Coiffure DIRA

Coiffure DIRA

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Coiffure DIRA, Beauty, cosmetic & personal care, Ambohipo, Antananarivo.

24/05/2023

Miarahaba😍😍😍
Izahay dia manao asa momban'ny volo Tompoko 🤗mikarakara marriage👩‍❤️‍👨fiancaille💑tsy mombany ny volo ihany fa mise en beauté rehetra 😍onglerie, Makeup, coupe, coloration, chignon sns😍
Afaka manantona anay Mivantana ianao raha liana na koa mandefa hafatra miafina, na ihany koa miantso
034 52 867 92 na ny 034 24 320 61
Tongava fa ho afapo ianao🤗🤗🤗
Ny misy anay dia eto Ambohipo ampitan'ny collège privée Clémence vavahady grenat,
Afaka manantona anao ihany koa izahay a, zany hoe mikarakara anao any antrano,,
Afaka mampianatra anao momban'ny taovolo rehetra sy ny tarehy (makeup) A à Z ihany koa aminy sarany mirary, tsy lafo anefa ahaizanao zavatra maro ❤️
Mirary soa e

Send a message to learn more

24/05/2023

Coucou

Website

Address


Ambohipo
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Coiffure DIRA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.