Rasazy Mendrika
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rasazy Mendrika, Health/Beauty, Ankadifotsy, Antananarivo.
« Aucune femme ne doit mourir en donnant la vie »
☎️WhatsApp: +261 34 81 417 47 (SF Mendrika)
👉 Ora fiasana ihany no afaka mamaly sy mandray appel (Lundi au Vendredi: 8h-11:30 / 14h-16h)
❌Tsy misy MP ny pagetsika fa ialana tsiny indrindra tompoko 🙏🏻
25/09/2026
Inona no tsaronareo vao mahita an’ity ry Maman❓😄
Zaitra firy nenareo❓
Mbola tadidy ve❓
🫡🫶🏻
Sary indrana
23/09/2026
♥️🙏🏻♥️
21/09/2026
Feno ny toerana tompoko, mankasitraka ♥️♥️♥️
No comment 💁🏼♀️🙊
15/09/2026
Aleo aloha izaho mba haneho ny hevitro fa ohatrany maro no gaga tamin’ity sary ity 😊
👉Aza atao extraordinaire ny mahita Papa mikarakara ny zanany. Zavatra normal tsara mihitsy io raha izaho manokana 😊
👉Papa izy, Ray izy ary anjarany koa ny mitaiza fa tsy hoe Maman foana na Maman ihany no tokony hitaiza
Parenting is teamwork 🤍
🌸Andao isika hianatra, hirary mba: ho lasa normal amin’ny Papa rehetra ny manana patience, endurance ary implication amin’ny fitaizana ny zanany. Tsy maka ny toeran’i Maman izy, fa manao ny anjarany amin’ny maha-Papa azy. Mifameno Dada sy Neny.
👉Sary indrana 🙏🏻
✍️Rasazy Mendrika
Iza daholo ilay Maman efa natao AG (anesthésie générale)tato?
Inona ny zavatra mba neritreretinareo vao tafiditra tao @ bloc alohan’ny napatoriana anareo?
Za tena hoe natahotra eh 🤣Hoe raha sanatria moa izany tsy mifoha eto intsony de ahoana 😄🙈
Ilay midélire kou tena nampatahotra ahy, heureusement tsy nidélire 😂
Betsaka be ny zavatra nifamahofaho tao anaty saiko tao 😂
Nangataka tavimandry aloha fa teraka hatramin’ny pipy mitsy mandrapametaka ny sonde🙈
Fa tena mangatsika anaty bloc, tsy naha Rasazy ahy iny eh 🤣🙈
(Ity izao vidéo efa nanomboka natsiaro tena amin’izay de niverina tany @ chambre, mbola domelin’ny anesthésie 😂)
Tantarao hoe nenareo 😊
09/09/2026
Mirary soa ireo Ray aman-dReny rehetra amin’izao fidiran’ny mpianatra izao 🥰🙏🏻
Enjakenjana fa mamy kely foana ♥️
🌸 Mba tantarao ao @ commentaire ny zavatra nampiomehy na nahafinaritra nataon’i Harena kely tany any am-pianarana amin’izao rentrée izao😄
07/09/2026
Vita ve ny vacances oh❓
Nanao ahoana izy tao❓Taiza ianareo no nandeha❓
Hafa mihitsy ilay mba mivoaka kely miala ny rotoroto reto anh 😍
Ireto sary vitsivitsy mba souvenir kelin’i Rasazy tamin’ity vacances 2026 ity♥️
Mankasitraka an’i TopVacances Madagascar foana fa afa-po izahay🫶🏻👌Ary mbola tsy nandiso fanantenana mihitsy hatramin’izay 🥰🙏🏻
Voyage organisé zareo 😍
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ankadifotsy
Antananarivo
