Roses Madagascar

Roses Madagascar

Share

Roses est une organisation non gouvernementale siège à Madagascar qui contribue à mieux vivre

15/02/2026

❌❌MIALA TSINY AN'IREO MBOLA TIA HIARAKA AMINAY ❌❌
FA TSY AFAKA MANDRAY INSCRIPTION INTSONY IZAHAY
❌❌FA EFA FENO NY TOERANA ❌❌

08/02/2026

EFA NANAO RÉSERVATION VE ISIKA O❤️🎀
Amin'ny fetintsika FIARAHANA MIFALY FIARABANA TRATRY NY TAONA 2026 🎀❤️Samedi 21 Février 2026❤️ ao amin'ny ❤️Havoria❤️à 11h...
🌺Femme vertueuse🌺 no thème ntsika fa mino izahay fa ny lehilahy aza misy vertueux koa❤️... ❤️🎀Noho izany tsy hanavahana olona izay tia ho Tonga hiara-paly aminay, ❤️🎀

🌹11h fahatongavana
🌹11h30 fifampiarabana
🌹12h 30 fiarahana misakafo
🌹14h fizarana fanoroan-dalana thème :

🎀FEMME VERTUEUSE guidance dans le TRAVAIL , VIE FAMILIALE , SOCIALE, 🎀

🌹15h fiarahana mifaly
🌹16h cadeaux surprises et gâteaux, remerciements.
🌹Mbola miandry anareo izahay ary o 🌹

Afaka misoratra anarana manao réservation eto
Paf: 40000Ar
0343643256
Roses Madagascar

30/01/2026

🌺❤️FEMME VERTUEUSE ❤️🌺??
Hoy ny proverbe 31
Fantatrao ve ny herin'io teny io... Vehivavy Mendrika na hoe femme digne ... Vehivavy vanona na koa hoe femme éduquée.. Vehivavy tsara toetra na hoe vehivavy avec de bonne manière...

❤️Mbola maro be fa santionany ihany ireo tsara foana ary tsara hatrany ny miaina miaraka amin'ny vehivavy tsara fanahy hoy ny baiboly...
🌹MAZOTO HIARAKA AMINAY VE IANAO ‼️
❤️ Izay mahatsiaro fa voakasika izany dia manasa anareo izahay ROSES MADAGASCAR
hiara hifampiarahaba taona vaovao 2026 ❤️..... hiara-paly... hizara fanoroana ahatongavana amin'izany...
❤️21 FÉVRIER 2026 ao @ HAVORIA
Anosy à côté du carlton.

🌹11h fahatongavana
🌹11h30 fifampiarabana
🌹12h 30 fiarahana misakafo
🌹14h fizarana fanoroan-dalana thème :

🎀FEMME VERTUEUSE guidance dans le TRAVAIL , VIE FAMILIALE , SOCIALE, 🎀

🌹15h fiarahana mifaly
🌹16h cadeaux surprises et gâteaux, remerciements.

PAF :40000ar

Fb:ROSES MADAGASCAR
0343643256

Photos from Roses Madagascar's post 24/01/2026

FALY IZAHAY REHEFA HAFAM-PO IANAREO O... ❤️Tongava amin'izay irina rehetra o❤️❤️❤️

09/01/2026

❇️‼️TIANAO VE NY MIAKANJO NY ASAN-TANANAO‼️❇️.. . MBOLA TSARA FOANA NY MAHAY ‼️❇️
🌺TANTERAHO NY NOFINOFINAO🌺

‼️FORMATION DE COUTURE TAPA- KANDRO IHANY DIA MAHAY NY ROBE REHETRA TIANAO‼️PATALOHA‼️SY NY CHEMISETTE ‼️
‼️NY 24 JANVIER 2026 AMIN'NY
‼️ 8H30 KA HATRAMIN'NY 12H 30. NY MARAINA ‼️14H KA HATRAMIN'NY 17H NY HARIVA ‼️
‼️O AR NY FIANARANA ‼️‼️
POLYCOPE FOTSINY NO VIDINA
0343643256.

06/01/2026

Mirary taom-baovao feno fahasohavana ho antsika rehetra ❤️❤️❤️❤️

03/12/2025

🎀❤️Formation farany amin'ity taona ity Ito🎀TANTERAHO NY NOFINOFINAO🎀, 🎀 mba faranana amin'ny zavatra tsara n'y taona🎀🎀🎀

01/12/2025

❇️‼️FORMATION DE COUTURE❇️ ‼️
‼️TIANAO VE NY MIAKANJO NY ASAN-TANANAO AMIN'IZAO ANDRO FETY IZAO. MBOLA TSARA FOANA NY MAHAY ‼️❇️
🌺TANTERAHO NY NOFINOFINAO🌺

‼️FORMATION 1 ANDRO FOTSINY‼️ 1 ANDRO MAHAY NY ROBE REHETRA TIANAO‼️PATALOHA‼️SY NY CHEMISETTE ‼️AHAFAHANAO MANANTANTERAKA IZANY.
‼️‼️MAIMAIM-POANA‼️‼️O AR NY FIANARANA
POLYCOPE FOTSINY NO VIDINA
0343643256.

25/09/2025

Helloooooooooooooo ✨✨💝💝💝💝💝💝💝💝💝✨✨
C'est parti pour une aventure rempli de cadeau!!! 💯💯💯
Salon Idées Cadeaux ce samedi 29 Novembre a l'hotel IBIS de 9h a 18h ✨✨
Inscription ouverte ‼️Place limité ‼️

Info :
0343643256 - 0340228384

01/08/2023

🔷ENGLISH SPEAKING CLUB🔷
Misokatra ny fianarana teny Anglisy ho an'ny ankizy (cours de vacances)ato amin'ny Speaking english club

🔴Mamolaka ny lela sy sofina hizatra hiteny sy hiaino teny Anglisy ho an'ny ankizy

🟡Mihira amin'ny teny anglisy

🟣Manao excursions ho fialamboly ny faran'ny seance.

🟠Ny fianarana dia manomboka ny

🟢7- 8-10-11 Aout 2023
10h à 12h

🟡Dossier et Inscription:
Certificat de residence
1 Photo d'identité
10000 ar/séance

Misokatra ny tolotra ho an'ny rehetra mitady asa. Ka manampy anao izahay amin'ny :

GUIDE D'ENTRETIEN D'EMBAUCHE

🟥Famolahana anao hiteny malama amin'ny entretien d'embauche ataonao amin'ny orinasa miteny anglisy.
🟧Ahita fomba fiteny maharesy lahatra sy mavesasan-danja
🟨Fanampiana anao ahita voambolana samihafa amin'ny asa atao ka ahamora izany
🟩Manamora ny fitadiavanao asa koa izahay amin'ny fanomezana hevitra samihafa
🟦7-8-10-11 Aout 2023
8h à 10h

🟪Dossier et Inscription:
Certificat de residence
1 Photo d'identité
10000 ar/séance,
🟫Inscription /renseignement
en ligne sur:
0342555916
0382236335

26/07/2023

💯Speaking English club💯
is a section whose objective is to give the expertise and support for the development of each person

🎁Our offer is open for the people who are looking for a job.

We help you with:

JOG INTERVIEW GUIDE
*👉 Enable you to speak fluently in a job interview in an English company
*👉 Convincing and valiant way of speaking
* 👉Facilitate your success in a recruitment

👌Date of entry : August 7-8-10-11, 2023
Registration and payment online on: 0342555916
0381236335
0343426886

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo