Henika Baby Shop
✅ vente article bébé ✅
✅ Prix en détail ou en gros ✅
034 70 126 18
13/07/2026
✨ LOT BÉBÉ – BIBERON À CUILLÈRE + TÉTINE FRUIT 👶🍼🍓
Kit parfait ho an’ny bébé rehefa manomboka misakafo!
💖 Ao anatiny :
✔ Biberon à cuillère tout silicone – ho an’ny purée, compote, bouillie
✔ Tétine fruit (Food Feeder) – ho an’ny fruit na légume ho an’ny bébé
🌟 Tombony :
✔ Silicone malefaka – tsy mankarary vavan’ny bébé
✔ BPA Free – azo antoka ho an’ny zaza
Mora ampiasaina sy sasana
💰 Prix du lot : 16 000 Ar
📍 Commande en message privé
07/07/2026
🌸 BECKON BABY LIGHT LOTION 500 ml 🌸
✨ Misy Honey 🍯 sy Carrot 🥕
-Manalefaka sy manome hamandoana ny hoditra
-Manampy hiaro ny hoditra tsy ho maina
- Malefaka ary mora levona amin'ny hoditra
- Mety amin'ny fampiasana isan'andro ho an'ny vatana
💰 Prix : 15 000 Ar
📍 Adresse : Ambohimangakely
📞 Commande : 034 70 126 18
🚚 Misy livraison. Afaka mandefa any amin'ny faritra rehetra ihany koa arakaraka ny fifanarahana.
04/07/2026
✅ PROMOTION BE ✅ Biberon en verre 260ml
En verre fa tsy plastique an ❌ couleur disponible : vert , bleu , rose
Prix : 10.000 ar au lieu de 15000 ar
Manao livraison manomboka 3000 ar mandefa any faritra
Mp ou 034 70 126 18
01/07/2026
🍼 PROMO – Tire-lait
Tire-lait manuel miaraka amin’ny biberon 150 ml
💰 28.000 Ar
Tsy mila herinaratra
Mora ampiasaina sy entina
Mety amin’ny fampiasana isan’andro
Tire-lait électrique miaraka amin’ny biberon 180 ml
💰 37.000 Ar
Automatique, gain de temps
Aspiration douce, tsy mankarary nono
Silencieux sy efficace
-Biberon inclus
- Mora diovina
- Azo antoka ho an’ny zaza
Vaovao anaty carton
📦 Livraison partout à Madagascar
📞 034 70 126 18
👶 Destockage Seringue Nasale 👃
- Manampy hanadio moramora ny oron-jaza
- Mora ampiasaina
- Tsara ho an'ny zaza sy ny ankizy
💰 Vidiny : • 8.000 Ar / paire • 5.000 Ar / paire (vidiny gros ho an izay Mbola ivarotra)
Raha lot miaraka aspirateur nasale+ seringue izy 18000 ar
📍 Lieu : Ambohimangakely
📞 Contact : 034 70 126 18
🚚 Livraison partout à Madagascar
📩 Aza misalasala mandefa hafatra na miantso raha mila fanazavana na hanao commande.
28/06/2026
Merci beaucoup ho an Ilay naka an ireto miaraka 🫶♥️♥️ livraison gratuite izay maka article samy afa plus de 6 pièces ato amnay an ♥️🫶
🇲🇬 Izahay ato amin'ny Henika baby shop dia mirary fety sambatra ho anareo rehetra amin'izao Fetin'ny Fahaleovantenan'i Madagasikara izao. 🇲🇬
Mirary fifaliana, fahasalamana ary firaisankina ho an'ny Malagasy rehetra. Ankafizo miaraka amin'ny fianakaviana sy ny havana akaiky ity andro manan-tantara ity.
🎉 Mirary Fety Sambatra! 🎉
16/06/2026
🍼 PROMOTION SPÉCIALE 🍼
💥 Biberon en verre Dr Gym 240 ml 💥
✅ 15.000 Ar seulement
✨ Verre de qualité ✨ Capacité : 240 ml ✨ Facile à nettoyer ✨ Pratique pour bébé au quotidien
📦 Produit neuf 🚚 Livraison disponible partout à Madagascar
📩 Commande en MP ou contactez-nous : 📞 034 70 126 18
📍 Lieu : Ambohimangakely, arrêt bus Manambina (raha avy any Rond-Point), trano vert akaikin'ny Agrival.
⚡ Stock limité, profitez vite de la promotion.
14/06/2026
BOUT DE SEIN SILICONE – Protection & Confort ho an’i Maman 🤱
- Manampy amin’ny fampinonoana mora sy tsy misy fanaintainana
- Miaro ny nono raha misy triatra na marary
-Silicone malefaka, tsy mankarary
-Azo ampiasaina rehefa sarotra minono ny zazakely
- Mora diovina sy azo steriliser-na
💰 Prix : 10.000 Ar
Livraison partout à Mada
📞 034 70 126 18
14/06/2026
♥️🎉 PROMOTION BE SPÉCIALE MAMAN & BÉBÉ 🎉♥️
👶 Tire-lait manuel : 28.000 Ar
- Gobelet d’apprentissage : 18.000 Ar
- Nébuliseur portable : 20.000 Ar
- Lot seringue nasale + aspirateur nasal : 18.000 Ar
- Bout de sein en silicone : 10.000 Ar
📍 Lieu : Ambohimangakely, arrêt bus Manambina (raha avy any Rond-Point, trano vert akaikin’ny Agrival)
📞 Commande : MP na 034 70 126 18
🚚 Livraison partout à Madagascar à partir de 3.000 Ar
⚡ Stock limité, manararaota ny promotion dieny izao!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Anosy
Antananarivo
