny fifangaroan’ny hanitra voninkazo maromaro no heno amin’ity vokatra ity fa saingy ny hanitra raozy🌹 sy lisy kosa no heno kokoa.
Omeo ny helikao ny fikarakarana maharitra miaraka amin’ny Déodorant VIVITE CRYSTAL WHITE !☺️
👉 Alefaso ao amin'ny MP avy hatrany ary ny commande-nao
👉 Raha toa ka mila maika ny vokatra ianao dia afaka miantso ny laharana :
📞+261 34 70 631 40
📞+261 32 48 192 43
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
18/06/2026
Manala ny volo amin’ny fomba tsotra sady misoroka ny fangirifiriana sy ny fanaintainan’ny hoditra🤩
🍀NATURE’S ESSENCE SOFT TOUCH HAIR REMOVAL DIAMOND🍀
Ny NATURE’S ESSENCE SOFT TOUCH HAIR REMOVAL DIAMOND dia Crème depilatoire manamora ny fanalana ireo volovolo rehetra eny amin’ny faritry ny vatana toy ny eo amin’ny ranjo, ny helika, ny sandry ary ireo faritra miafina na ny “maillot”.🥰
💎Ahitana Paillete de diamant izay manampy manazava sy mampangirana ary mampalama kokoa ny hoditra ao aminy.😘
Ny ALOE VERA🍃sy ny ALMOND OIL💧ao aminy ihany koa dia manamandina sy manalefaka ary tsy manamaina ny hoditra ka mahatonga azy hahazo aina tsara aorian’ny fanalana volo.😉
💯Ny NATURE’S ESSENCE SOFT TOUCH HAIR REMOVAL DIAMOND dia :
🪒Manala ny volo amin’ny fomba haingana kokoa
💫Manalefaka sy manalama ary manamandina ny hoditra
🌀Mampamiratra ny hoditra sady misoroka ny hidihidy sy ny fanaintainana eo aminy
✅Mety na ho an’ny volo matevina aza
⭐️FOMBA FAMPIASANA AZY :
1️⃣ Hosory somary manifinify ny eo amin’ny faritra alana volo
2️⃣ Avelao hilona mandritra ny 3 hatramin’ny 6 minitra
3️⃣ Fafao ary sasao madio tsara
Hamoray ny fanaovana “épilation” mba ahazoana hoditra malama sy mamiratra amin’ny fampiasana ny NATURE’S ESSENCE SOFT TOUCH HAIR REMOVAL DIAMOND.☺️
✍️Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+261 34 70 631 40
📞+261 32 48 192 43
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
17/06/2026
Mampitony ny fanaintainan’ny hozatra sy vanin-taolana ary manazava ny lalan-drivotra😱
💙TIGER BALM OINTMENT-HR💙
Ny TIGER BALM OINTMENT-HR dia Pommade avy any Thailand🇹🇭natao hanalefahana ny fanaintainan'ny hozatra sy fahasahiranana amin'ny taovam-pisefoana.😍
➡️Ny TIGER BALM OINTMENT-HR dia :
☑️Manatsara ny fivezivezen’ny rà
☑️Manalefaka ny fanaintainan’ny hozatra sy ny vanin-taolana
☑️Manala ny fahasahiranan’ny taovam-pisefoana
☑️Mampitony aretin’andoha
☑️Mampitony ny fivontosana vokatry ny kaikitry ny biby kely
🌀Ireto akora manaraka ireto kosa no miara-miasa hahazoana ireo vokatra ireo :
🌿Ny Camphre dia manatsara ny fivezivezen’ny rà, manalefaka ny fanaintainan'ny hozatra sy vanin-taolana amin’ny alalan’ny hafanana izay entiny.
🍃Ny Menthol dia mampitony ny aretina sy ny hoditra voakaikitry ny biby kely noho izy mampangatsiatsiaka.
🌵Ary Huile d'Eucalyptus dia mampitony ny fivontosana ; manala ny fahasahiranan'ny taovam-pisefoana sy ny sery ary miaro ny hoditra.
💦Ny Huile de Clou de Girofle kosa no manena ny fanaintainana sy manafaingana ny fanasitranana.
Ampiasao ny TIGER BALM OINTMENT-HR dia ho afaka daholo ny tsentsitsentsina sy ny fananintainana rehetra amin’ny vatanao.😉
👝Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+261 34 70 631 40
📞+261 32 48 192 43
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Ampandrana
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 16:00 |
| Tuesday | 07:00 - 16:00 |
| Wednesday | 07:00 - 16:00 |
| Thursday | 07:00 - 16:00 |
| Friday | 07:00 - 16:00 |
| Saturday | 07:00 - 16:00 |
