Musique theory Mada
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Musique theory Mada, Health/Beauty, Antananarivo.
12/09/2026
DEBUTANT AMIN'NY GUITAR VE IANAO ?
👉Maniry ny hianatra fa tsy hitanao hoe inona ny tena methode tena tsotra ahafahana mahafehy azy ?
Te hianatra ianao fa tsy misy fotoana fa miasa foana?
NY MTM dia manolotra cours ho anao 🎼
GUITAR BASS
GUITAR SOLO
THEORIE + PRATIQUE:
Methode fampianarana tena efficace, ao anaty 2volana ianao dia afaka mahita rirany amin'ny fianarana azy , raha manaraka tsara ny zavatra hatoronay ho anao .
Mpampianatra efa voky traikea avokoa no mampianatra anao
Ka araraoty ary ffa mirary dia mirary ny sarany.
compte whatsapp fotsiny dia afaka mahavita azy ianao
raha vonona ary dia afaka miditra hafatra miafina
na miditra whatsapp amin'ny 0335086372 na 0381145777
AZA TARA FA VOAFETRA IHANY NO HO RAISINA
🎸 AM PENTATONIQUE: note 5 monja dia efa afaka manao SOLO ianao! 🔥
Raha vao manomboka improviser amin’ny guitare ianao, Am Pentatonique no iray amin’ireo gamme tokony hianaranao voalohany.
👉 Ny note-ny dia:
A – C – D – E – G
Ary ny “box 1” dia manomboka eo amin’ny case faha-5.
🎯 Ny tanjona tsy hoe hitadidy position fotsiny.
Fa ny hahafahanao mampiasa azy hanaovana solo, riff ary improvisation.
💡 Torohevitra:
Alefaso moramora ireo 5 notes ireo, dia mifantoha amin’ny A (La) satria io no root note.
🔥 Rehefa mahafehy azy ianao, aza mijanona amin’ny fiakarana sy fidinana fotsiny.
Mamoròna phrase kely. Avereno. Ovay ny rythme.
🎸 Guitare = tsy hoe mahafantatra notes fotsiny, fa mahay miteny amin’ny notes.
👉 Fantatrao ve ilay Am Pentatonique Box 1?
23/03/2026
🎸 FAMPIASANA NY ACCORD 7ème DOMINANT (V7)
Ao amin’ny mozika, matetika ampiasaina ny progression IIm – V7 – Imaj mba hanomezana tsiro sy “tension” alohan’ny hiverenan’ny feo ho milamina (résolution).
Ohatra, azo ampidirina ny degré IV ao anaty hira (“Hiditra IV ao anaty hira”). Raha tsotra dia afaka manao C → F (I → IV) isika.
Fa mba hahatonga azy ho tsara kokoa sy matihanina kokoa, dia azo ampiana progression toy izao:
C – Gm7 – C7 – Fmaj7.
Eto, ny Gm7 – C7 dia II – V7 an’ny F, izay manomana tsara ny fidirana amin’ny Fmaj7.
Ity teknika ity dia tena ampiasaina amin’ny mozika maro (jazz, gospel, pop…) satria manampy “fluidité” sy hatsarana amin’ny filaharan’ny accord.
salama daholo , ✋🖐️
Handao hianatra gamme majeur sy accord majeur indray ary androany ❣️🎸🎸🎸
samy Ary mankafy dia mazoto mianatra daholo 🙏🌹
16/01/2026
👉Raha hahay Guitar dia hianaro aloha ireo accord de base !!!
inona avy Ary ireo Accord de base tokony hianarana .
1️⃣Accords Majeurs : 1 3 5
Misafidiana Gamme iray izay tianao
oh : Do re mi fa sol la si do
1 2 3 4 5 6 7
1=Do
3=Mi
5=sol
izay dia vita ny accord majeur de Do
2️⃣Accords mineurs : 1 3b 5
Ahemory 1/2ton fotsiny ny 3 dia azo ny accord mineur 🤓.
Raha te hahazo accords septieme ianao dia Ampio 7 fotsiny
ohatra : Rem 7= Re fa la do
Sol7 = Sol si re fa
Domaj7=Do mi sol si
Hitanao amin'izao fa tena tsotra Kely ny fitadiavana accords 🎸
Abonneo Ary ny page raha mahafa-po anao ny fizarana dia hasaio n'y namanao
05/01/2026
Tonalité Sol :
Sol majeur ,Do majeur , Re majeur
Mi mineur , Si mineur , La mineur
Fa # diminué
👉Mba manomeza hira iray vita Amin'ny ireo accord ireo ao Amin'ny Kaomentera 👇🎸.
31/12/2025
Fantatrao ve fa Mitovy ihany Ireto notes roa Manaraka Ireto ?
DO # sy REb
RE # sy Eb
E # sy F
F # sy SOLb
SOL # sy LAb
LA # sy Sib
SI # sy Do
Manomboka izao ianao dia tsy voafitaka amin'ireny intsony 🎸🤪
🎶
Fandrafetana ny accord majeur ?
DO RE MI FA SOL LA SI DO
1 2 3 4 5 6 7
1️⃣Ny accord domajeur dia fitambaran'ny note do mi ary sol izany hoe 1 3 5
2️⃣Tahaka izany ihany koa ny Fa sy ny Sol
Fa = Fa la do
Sol = sol si re
🤗Hitantsika amin'izay fa tena tsotra nu fandrafetana ny accord majeur.
Mazotô Mianatra daholo 🖐️ !
Aza adino no MIZARA sy Manasa ny namanao hi-abonnée tsika 😁 .
31/12/2025
Fantatrao ve fa anisan'ny mampikorotana ny fitendrena ny tsy fahaizana manao doigté tsara.
Amboary tsara ny doigté-nao rehefa Mitendry , fa mampitombo ny fahatokisan-tenanao izany.
28/12/2025
Araky ny fijerinao , marina ve Ireto notations musicale Manaraka Ireto
Ataovy ao Amin'ny Kaomentera Ary ny valiny marina 👇
Misaotra anao Amin'ny fandraisanao anjara😃
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Musique theory Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
