So Curly MG

So Curly MG

Share

So Curly est une entreprise Malgache spécialiste dans le retour au naturel et la repousse des cheveux

05/07/2026

🌺🎉 Tsy kisendrasendra ny volume. Volo rehetra dia afaka mahazo volume tsara, rehefa ampiasaina ny astuces sy produits mifanaraka aminy.

⁉️ Efa Fantatrao ve ny produits nampiasaina teo ny ny accessoires ?
➡️ Ao amin’ny commentaires ary 💬

💡Misy vidéo spéciale astuces ahazoana volume koa ato amin’ny pejy, araho ny rohy : https://www.facebook.com/share/v/18ofbXGbC3/?mibextid=wwXIfr

04/07/2026

🌺 Tsy tokony hisaraka aminao mihintsy ity « 𝗖𝗿𝗲̀𝗺𝗲 𝗰𝗼𝗶𝗳𝗳𝗮𝗻𝘁𝗲 » ity, satria :

☑️ Azo ampiasaina andavanandro
☑️ Azo anaovana scellage hitazomana ny hydratation avy manosotra leave-in
☑️ Afaka irandranana…

💡 Bonus : sady manalava no mampatevina volo …

➡️ Astuce : afangaro tsara amin’ny tanana foana vo ahosotra, kelikely dia ampy.

🏠 Azo jifaina eny amin’ny boutique, manao livraison, mandefa amin’ny faritra
📌 𝐓𝐚𝐧𝐚 - 𝐒𝐚𝐦𝐛𝐚𝐯𝐚 - 𝐓𝐚𝐦𝐚𝐭𝐚𝐯𝐞

03/07/2026

Mety ho an’ny rehetra , lahy , vavy, ankizy, lehibe … karazambolo rehetra ny ato amin’ny So Curly MG ka aza misalasala miditra mp manontany izay mety aminao 🥰

Photos from So Curly MG's post 02/07/2026

Souhaitons nos meilleurs vœux à la magnifique Laylla, notre modèle… une des fidèles clientes de So Curly MG qui fête aujourd’hui son anniversaire 🎉🥳

Y en a parmi vous qui fête aussi son anniversaire en ce mois de juillet ? 😍

Photos from So Curly MG's post 02/07/2026

🤎🌺 𝗦𝘂𝗯𝗹𝗶𝗺𝗲 𝗟𝗲𝗮𝘃𝗲-𝗶𝗻 𝗖𝗿𝗲̀𝗺𝗲, telo taona izay… ary mbola izy no ankafizin’ny maro.

Sublime Leave-in Crème dia efa 3 taona no niaraka taminareo, ary mbola isan’ireo vokatra tsy afaka misaraka amin’ny maro, indrindra ho an’ny volo bouclés, secs ary mora déshydratés.

🌿 Enrichi en kératine végétale, izy dia manampy:

✨ Hydratation maharitra
✨ Boucles mivoaka tsara
✨ Volo malefaka sy mangirana
✨ miaro ny volo tsy ho vakivaky

Raha mila boucles définies, souples ary hydratées isan’andro, Sublime no namana azo itokisana ary raha miaraka amin’ny masque hydratant Aqua Tonga dia résultats mahafapo tokoa.

02/07/2026

⁉️ Manahirana hoy ianao ilay mifoha miaraka amin’ny bonnet en satin fa lasa otrany mipetaka be ilay volo .
➡️ Toy izao amin’ny video izao fanalana anazy 🥰

🌺 Huile Élixir extra pousse sy peigne afro indray no namanao eto. Disponible daholo ireo .

01/07/2026

Volo mora miraikitra, sarotra hogona ( pahigniny) , ary miongotra rehefa mibango volo na mikasika anazy 🌺⁉️

➡️ 𝗔𝗽𝗿𝗲̀𝘀-𝘀𝗵𝗮𝗺𝗽𝗼𝗶𝗻𝗴 𝗗𝗲́𝗺𝗲̂𝗹𝗮𝗻𝘁 « 𝗖𝘂𝗿𝗹 & 𝗚𝗹𝗶𝘁𝘁𝗲𝗿 »
Manampy amin’ny fanalefahana volo sy fanamorana ny démêlage, mba hampihenana ny fiongotran’ny volo rehefa karakaraina.

🤎 Disponible en format 300ml

30/06/2026

⁉️🌺 Maro ianareo no manontany hoe : “𝐅𝐚 𝐢𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐋𝐚𝐢𝐭 𝐂𝐚𝐩𝐢𝐥𝐥𝐚𝐢𝐫𝐞 ? 𝐓𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚 𝐯𝐞 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 ?”

Tsy mandranoka o 😊 Leave-in ihany izy fa maivana kokoa , tsy matevina tahaka ny leave-in conditioner, Sublime na Rehareha izy .

Izay indrindra no mahatonga azy tena mety ho an’izay mitady :
❤️fikarakarana tsy mavesatra amin’ny volo
❤️effet tsy gras
❤️volume sy mouvement bebe kokoa
❤️fahatsapana hoe toa tsy dia misy produit akory amin’ny volo

Ho an’izay tia volo maivana nefa mbola voakarakara tsara sy mivoaka tsara ny boucles.

29/06/2026

🤎🥳 𝗥𝗲𝗵𝗮𝗿𝗲𝗵𝗮, crème bouclante disponible amin’ny format 350g … produit clean à base d’ingrédients d’origine naturelle sy Vita Malagasy.

❌ ❌Ampatsiahivina hatrany fa tsy « crème coiffante » na menaka fampiasa andavanandro i Rehareha, fa leave-in (soin sans rinçage) ahosotra amin’ny volo lena, tsy mikobana, ary manampy amin’ny definition ny boucles.

➡️ Idéal ho an’ny volo 3c-4a-4b-4c ( frisés à crépus)

🏠 Boutique : 𝐓𝐚𝐧𝐚 - 𝐒𝐚𝐦𝐛𝐚𝐯𝐚 - 𝐓𝐚𝐦𝐚𝐭𝐚𝐯𝐞
Manao livraison sy mandefa amin’ny faritra manerana an’i Madagascar

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address


Antananarivo