Authentica MG

Authentica MG

Share

Produit cosmétiques en provenance d’Europe
Authentique et Original

Photos from Authentica MG's post 07/10/2026

Bonjour bonjour 👋
Arrivage arrivage vaovao be zareo an. Vitsy2 dia vitsy fa araraoty an ❤
Boîte à bijoux mafatifaty kely. Afaka hoetina n'aiza2. Tsy manavesatra poketra.
➡ mirroir en simili cuir couleur vert na ny anatiny aza tena waouuhhh ⭐
➡ mirroir couleur rose tsy simili fa tena tsara ihany ko nefa an ⭐
👉 afaka manao commande ko nefa

14/09/2026

Misy pour cheveux bouclés ve ???
Oui misy ka ✨
Lay mousse io efa lany ❎
💯 Authentique

Photos from Authentica MG's post 25/08/2026

Salama harivariva eee 🖐
Ela2 izy zany. Inona ny vaovao anareo ela2 zay ??
Te iteny fotsiny zah hoe mbola misy vitsy2 lay produit hoan'izay mbola tsy nahazo an. Araraoty fa maro no efa afapo zay.
💯_authentique

✔✔

17/06/2026

❄️Balea professional WINTER PROTECT (idéal Hiver)❄️

Le froid, l'humidité, et l'air chaud peuvent abimer vos cheveux et assécher votre cuir chevelu 🥶. Avec ❄️Balea professional WINTER PROTECT❄️ vos cheveux restent doux et souple même pendant les froides journées de l'hiver. 💙💙

🔹Shampooing 250 ml
▫️Lait capillaire 150 ml

‼️ Disponible et Réserver dès maintenant ‼️

✅ Toujours produits authentique en provenance d’Europe
✅ Sans silicones

29/04/2026

VO miodina kely dia tena tsy maharaka. Fa inona zany tena mapalaza be anty ankajo ty 😅🤔🤔🙄

28/04/2026

Bonjour Bonjour ooo 🤗👋
Misaotra betsaka antsika zay efa nanjifa produit tato aminay dia manasa anireo zay mbola tsy nanjifa kosa fa efa betsaka ne oa no afapo eee
Ty produit ty maro mpitady b. 1monja sisa misy

- Pour des cheveux renforcés, nourris en profondeur et souples
- Formule de soin à la kératine et aux péptides
- Renforce la structure des cheveux et réduit la caisse des cheveux
- Pour les cheveux structurellement abîmés et cassants

Photos from Authentica MG's post 14/04/2026

Salama salama aby eee 👋
Ela izy zany an !!! Inona vaovao ela2 zay ???
Iza mbola tsy nanjifa produit tato aminy ?? Efa betsaka ne oa no afapo sod taraiky eo dray eee 😅
Destokage avant arrivage
Araraoty zay mbola tsy nahazo eee.
👉 -70.000ar daoly fa vonjivonjeo ary eee 🤗

Efa am sary avokoa mombamomba azy tsirairay

09/02/2026

Salama eee 👋
MBA apa motiver antsika iatrika anty erinandro vaovao be t'y dia misy Tenin'Atra ty zay azoko omaly ka zaraiko amitsika

NY ANDON'NY LANITRA SY NY TSIRON'NY TANY
Gen 27:28
Ny TENY omen'Atra dia FITAHINA
Ny teniny no amadika anah arak'izay lazainy
Ny olona manana TA ao aminy dia sarotra ravana. Ny fanatrehany no miaro anah tsy ho azony ratsy
⏺Ny andon'ny lanitra dia herin'Atra miaraka amiko.
Tsy ny diplôme no mamory harena fa ny herin'Atra.
⏺Tsiron'ny tany dia vokatry ny tany
Ny andon'ny lanitra dia mapavokatra ny tsiron'ny tany
ITY TAONAN'NY TSY FISIN'NY OZONA FA FITAHINA
Nyolona refa tahin'Atra tsy azo ozonina
ASOAVINA ZAY MANISY SOA AHY ARY OZONINA ZAY MANOZONA AHY DONC TSY AZO OZONINA MANDRAKIZAY AH

26/01/2026

Salama eee 👋
Arrivage tsika ko ty zareo an


⏺Nettoyant, renforcement et restructurant
⏺Apaise le cuir chevelu sensible et sec et aide à soulager les démangeaisons
⏺Pour les cheveux abîmés, sensibles et secs

✨ Ingrédients : kératine, panthénol, allantoïne

Produit 💯 authentique en provenance d'Europe et certifié dermato ✔✔

Photos from Authentica MG's post 14/01/2026

Salama aby eee 👋
Misy lina am resaka ouvrage métallique ve ato ??
Tiko manamarika fa tsy resaka produit ihany no ataotsika fa zay rehetra momba ny vy rehetra dia ataotsika avokoa ( varavarana, varavarakely, vavahady, grille....)
Ka aza misalasala ary manotany eee.
Sationany ftsn reto am sary reto

Telephone

Address


Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Authentica MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.