HONI

HONI

Share

Manodina voankazo sy episy entina hanatsarana sy hitandroana ny fahasalaman'ny mpiara-belona

22/09/2026

Coucou👋
Tsy ho ela indray dia hisokatra ihany koa ny tranom-barotra 📍KIBO ANDRAHARO 🛒

Stay connected 👌

18/09/2026

Ho hitatsika eny @ 📍SHOP AMBININTSOA ILAFY ( Arrêt Bus 192 ) ihany koa ny vokatra HONI rehetra👌

Ho anao te hanjifa ihany koa na any ary dia aza misalasala mi-commande fa manao livraison izahay🛵

☑️TAMOTAMO HONI 30g / 250g / 1kg
☑️CANNELLE HONI 30g
☑️ POIVRE HONI 30g/ 1kg
☑️SAKAMALAHO HONI 30g/ 250g/ 1kg

📍Lot 173 Cité Ambodin'isotry
📍Mini market RABEGADOA Anosisoa prés de BOA
📍Épicerie Mora Service Antaninandro
📍Épicerie 1117 parking CEG 67ha Nord Ouest
📍Épicerie Solde ambodin'isotry face église Apokalipsy
📍Pavillon 53Analakely
📍Épicerie MITANTSOA Imerikanjaka
📍KIBO Tanjombato , Morarano , Ivato
📍Épicerie anosizato andrefana près Shell
📍KIBO Tamatave
📍Vatomadry
📍Ambalakininina Mahanoro

☎️034 58 957 45
☎️038 19 992 48
🛵

26/08/2026

Miezaka ny manantona anareo hatrany izahay amin'ny vokatra HONI 🤗

Efa azo jifaina avokoa ny vokatra :
☑️TAMOTAMO HONI 30g / 250g / 1kg
☑️CANNELLE HONI 30g
☑️ POIVRE HONI 30g/ 1kg
☑️SAKAMALAHO HONI 30g/ 250g/ 1kg

📍Lot 173 Cité Ambodin'isotry
📍Mini market RABEGADOA Anosisoa prés de BOA
📍Épicerie Mora Service Antaninandro
📍Épicerie 1117 parking CEG 67ha Nord Ouest
📍Épicerie Solde ambodin'isotry face église apokalipsy
📍Grossiste lehibe près Tsena Ambodin'Isotry
📍Pavillon 53Analakely
📍Épicerie MITANTSOA Imerikanjaka
📍KIBO Tanjombato , Morarano , Ivato
📍Épicerie anosizato andrefana près Shell
📍KIBO Tamatave
📍Vatomadry
📍Ambalakininina Mahanoro

Afaka mandefa amin'ny faritra hafa ihany koa izahay .

Manome prix de gros izahay ho an 'izay mbola hivarotra ❤

☎️034 58 957 45
☎️038 19 992 48

🛵Manao livraison n’aiza n’aiza🛵

21/08/2026

Mbola ety @ Maki Andohatapenaka izahay miandry anareo fa tongava maro🥰

17/08/2026
Photos from HONI's post 09/08/2026

🙏Mankasitraka hatrany nanjifa ny Vita Malagasy ary nanohana anay mpandraharaha nandritra ny FIER MADA 2026 andiany faha-27 👌
⛔️Tsy mijanona hatreo anefa fa vonona ny hanome fahafaham-po anareo hatrany izahay ary aza misalasala miantso

📞038 19 992 48
034 58 957 44

Photos from HONI's post 08/08/2026

Jour 4
➡️Mbola vonona ny handray anareo hatrany izahay ety amin'ny Foire FIER MADA
27ème édition

Tangava maro 🤗🤗
Efa disponible daholo ny produits HONI rehetra (Poudre moulu👌)
*POIVRE HONI
*TAMOTAMO HONI
*CANNELLE HONI
*SAKAMALAHO HONI

💯Natoral✅️

📞038 19 992 48
034 58 957 45

23/07/2026

📢Toy ny foara fanao isan-taona e 🇲🇬

➡️FIER MADA andiany faha-27 atao ny
🗓05 hatramin'ny 09 Aogositra 2026 eo amin'ny 📍Stade MAKI Andohatapenaka

Stand N° 318

⛔️Tsy misy vidim-pidirana fa tongava maro

Ho hita eny avokoa ny vokatra HONI rehetra 🤗

📞038 19 992 48
📞034 58 957 45

06/07/2026

⚠️ Ho anareo eny Ivato sy ny manodidina📢
Hisokatra tsy ho ela ny Supermarché KIBO eny Ivato ahitana ny vokatra HONI

📍 KIBO IVATO face de MINNING BUSINESS CENTER Ivato

🛵Afaka mandefa amin'ny faritra hafa ihany koa izahay an🛵

☎️034 58 957 45
☎️038 19 992 48

05/06/2026

📢📢📢📢📢📢📢📢📢📢
Ampatsiahivina hatrany fa mbola ety ( Foire de l' Industrie Agroalimentaire de Madagascar) izahay ka manasa anareo hatrany hitsidika ny stand misy anay 🤗

Jour 2
🚨Stand 49-50-51 (RALI) no ahitana ireo produits ireo

Aza adino hatrany ny mandefa MP raha hanao commande
Na miantso mivantana ny
📞034 58 957 45 raha any na eto an-toerana

Manao Livraison hatrany izahay🛵

🌼Mirary tontolo andro mahafinaritra o🌼

Category

Telephone

Website

Address


Ambodinisotry
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HONI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.