HANGY COSMETICS

HANGY COSMETICS

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from HANGY COSMETICS, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.

Des soins riches à base de moelle de zébu
La tradition au service de votre peau et de vos cheveux
📦 Livraison dans tout Madagascar 🚍
et à l'international ✈️
📬 [email protected]
☎️ 0329897733/0361718077

🚍✈️ Worldwide shipping 🌍

10/10/2026

𝗡𝗗𝗔𝗢 𝗔𝗥𝗬 𝗛𝗜𝗥𝗘𝗦𝗔𝗞𝗔 𝗠𝗢𝗠𝗕𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗕𝗘𝗨𝗥𝗥𝗘 𝗔𝗧𝗦𝗜𝗞𝗔 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗔𝗡𝗬

𝗡𝗗𝗔𝗢 𝗔𝗥𝗬 𝗠𝗜𝗥𝗕𝗘𝗨𝗥𝗥𝗘 𝗗𝗘 𝗞𝗔𝗥𝗜𝗧É, 𝗖𝗔𝗖𝗔𝗢 𝗦𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗚𝗨𝗘 : 𝗜𝗭𝗔 𝗡𝗢 𝗠𝗘𝗧𝗬 𝗜𝗡𝗗𝗥𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗩𝗢𝗟𝗢𝗔𝗡𝗔𝗢 ? 🧈✨

Ireto dia beurres telo izay mora hita eto amintsika ary ampiasaina matetika amin'ny fikarakarana volo voajanahary. Fantatrao ve anefa fa samy manana ny mampiavaka azy izy ireo, ary miankina amin'ny karazana volonao ny fisafidianana izay mety aminao ?

🟡 𝗕𝗘𝗨𝗥𝗥𝗘 𝗗𝗘 𝗞𝗔𝗥𝗜𝗧É : ho an'ny volo maina sy ngita

✨ Mety indrindra amin'ny :

➡️ Volo crépu 4A, 4B ary 4C, indrindra raha maina.
➡️ Volo frisé 3B sy 3C, matevina ary maina.
➡️ Volo matevina, na manana tendrony maina.

✅ Manalefaka ny volo ary tena manana pouvoir nourrissant be izy ity
✅ Manampy amin’ny fiarovana ny volo tsy ho maina.
✅ Mampihena ny fahatapahan'ny volo vokatry ny fifampikasohana rehefa mibango
✅ Manamora ny fikarakarana sy ny fandaminana ny volo
✅ Mety indrindra amin'ny volo maina, matevina, frisé ary crépu.

🟡 𝗕𝗘𝗨𝗥𝗥𝗘 𝗗𝗘 𝗖𝗔𝗖𝗔𝗢 : ho an'ny volo matevina

Mafy kokoa noho ny karité ny beurre de cacao, ka mety tsara amin'ny fanamboarana baume capillaire izay mila manana endrika mafimafy izy ity.

✨ Mety indrindra amin'ny :

➡️ Volo crépu 4B sy 4C, matevina ary maina be.
➡️ Volo frisé 3C, matevina ary maina.
➡️ Volo manana tendrony maina izay mila fiarovana

✅ Manalefaka ny volo ary mampangirana
✅ Miaro ny longueur mba tsy ho maina no mampalefaka
✅ Miaro ny tendront volo mba tsy ho tapatapaka
✅ Manome firafitra mafimafy kokoa ny baume capillaire.
✅ Mety indrindra amin'ny volo matevina sy maina lava

🟡 𝗕𝗘𝗨𝗥𝗥𝗘 𝗗𝗘 𝗠𝗔𝗡𝗚𝗨𝗘 : Ho an'ny volo mila soins maivamaivana kokoa Izy ity.

Ny beurre de mangue dia ankafizina noho ny fahafahany manome produit malefaka kokoa, arakaraka ny kalitaony sy ny fangaro ampiasaina anefa ah.

✨ Mety indrindra amin'ny :

➡️ Volo ondulé type 2A, 2B ary 2C, indrindra raha maina ny tendrony.
➡️ Volo bouclé 3A sy 3B, izay mila halemilemena.
➡️ Volo frisé 3C, raha tsy mahazaka menaka mavesatra loatra
➡️ Volo samary manify

✅ Manalefaka ny volo tokoa izy ity
✅ Miaro ny volo tsy ho maina
✅ Manalefaka sy mampangirana ny volo
✅ Mety be raha produit malefaka Kokoa no ilaina
Mety amin'ny volo ondulé, bouclé ary frisé mila halemilemena.

🟡 𝗞𝗔 𝗜𝗭𝗔 𝗡𝗢 𝗕𝗘𝗨𝗥𝗥𝗘 𝗧𝗢𝗞𝗢𝗡𝗬 𝗛𝗢𝗙𝗜𝗗𝗜𝗔𝗡𝗔 ?

✅ Volo 4A, 4B, 4C : ny karité dia safidy tsara ho an'ny volo crépu sy maina.

✅ Volo 3C matevina sy maina be : mety tsara ny karité na fangaro karité sy cacao.

✅ Volo 2A, 2B, 2C ary 3A : azo andramana ny beurre de mangue fa tsy dia atao maro be

💬 Ary ianao, inona ny karazana volonao : 3A, 3B, 3C, 4A, 4B sa 4C? Soraty ao amin'ny commentaire ary zarao aminay ny beuree tianao indrindra ⬇️

08/10/2026

🧠 MYTHE VS RÉALITÉ

❌ 𝗛𝗘𝗩𝗜-𝗗𝗜𝗦𝗢 :

🟡 Peau grasse dia tsy mila hamandoana na menaka intsony

✅ 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗥𝗜𝗡𝗔 :

🟡 Ny peau grasse dia mety tsy ampy rano ihany koa, ary mety mbola mila lipida na akora matavy sasany.

𝗙𝗮 𝗻𝗮𝗵𝗼𝗮𝗻𝗮 ?

Satria tsy mitovy ny 𝗵𝗮𝗺𝗮𝗻𝗱𝗼𝗮𝗻𝗮 sy ny 𝗺𝗲𝗻𝗮𝗸𝗮

𝗛𝗮𝗺𝗮𝗻𝗱𝗼𝗮𝗻𝗮 = 𝗿𝗮𝗻𝗼
𝗟𝗶𝗽𝗶𝗱𝗮 = 𝗮𝗸𝗼𝗿𝗮 𝗺𝗮𝘁𝗮𝘃𝘆

Noho izany, azo atao tsara ny manana peau grasse nefa tsy ampy hamandoana.

🔎 𝗢𝗛𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗧𝗦𝗢𝗧𝗥𝗔 :

Alao sary an-tsaina hoe grasse be ilay hoditra, nefa mampiasa produit manadio hoditra izay tena mahery na manala menaka be loatra matetika (produit décapant be ireny)

Mety hampihena ny rano sy ny lipida ilain'ny hoditra izany.

Dia mety hahatsapa ianao hoe :

😳 Grasse be ny hoditrao nefa sady mangitsokitsoka na mifanitona be ihany koa

Ary mety hieritreritra ianao hoe :

➡️ Tsy hampiasa crème intsony aho sao vao mainka hampatavy ny hoditro.

Kanefa, raha mbola manohy manala be loatra ny menaka voajanahary amin'ny hoditra ianao, dia mety hikorontana na hihamalemy ny barrière protectrice an'ny hoditra.

🧴 Midika ve izany fa tokony hanosotra beurre na menaka isankarazany be dia be amin'ny hoditra ianao ?

❌ Tsia.

Tsy hoe :

➡️ Hoditra matavy = mila matière grasse be dia be

Fa izao no tena marina :

✨ Ny peau grasse dia tsy midika hoe tsy mila lipida mihitsy. Miankina amin'ny karazana produit, ny habetsahana ampiasaina ary ny tena filàn'ny hoditra izany.

Ny hoditra matavy dia mety mbola mila akora manalefaka sy miaro ny hoditra, saingy raha be loatra ny beurre na ny akora matavy ampiasaina dia mety hahatsapa ho mavesatra na tsy mahazo aina ny olona sasany.

🟡 Koa aza hadino :

Matavy ≠ tsy ampy rano
Mila hamandoana ≠ mila menaka be
Beurre ≠ hydration

Ny tanjona dia ny mitazona fifandanjana sy mikarakara ny barrière protectrice an'ny hoditra 🙏🏾

06/10/2026

🟡 TOROHEVITRA KELY REHEFA MAMPIASA MENAKA AMIN'NY HODITRA (Menaka naturelle na koa beurre ilay resaka eto an, fa tsy ireny menaka manala panda izay itanareo eny antsena ireny na koa pandalao) 😂

➡️ Rehefa mampiasa menaka amin'ny hoditra ianao, dia tsara kokoa raha somary mando kely ny hoditra, fa tsy tena maina tanteraka.

Ny fotoana mety indrindra dia rehefa avy mandro, rehefa mbola misy hamandoana kely eo amin'ny hoditra

Fa nahoana ?

➡️ Ny menaka dia tsy manome hamandoana betsaka ho an'ny hoditra. Ny asany kosa dia ny manampy hitazona ny hamandoana efa ao amin'ny hoditra ary hampihena ny fahamainana.

✨ Noho izany, rehefa avy mandro ianao, aza fafana ho maina tanteraka ny hoditra. Avelao mbola ho somary mando, avy eo hosory moramora amin'ny menaka ary massena moramora en mouvement circulaire.

Fihetsika kely fotsiny, nefa afaka manampy betsaka amin'ny fikolokoloana ny hoditra ❤️

05/10/2026

Ity remarque ity dia anisany miberimberina fona any agnaty MP hoe :

🟡 NAHOANA NO MAFY BE NY TSOKA TSY MANDRY AO AMINAREO ?

Efa nanontany tena ve ianao hoe nahoana ny tsoka tsy mandry dia mety ho mafy sy mivaingana ao anaty pot, nefa rehefa mikasika ny hafanan'ny tanana na ny hoditra dia manomboka malemy sy mitsonika ? 👀
Tsy hafahafa akory izany 😊
Ny tsoka dia misy tavy voajanahary izay mivaingana rehefa mangatsiaka na amin'ny température ambany. Ohatran'ireny beurres maro samihafa ireny ihany. Tahaka ny beurre de karité ou cacao sns....
Rehefa mafana kosa izy, indrindra rehefa mifandray amin'ny hafanan'ny tanana sy ny hoditra, dia manomboka miova ny texture-ny :

🤎 Mafy ao anaty pot
🤲 Malemy rehefa hafanain'ny tanana
✨ Mora miparitaka rehefa mifandray amin'ny hoditra
Izany no mahatonga azy mampahatsiahy antsika ny beurre de cacao sy karité : mety ho mafy amin'ny température ambiante izy, nefa miova sy mihamalemy rehefa mafana.
Ary eto no mampiavaka ny ato aminay 🇲🇬
Ny TSOKA TSY MANDRY ato amin'ny HANGY COSMETICS dia mikendry ny hitahiry araka izay azo atao ireo tombotsoa rehetra azo avy amin'ny TSOKA. Ireo tavy, tsy asiana menaka Na koa zavatra hafa fa MOELLE DE ZEBU BRUTE ilay izy ☺️
🐂 Moelle de zébu purifiée
🤎 Tsy asiana huile
🌿 Tsy asiana beurre hafa
✨ Texture voajanahary
Ary ho an'ireo izay mitady texture malefaka kokoa sy produit azo ampiasaina amin'ny volo sy hoditra, dia hisy ihany koa ny formule faharoa, izay hampifangaroana ny TSOKA amin'ireo huiles sy beurres samihafa izay efa voafantina 🙂 Izay ho hitanareo eto tsy ho ela !

Fomba roa. Filàna roa. Fa akora iray no fototra : TSOKA TSY MANDRY 🤩

03/10/2026

🐂 FANTATRAO VE ?

🟡 fa ny tsoka tsy mandry dia mety ho mafimafy rehefa mangatsiaka ny andro, nefa mihamalemy rehefa tratran'ny hafanana ?
Ohatran'ny beurre ihany (ex: karité, cacao)
🟡 Inona no mahatonga izany ?

Nahoana no mety hiovaova ny hamafiny arakaraka ny hafanan'ny toerana misy azy ?
🟡 Ahoana ny fomba fitehirizana azy ?
🟡 Inona no maha samy hafa ny menaka, beurre ary cire amin'ny fikarakarana volo sy hoditra ?

➡️ Ho azavaina eto daholo izany

03/10/2026

Mbola tsara eeeee !

🤎 ANDROANY DIA TE-HIHENO NY HEVITRAO IZAHAY… 🤩

Miverina kely amin'ity publication ity izahay, satria fantatray fa isan'ireo vokatra tena tianareo izy ity 🤩

Ho anareo izay efa nampiasa ny TSOKA TSY MANDRY tato aminay dia tianay ho fantatra :

✨ Inona no tena tianareo tamin'ilay vokatra voalohany ?
✨ Inona no tianareo mbola hampitomboina na hatsaraina momba ny tsoka tsy mandry ?
✨ Misy vokatra manokana tianareo ho hitanareo ve ?
✨ Ary ahoana no tianareo hanamboarana azy ?
— ho an'ny volo?
— ho an'ny hoditra?
— sa ho an’ny volo sy hoditra miaraka?

💬 Lazao aminay ao amin'ny commentaire ny hevitrao

Mbola tsara eh !
TSOKA indray zany ny resaka androany na koa hoe (moelle de bœuf ou moelle de zébu)

Tianao ho fantatra ve ny tsiambaratelo nentin-drazana nampiasain’ny renibentsika ho an’ny volo malefaka ary matanjaka ? 🤩🤩🤩
Andeha ary isika hiresaka momba ny

Hatramin’ny ela be, efa nampiasaina tamin’ny fikarakarana volo ny indrindra any amin’ny kolontsaina afrikana sy karaiba. Nahoana ? Satria manankarena amin’ny tavy ilaina, kolagenina, proteinina ary asidra matavy izy io 🙂

Fa inona marina no vokatsoa azo avy ity eh ?

▶️ Manome sakafo volo izay efa maina sy manasitrana volo simba sy vakivaky ny produits chimiques izy ity

▶️ Tena manana pouvoir nourrissant izy ity. Izany hoe :
Ny volo afro dia maina amin’ny ankapobeny satria sarotra amin’ny sebum ny miparitaka amin’ny volo noho ny endriny mikitoantoana. Ny TSOKA nefa dia manampy amin’ny famenoana izany tsy fahampiana izany amin’ny alalan’ny fanomezana hamandoana lalina sy maharitra.

▶️ Manamafy ny firafitry ny volo :
Noho ny harena kolagenina ao aminy, dia manamafy ny volo marefo sy mora tapaka izy, indrindra rehefa tratran’ny frisottis, volo mirandrana na koa rehefa mampiasa produits chimiques.

▶️ Mampangirana sy manalefaka :
Ny acide gras ao amin’ny TSOKA dia manalefaka ny volo sy mampangirana azy amin’ny fomba natoraly, tsy mampavesatra nefa.

▶️ Ary farany dia tena manalava volo tokoa izy ity :
Noho izy mampikoriana ny rà

Nahoana ny razantsika no efa nampiasa azy ?
Satria efa nahalala ny herin’ny zavaboary izy ireo. Talohan’ny nidiran’ny vokatra avy amin’ny indostria, zavamaniry, dobera, menaka… Ny TSOKA no nampiasaina. Natsonika moramora ilay taolana, dia hosorana otrany manosotra menaka na koa afangaro menaka fampiasaintsika .

Ankehitriny, miverina nalaza indray izy, amin’izao vanim-potoana izao, amin’ny hatsaran-tarehy, sy ireo fikarakarana tena mahomby amin’ny volo.

Ary tsy natokana ho an'ny volo ihany koa nefa izy ity fa an'ny hoditra ihany koa !
Ka ireto ary ny vokatsoa azo avy aminy raha ampiasaina eo @ hoditra izy.

▶️ Manala rides, kentrona
▶️ Manala taches
▶️ Manazava endrika
▶️ Mi hydrater hoditra ihany koa izy ity
▶️ Manasitrana hoditra simba, mi sicatriser, manala mony
▶️ Anisany sakafo be collagène be izy ity ka mi raffermir ny hoditra. Izany hoe, manamafimafy hoditra efa miroraka. Mety tsara efa manomboka mahazoazo taona mihintsy.

Ankotrany zay tena matsiro izy ity annnn 😂😋 sady mahasalama ihany koa 🙂
Satria
▶️Tena manana tombontsoa maro ny TSOKA raha hoanina ihany koa satria dia :
✅️Noho izy be kollagena, mineraly, ary koa glutamina (izay tena tsara ho an’ny tsinay) ary gelatina (ilaina ho an’ny tonon-taolana). Noho izany dia sakafo manampy amin’ny fitsaboana ny aretin’ny tonon-taolana sy ny harary taolana izy io. Ankoatra izany, manome hery sy tanjaka ho an’ny vatana koa izy

Efa mpihinana anazy ity ve ianao ? Na efa nampiasa izy ity ve ?
na ?
Si oui, mba tantarao hoe ny expérience anareo eh ? Tiako ho fantatra sy ny fomba ampiasanareo azy 😊😊😊

Homeko recettes cadeaux iananao tsy ho ela, araho ny pejy ! Merci hatrany fa tena faly aho mizara ny soa ho anareo.
Bonne soirée daholo 🤍

́

03/10/2026

✨ NOUS SOMMES DE RETOUR ✨

Après une petite pause, notre marque revient avec une nouvelle énergie… et surtout, avec de belles nouveautés pensées pour vous 🤎

Vous nous avez manqué. Et nous avons pris le temps de préparer la suite avec encore plus d'attention, de passion et d'exigence.

🟡 Des produits inspirés de la richesse de notre nature
🟡 De nouvelles formules
🟡 De nouveaux concepts
🟡 Et toujours cette envie de vous offrir des soins authentiques et de qualité.

Vous avez aimé notre univers… vous allez adorer ce qui arrive.

La marque reprend doucement vie, et ce n'est que le début 👀

Restez connectés. Les nouveautés arrivent très bientôt.

🤎 Votre beauté, notre passion. Votre naturel, notre inspiration.

🔮 𝗤𝗨𝗜 𝗦𝗢𝗠𝗠𝗘𝗦-𝗡𝗢𝗨𝗦 ?

𝐇𝐀𝐍𝐆𝐘 𝐂𝐎𝐒𝐌𝐄𝐓𝐈𝐂𝐒, c'est plus qu'une marque.
C'est un retour aux sources. Un souffle ancestral. Une invocation de beauté et de guérison 🪷
Nous sommes des passeurs de rituels. Des artisans de peau.
Nous transformons la moelle de zébu, trésor oublié de Madagascar, en soins puissants et naturels, infusés à l’énergie des plantes et des prières 🙏🏾🙏🏾🙏🏾

𝐇𝐀𝐍𝐆𝐘 𝐂𝐎𝐒𝐌𝐄𝐓𝐈𝐂𝐒 🎀

Rituels. Résilience. Révélations.

✨ À 𝗣𝗥𝗢𝗣𝗢𝗦 𝗗𝗘 𝗡𝗢𝗨𝗦

HANGY COSMETICS est une marque artisanale enracinée dans les traditions sacrées de Madagascar.
Nous sublimons un trésor oublié : la moelle de zébu, purifiée, infusée aux plantes médicinales, et transformée en soins puissants pour les cheveux, la peau et l'âme

Chez nous, tous nos soins sont formulés à base d'un ingrédient sacré et ancestral : la moelle de zébu purifiée.
Qu'il s’agisse de baumes pour le cuir chevelu, de chantilly pour le corps, de sérums pour les racines ou de savons rituels — tout commence par cet or brut venu du vivant.

Infusée à la citronnelle, parfois enrichie d'huiles précieuses ou d'extraits botaniques locaux, la moelle devient une alchimie pour la peau et les cheveux.

📦 𝗖𝗢𝗠𝗠𝗔𝗡𝗗𝗘𝗦 & 𝗟𝗜𝗩𝗥𝗔𝗜𝗦𝗢𝗡

🛍️ Préparation sous 48h après confirmation.

🚚 Livraison à domicile ou point relais dans tout Madagascar (3 à 5 jours ouvrés selon zone).

📍 Possibilité de retrait sur rendez-vous à (à fixer selon notre localisation)

💸 𝗣𝗔𝗬𝗠𝗘𝗡𝗧 & 𝗔𝗖𝗢𝗠𝗣𝗧𝗘

Paiement mobile money, cash à la livraison ou virement bancaire.

À partir de 5 produits commandés, un acompte de 50 % est exigé à la validation.

Le solde est à régler au moment de la livraison.

🧴 : 𝗡𝗢𝗦 𝗣𝗥𝗢𝗗𝗨𝗜𝗧𝗦 𝗦𝗢𝗡𝗧 :

100 % naturels

Sans parfum chimique

Sans conservateurs artificiels

Non testés sur les animaux, sauf si ton chat lèche tes cheveux ou ta peau LOL 🐾😋

🌿 𝗠𝗢𝗗𝗘 𝗗'𝗨𝗧𝗜𝗟𝗜𝗦𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡

Chaque soin est livré avec ses instructions. Mais en cas de doute, contacte-nous !

🔁 𝗥𝗘𝗧𝗢𝗨𝗥 & 𝗦𝗘𝗥𝗩𝗜𝗖𝗘 𝗖𝗟𝗜𝗘𝗡𝗧

Nos produits sont faits main avec soin et bénédiction.

➡️Si un problème survient (casse, erreur, allergie), contacte-nous sous 48h après réception. Nous trouverons toujours une solution.

📲 𝗦𝗘𝗥𝗩𝗜𝗖𝗘 𝗖𝗟𝗜𝗘𝗡𝗧 & 𝗖𝗢𝗡𝗧𝗔𝗖𝗧

WhatsApp : +261 67 626 26

Instagram : .cosmetics

Facebook : 𝐇𝐀𝐍𝐆𝐘 𝐂𝐎𝐒𝐌𝐄𝐓𝐈𝐂𝐒

Disponible du lundi au samedi, de 9h à 18h.

🧿 𝗡𝗢𝗦 𝗘𝗡𝗚𝗔𝗚𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧𝗦

Production locale & éthique

Ingrédients sélectionnés avec rigueur

Recettes inspirées des savoirs ancestraux

Énergie de soin et d'intention dans chaque pot

🧾 𝗠𝗘𝗡𝗧𝗜𝗢𝗡𝗦 𝗟É𝗚𝗔𝗟𝗘𝗦

Entreprise enregistrée à Madagascar

✨ 𝐇𝐀𝐍𝐆𝐘 𝐂𝐎𝐒𝐌𝐄𝐓𝐈𝐂𝐒 n'est pas une simple marque. C'est un héritage vivant. Une prière en pot. Une renaissance à chaque application.

➡️Tu ne mets pas juste un produit sur ta peau.
Tu reconnectes avec une force que le monde a voulu faire 🤍

30/09/2025

𝗟𝗜𝗤𝗨𝗜𝗗𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗦𝗣É𝗖𝗜𝗔𝗟𝗘 – 𝗠𝗢𝗘𝗟𝗟𝗘 𝗗𝗘 𝗭É𝗕𝗨 📢📢📢

𝗔𝘃𝗮𝗻𝘁 𝗱𝗲 𝗳𝗹𝗶𝗻𝗴𝘂𝗲, 𝗼𝗻 𝗹𝗶𝗾𝘂𝗶𝗱𝗲 𝘁𝗼𝘂𝘁 !

🟡 Jusqu'au 7 octobre seulement, profite de -25% sur notre produit chouchou.
💛 Naturelle, nourrissante et protectrice : la moelle de zébu prend soin de tes cheveux et de ta peau… mais à ce prix, c'est une affaire qui ne reviendra pas !

📣 𝟭𝟲.𝟱𝟬𝟬𝗔𝗿 𝗮𝘂 𝗹𝗶𝗲𝘂 𝗱𝗲 𝟮𝟮.𝟬𝟬𝟬 !

⏳ Après cette date, fin de la liquidation ! Et retour au prix normal !

🚚 𝗟𝗮 𝗹𝗶𝘃𝗿𝗮𝗶𝘀𝗼𝗻 𝗲𝘀𝘁 𝘁𝗼𝘂𝗷𝗼𝘂𝗿𝘀 𝗼𝗳𝗳𝗲𝗿𝘁𝗲 𝗽𝗼𝘂𝗿 𝗰𝗲 𝗽𝗿𝗲𝗺𝗶𝗲𝗿 𝗽𝗿𝗼𝗱𝘂𝗶𝘁, 𝗽𝗿𝗼𝗳𝗶𝘁𝗲𝘇-𝗲𝗻 !

☎️ +261 32 67 626 26

28/09/2025

☀️💨 Te-hanana vokatra voajanahary miaro ny hoditrao amin'ny masoandro sy ny rivotra mandritra ny fialan-tsasatra ve ianao ?

Rehefa atonon'ny masoandro mafana sy tsofin'ny rivotra masirasira, dia miferitr'aina ny hoditra : maina, mifanintona, mivonto… Saingy efa namorona vahaolana voajanahary ny natiora !

✨ Ny TSOKA dia manankarena collagène sy tavy voajanahary, ary miasa ho sarona fiarovana :

🟡 Mamelona lalina ny hoditra, misoroka ny fahamainana vokatry ny rivotra.

🟡 Mamorona sosona fiarovana voajanahary izay manalefaka havy hatrany ny hiditra sy mamerina ny elasticité-ny manoloana ny tara-masoandro.

🟡 Ny heriny manasitrana dia mampitony sy mamerina indray, ka mahatonga ny hoditra ho malefaka sy mamirapiratra na dia aorian'ny fandehanana eny amoron-dranomasina aza.

💛 Miaraka amin'ny TSOKA, tsy matahotra masoandro na rivotra intsony ny hoditrao ! 💛

_________________________________________

🏖️ La plage sans compromis pour votre peau

☀️💨 Veux-tu un produit naturel qui te protège du soleil et du vent pendant les vacances ?

Sous le soleil brûlant et le vent salé de la mer, la peau est souvent mise à rude épreuve : sécheresse, tiraillements, petites irritations… Mais la nature a déjà pensé à tout !

✨ La moelle de zébu, riche en collagène et en lipides naturels, agit comme un voile protecteur.

🟡 Elle nourrit intensément la peau, empêchant le dessèchement causé par le vent marin.

🟡 Elle forme une barrière naturelle qui aide à préserver l’élasticité et la souplesse de la peau face aux rayons du soleil.

🟡 Son action réparatrice apaise et restaure, pour une peau qui reste douce et lumineuse même après une journée à la plage.

💛 Avec la moelle de zébu, votre peau ne craint plus le soleil ni le vent : elle rayonne en toute sérénité.

Disponible et la livraison est toujours gratuite
☎️ 032 67 626 26

28/09/2025

𝗘𝗳𝗮 𝘃𝗶𝘁𝘀𝗶𝘃𝗶𝘁𝘀𝘆 𝘀𝗶𝘀𝗮 𝗳𝗮 𝗮𝘇𝗮 𝘁𝗮𝗿𝗮 😊💛

❌️❌️❌️ FANAMBARANA MAIKA – EFA TENA KELY SISA ❌️❌️❌️

⚠️⚠️⚠️ Fampatsiahivana ⚠️⚠️⚠️
Efa ho lany tanteraka ity TSOKA TSY MANDRY ity ! Tena efa vitsy dia vitsy sisa ! Raha lany ireo, dia mila miandry famokarana mamaraka indray 🐃✨Ary tsy ho maimaim-poana intsony ny livraison fa hanomboka amin'ny 3.000 Ariary izany 😊😊😊

✨ Fa maninona no be olona no tia azy ?
Satria ity harena nentim-paharazana ity dia tena vokatra voajanahary sy manan-danja tokoa ⤵️

▶️ Ho an'ny hoditra :

✅️Manome sakafo lalina
✅️Manavao sela sy hoditra simba
✅️Manala tasy sy fery
✅️Manalefaka hoditra, mampangirana

▶️ Ho an'ny volo :

✅️Mahasalama ary manalava volo
✅️Manamafy ny fototry ny volo
✅️Miady amin'ny fahatapahany sy fihintsanan'ny volo
✅️Mampamiratra sy manome hery ny volo

💚 Ary ny veromanitra ao aminy kosa dia manamafy sy manadio tanteraka sy TSOKA
ary manalefaka ilay fofona 😊

☎️ 032 67 626 26

___________________________________________

❌️❌️❌️ ALERTE BEAUTÉ – STOCK TRÈS LIMITÉ ❌️❌️❌️

⚠️⚠️⚠️ Attention à toutes nos clientes fidèles ! ⚠️⚠️⚠️
Notre précieuse moelle de zébu purifiée, infusée à la feuille de citronnelle est presque en rupture de stock ! Il ne reste que quelques unités. Et une fois parties, il faudra patienter ! 🐃✨

➡️ Et petit rappel important :
Une fois le stock actuel épuisé,
la livraison ne sera plus gratuite. Elle passera à partir de 3.000 Ariary 😊😊😊

✨ Pourquoi tant d'engouement ?
Parce que ce trésor ancestral est un élixir naturel multifonctions :

▶️ Pour la peau :

✅️Nourrit en profondeur
✅️Régénère les tissus
✅️Atténue les cicatrices et les taches
✅️Laisse la peau souple, douce et satinée

▶️ Pour les cheveux :

✅️Favorise une pousse plus rapide et saine
✅️Renforce la fibre capillaire
✅️Lutte contre la casse et la chute
✅️Apporte brillance et nutrition intense

💚 L'infusion à la citronnelle booste ses vertus purifiantes et calmantes, tout en laissant une odeur fraîche et apaisante sur la peau.

📦 Commandez maintenant avant la rupture définitive.

☎️ 032.67.626.26

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HANGY COSMETICS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.