DL Store

DL Store

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DL Store, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.

04/01/2021

🎆BONNE ANNEE 2021🎆
Efa misy indray izao ireo karazana poudre indienne ato aminay.
🌱Poudre Brahmi
🌱Poudre Amlà
🌱Poudre Aritha
🌱Poudre Shikakai
🌱Poudre Hibiscus
PRIX: 5000Ar sy 12000Ar(Poudre 3 melange)
Livraison: Fianaratsoa/Province 🚚
Mp pour plus d'info

11/11/2020

😱MORA BE NEFA NATORALY AVOKOA😱
👉Masque ho an'ny volo👈
🌱Poudre fenugrec : 5000Ar
👉Menaka ho an'ny volo👈
🌱Huile d'Amla:3000Ar/ 2500Ar(plus de 2
Mandefa manerana ny Nosy.
Condition de livraison: 2000Ar

22/10/2020

💥NOUVELLE ARRIVAGE 💥
Efa ho avy izao ny halloween ann,, mety tsara ireto loko mazava alina ireto🎃🎃👻👻
Izahay dia mivarotra Poudre Fluorescent azo atao @ loko mena, azo atao @ vernis, azo atao maquillage, sns
👉Prix: 5000Ar ny coleur 1
👉Mandefa manerana ny Nosy.

15/10/2020

💥ARRIVAGE VAOVAO OO💥
Karazana Argile entina hitsaboana ny tarehy(tache mony, panda,sns...), hanenana kibo sy vatana, hitsaboana volo, ary anasitranana ny aretina aty,sns...(Azo hoanina)
🌱Argile Verte
🌱Argile Rouge
🌱Argile Blanche
🌱Argile Jaune
🌱Argile Rose
🌱Argile Gris
Prix: 4000Ar ny 50gramme (mandatsaka prix kely ho an'izay maka betsaka)
Mandefa manerana ny Nosy.
Mp ny fomba fampiasana azy sns😊

20/09/2020

💥POUDRE FENUGREC💥
👉100% Naoraly👈
🍁Manalava volo
🍁Manatevina volo
🍁Mitsabo ny volo vakivaky.
⭐Azo hikarakarana tarehy sy azo hoanina koa izy.(Maha ngeza sy mampatanjaka)
Prix: 5000Ar

03/09/2020

💥GRAIN DE LIN💥
🍀Maha curly volo(frisé)
🍀Manala angadrano
🍀Manatsara ny fitombon'ny volo
🍀Mitsabo volo vakivaky, sns...
🌻Azo atao @ tarehy ihany koa.
Prix: 2000Ar

29/08/2020

😱MORA BE NEFA NATORALY AVOKOA😱
👉Masque ho an'ny volo👈
🌱Poudre indienne : 5000Ar sy 12000Ar
🌱Poudre fenugrec : 5000Ar
👉Menaka ho an'ny volo👈
🌱Huile d'Amla:3000Ar/ 2500Ar(plus de 2)
🌱Huile de ricin: 2000Ar
👉Natao hanenana vatana👈
🌱Grain de chia : 4000Ar
Mandefa manerana ny Nosy.
Condition de livraison: 2000Ar

14/08/2020

💥ARRIVAGE VAOVAO INDRAY💥 💥ARARAOTY FA EFA NATAO MORA BE💥
Izy ireto dia atao amin'ny volo avokoa. Ary manampy anao amin'ny:
🍀Fanalavana volo haingana.
🍀Fanatevenana volo.
🍀Fitsaboana ny volo vakivaky sy
miongotra.
🍀Manala angadrano.
🍀Mampangirana volo, sns... Mety amin'ny karazam-bolo rehetra.
👉Poudre indienne:-5000Ar sy 12000Ar
👉Poudre fenugrec: 2000Ar ka hatramin'ny 5000Ar
👉Huil de ricin pure: 2000Ar
👉Huil d'Amlà: 2500Ar
Mp ho an'izay liana.

08/08/2020

💥STOCK LIMITÉ💥
🌱Grain de lin : 2000Ar
🌱Poudre indienne(pour cheveux) : - 5000Ar
- 12000Ar
🌱Grain de chia: 4000Ar

Photos from D.L Beauté's post 06/08/2020

💥GRAIN DE CHIA💥
👏ARARAOTY FA MORA BE O👏
"STOCK LIMITÉ"
👉Mandoro tavy sy mampihena kibo. (Manary 6kg en 2semaine )
👉Mandanjalanja ny tahan'ny siramamy amin'ny vatana.
👉Manatsara ny fahasalaman'ny fo.
👉Maro be ny tombotsoa aram-pahasalamana hoentiny fa alefanay eo amin'ny commentaire daholy izany.
Prix: 4000ar ny 20g
Livraison à Fianar / Mandefa amin'ny faritra.
Frais de livraison: 2000ar
Mp pour plus d'information.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Antananarivo
101