Produits ZO
Vente des produits cosmรฉtiques PRODUITS ZO
POINT DE VENTE :
- Manakambahiny, 0346968042
- Art'Soa Beautรฉ Analakely, 0346147061
WhatsApp : Zo Andria
Raha volo tiana haniry dia ny hodidoha no mila karakaraina voalohany indrindra. Soin tena ilaina indrindra ny ๐๐พ๐๐พ MASQUE, miasa amin'ny hodidoha izy ary tena manampy ny volo amin'ny fitomboany.
0346968042
0346147061
KARAKARAO NY VATANAO SATRIA MENDRIKA NY TSARA INDRINDRA IANAO ๐
Coucou daholo!!
Efa azontsika jifaina eny amin'ny point de vente ART'SOA BEAUTร Analakely koa ny ๐๐พ HUILE DE MOUTARDE an!!!
Raha mitady volo misy VOLUME ianao dia aza misalasala mampiasa azy ๐
0346968042
0346147061
Racines matanjaka, volo tsy mitsaha-mitombo isan'andro ๐
๐๐พ๐๐พ HUILE D'OIGNONS ET EOMARINS no ahazoana an'izay ๐๐พ
0346968042
0346147061
27/09/2026
"Te hizara aminareo aho androany, ny voloko dia tena manify ny rambony, tsy mba mety MATEVINA mihitsy nefa efa tapitra nampiasaiko ity produits rehetra ity.
Nahita publication tato aho mikasika ny HUILE DE MOUTARDE hoe mampatevina volo. Izaho koa moa tsy mahazaka huile de ricin dia efa kivy aho hoe mety amiko indray vรฉ ity? Fa dia nandramako ihany. Nanaovako bain d'huile alohan'ny hanasa loha sady nanosorako kely isan'andro.
Vokatra : nihanatevina ihany ny voloko ary ity no tena nety taminy ๐ฅฐ๐ฅฐ.
Recommander-ko ho anareo manify volo na tsy mety maniry. Tena tsara io ๐ " Mme Tiana
25/09/2026
Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! ๐ Zo Lalaina, Georgia Rabodomanga, Rindra Mamy, Fandresena Manankasina
VOLO MANIFY? AMPY IZAY!!!
โค๏ธ HUILE DE MOUTARDEโค๏ธ : Fikarakarana manampy hanome hakitroka sy volume ny volo, mba ho hita feno, matanjaka ary velona kokoa ๐
๐๐พ๐๐พ Volo matevina no tanjona? Ataovy anaty routine-nao!
0346968042
Ny crรจme NIVEA dia afaka manampy amin'ny fikarakarana tarehy, indrindra raha maina na mila hydratation ny hoditra.
NY MAHATSARA AZY AMIN'NY TAREHY :
๐๐ Manome hydratation ka manampy hampalefaka ny hoditra.
๐๐ Manampy hitazona ny hamandoan'ny hoditra, ka tsy ho mora maina sy miketrona.
๐๐ Mampalefaka ny hoditra ary manome fahatsapana malama.
๐๐ Manampy hanohana ny barriรจre protectrice amin'ny hoditra.
20/09/2026
MASQUE VITA AMIN'NY AVOCAT ๐๐พ๐๐พmampatanjaka, mampatevina ny fibre ary mampisy volume ho an'ny volo manify.
๐ฆ๐ฆ IRETO AVY NY AKORA ILAINA :
โข 1โ2 avocat masaka
โข 1 sotro yaourt nature
โข 1 sotrokely huile de moutarde na huile d'olive
โข 1 sotrokely gel d'aloe vera
๐ฆ๐ฆ FOMBA FAMPIASANA AZY :
1. Poteho tsara ny avocat mandra-pahalemy.
2. Afangaro amin'ireo akora rehetra.
3. Hosory amin'ny halavan'ny volo sy ny hodi-doha.
4. Avela 20-30 minitra.
5. Sasao amin'ny shampooing malefaka, dia kobanina tsara.
Atao in-1 isan-kerinandro.
Mazotoa mikarakara daholo o!!
19/09/2026
Ny AVOCAT (zavokร ) dia tena tsara amin'ny fikarakarana volo, indrindra raha maina, marefo na tsy misy hamandoana.
NY ASAN'NY ZAVOKA AMIN'NY VOLO :
๐๐ Manome hydratation sy hamandoana ny
volo.
๐๐ Mampamirapiratra ny volo.
๐๐ Mampalefaka volo maina sy mikorontana.
๐๐ Manampy mampatanjaka ny fibre capillaire ka mampihena ny fahatapahan'ny volo.
๐๐ Manatsara ny elasticitรฉ ka manampy ny volo tsy ho mora tapaka.
๐๐ Manamora ny dรฉmรชlage ary mampihena ny
frisottis.
๐๐ Ny menaka ao aminy dia afaka manampy sy miaro ny volo maina.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Produits ZO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
