Divya Madagascar 2
vente de produits cosmétiques
Savon lait de Chèvre et au sel de mer
- Savon 100% pur lait de chèvre pour visage et corps
- Savon anti-imperfections aide à réduire les acnés, boutons, points noir ainsi que les tâches
-Savon hydratant et éclaircissant
-Reduit l'excès de sébum,
-Savon nourrissant et anti - âge,anti- vieillissement, réduits les ride
80g
MP pour commander
034 83 043 88
Livraison dant tout Madagascar
19/03/2026
Ireo aloha no dispo izao
0348304388 📞
18/03/2026
16/03/2026
Masque et Shampooing capillaire à base de kératine Botox,
Authentique
Prix : 50 000 Ar les deux
Sans Sulfate/Paraben/chlorure de Sodium, aucun dommage/Irritation des cheveux/cuir chevelu
Réparation des cheveux, hydratation, ultra brillant
Nourrissant en profondeur pour les cheveux
Amélioration de la brillance, couleur sûre
Protège les cheveux du traitement chimique des cheveux
Formule de soins capillaires à usage domestique quotidien
Masque : 1kg
Shampoing : 900 ml
☎️034 83 043 88
Livraison dans tout Madagascar
11/03/2026
Lissage BRÉSILIEN KERAPLEX GOLD
Mety tsara amin'ny karazam-bolo rehetra
Mampalama tsara sy mampalefaka ny volo
Mety amin'ny volo miloko ,mitsabo ny volo tapatapaka sy mihintsana ,.
Mamerina ny volo Simban'ny fer sy ny lokom-bolo.
Tongava mp na miantso avy hatrany
Tel: 0348304388
0322463338
0336136561
Livraison TANA
Mandefa amin'ny faritra rehetra
06/03/2026
-CREME Brigtening
Crème manafotsy tateraka sy manala ny mangana amin'ny elakelampe,helika ,lohalila,kiho
Manafotsy izay faritra rehetra Tiana ho fotsy
Raha mahaliana Anao dia mandefasa hafatra aminay na miantso AVY hatrany
☎️0348304388
Manao livraison eto TANA ,Mandefa amin'ny Faritra rehetra.
18/02/2026
Aza tara fa efa ato indray ny arrivage tsika an
Amin'ilay tena tsara ♥️
SAVON lait de chèvre+ CRÈME lait de chèvre
Prix :30000 ar izy roa
✨ Savon Sel Marin & Crème Lait de Chèvre ✨🌊
Manadio lalina
🌿 Manala sela maty sy loto
Mampalefaka sy manome hamandoana
Manampy amin’ny mony sy tasy
💙 Hoditra madio, malefaka ary mamirapiratra isan’andro!
🌊🧼 Asan’ny Savon Sel Marin & Lait de Chèvre 🧼🌊
Ity savon ity dia fitambaran’ny sel marin sy lait de chèvre, ka manome tombontsoa maro ho an’ny hoditra:
✔ Manadio lalina – Esoriny ny loto sy menaka tafahoatra
✔ Manala sela maty (exfoliation naturelle) – Ny sel marin no manadio sy manavao hoditra
✔ Manampy amin’ny mony sy tasy – Manadio pores ary mampihena ny fahatsetsenan'ny masonkoditra
✔ Mampalefaka sy manome hamandoana – Noho ny LAIT DE CHÈVRE ao aminy
✔ Mampitony tsara ny hoditra
🌿 Mety indrindra ho an’ny hoditra misy mony, menaka be, na hoditra mila fanavaozana.
Hoditra malefaka sy mamirapiratra ao anatin’ny fotoana fohy!
🧴 Crème Lait de Chèvre – Manome hamandoana, mampalefaka, mampamirapiratra.manala ny tasyy rehetra izay manelingelina
💛 Mety amin’ny hoditra rehetra!
📩 Alefaso ny commande ary MP avy hatrany na miantso
☎️ 0348304388 - 0322463338
Manao livraison
Mandefa amin'ny faritra rehetra ♥️
09/02/2026
LAIT DE CHÈVRE
Savon : 15 000ar
Crème : 20000ar
Ilay manala faingana ny tasy manelingelina Anao .
Panda ,Mony , point noir ,manala Ilay tarehy mivadika mena tsy mahazaka masoandro , produit.
Manatsara sy mampadinika masokoditra .manazava endrika
Anti rides tena tsara
Raha mahaliana Anao dia Tongava mp na miantso avy hatrany
☎️ 034 83 043 88
Manao livraison eto TANÀ
Mandefa @ faritra rehetra.
🌸Hair removal spray 🌸
✓034 83 043 88/ prix : 20 000ar
👉Spray manala volo hatramin'ny fakany
✓Natao hanongotana ny volo rehetra amin'ny vatana ( volom-bava, volomaso, volon-tarehy, volon-kelika, volon-tongotra, sns...)
✓Mora ampiasaina ary manongotra hatramin'ny fakan'ny volo fa tsy manapaka
✓2 à 3 semaines vao mitsiry indray ny volo
✓Mihamanify hatrany ny volo rehefa mitsiry
✓Manamandina ny hoditra ary manala tsikelikely ny mainty amin'ny helika
✓Tsy misy effet secondaire
Midira hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny
Manao livraison manerana ny Madagasikara
11/12/2025
Ho avy ny fety .Mila Manao manjamanja isika Maman a
CRÈME PERSIL 🌿
Tonga indray izy ity
Crème malefaka Sady haingampiasa
3 Andro dia Mahita vokatra tsara
Manadio tanteraka sy manala ny tasy manelingelina
Panda - Mony- tarehy mena_Mangana main'ny
masoandro-haretin'aty -manadio ny faritra mainty @ helika....
Manazava sy mampadinika masok'oditra
Anti ride Anti vieillissement
Prix :20 000 AR
☎️ 0348304388 na miditra Mp avy hatrany
Manao livraison sy mandefa amin'ny faritra rehetra
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Antananarivo
