2A Bio

2A Bio

Share

Vokatra malagasy
Manjifa ny vita malagasy
Akora azo antoka

Photos from 2A Bio's post 10/06/2026

acheté Gamme soin et repousse= 1 soin zazah offert 🎁
aza tara fa anio sy rampitso ihany 🥰
ra mividy Gamme an'dehibe ianao Dia mahazo shampooing+ Zazah coiffante ho an'ny zazah ❤️
Oui anio sy Rampitso ihany ity tolotra ity
Prix GAMME : 60000AR

05/06/2026

Akory ANTSIRABE
ATELIER DE FORMATION
aza tara Ary 🥰
________________________
ℂ𝕆𝕊𝕄𝔼𝕋𝕀ℚ𝕌𝔼 𝔹𝕀𝕆
16 JUIN
*Savon solide ( cheveux, visage, corps)
*Savon liquide ( shampooing)
*Après shampooing
*Masque capillaire
*Leaving ( activateur boucles)
*Macération d'huile ( sérum)
*Crème visage ( hydratante et soin )
*Beaume etc.....
__________________________

VOAFETRA BÉ NY TOERANA
Mp avy hatrany tompoko
☎️0340202277

Photos from 2A Bio's post 03/06/2026

Ho anao izay Mbola tsy mahalala dia
efa azonao Jifaina efa ela ao Diego-Suarez Ny vokatra
Vokarin'ny 2A Bio 🌿
Natoraly 💯
ho anao Mañana olana @ volo
tsy mety maniry
sarotra lava
maina sy miraikitra
simban'ny produit na ranomasina sns...
aza misalasala miantso fa mañana vaha-olana tsara bé ho anao izahay ,
☎️0347171674 /0325029501

Photos from 2A Bio's post 01/06/2026

Ao vé FIANARANTSOA ooh 🌿
Efa tena mangitsy ny Andro 😤
Mila harovana @ izany ny volo tsika
Ho anao te hitsabo volo
Manana Ireto Vokatra Natoraly Ireto isika
*Volo Tapatapaka
*Volo mihintsana na tsy mety lava
* Simban'ny produits ( lissage, coloration sns..)
Misy ho an'ankizy, ho an-dehibe , lahy sy vavy
Vokatra azo antoka Ary akora Natoraly 💯
Aza misalasala Miantso ny
☎️Orange 0376416221
☎️ Airtel 0335342220
Toerana : Ankofafa

Photos from 2A Bio's post 29/05/2026

miditra bé amzay ny ririnina
Ndao harovana @ fanala sy hatsiaka ny volon-tsika
Crème coiffante izay miaro ny volonao amin'izany ,
Manalava sy mampatevina ihany ko
Mandalo Kely fanomezana ho an'i Neny ny tolotra 🎁
Mividy IRAY DIA Mahazo iray
1 acheter= 1 offert 🥰

Photos from 2A Bio's post 26/05/2026

Cadeau Maman et fille 🥰❤️
Ra mividy gamme iray soin et repousse
dia mahazo Shampooing+ crème pour enfants 🎁
@ izao akatokin'ny fetin'ny Reny izao dia manolotra offres Kely indray izahay 🥰
Ma sahirana an'i Neny mikarakara volon'janany vavy Kely ,ka omenay shampooing et crème pour enfants hanamora ny fiogona azy Ary manalava sy mampatevina volon-jaza ihany ko ❤️
Gamme de soin et repousse 60000ar

Photos from 2A Bio's post 19/05/2026

Mamaraparana ny promotion d'anniversaire 🎉🎊
Gamme promo 50000ar
gamme soin et Repousse 🥰

08/05/2026

🌿 la gamme des produits pousse des cheveux 2Abio

✨ Shampooing oignons : Manalava, mampatevina, Manadio odidoha sy ny volo Ary manokatra ny masokoditra tsy ho tsentsin'ny loto , ampivoaka ny sebum naturel izay tena ilaintsika @ odidoha sy ny volo
👉10000ar

✨ Après-shampooing: Mampalefaka,manamora fiogona azy ( démêlant) Zany hoe ra volo miraikitra ireny dia ity no tsara Sady mangirana bé n'y volo avy eo
👉12000ar

✨Crème mélange Repousse :
Manalava, mampatevina, mampijanona fihintsanany volo faran'zay aingana , ho anao mampinono ,mihinana fanafody na ko tratrany stress ka mihintsana ny volo ,ity ihany DEFA mety Ary tena efficace be
👉20000ar 200g / 10000ar 100g

✨ Masque réparateur : mampalefaka , Mitsabo volo Simban'ny produit na loko , manampy @ repousse ihany ko
👉25000ar

✨ Sérum nourrissant : Manala vakivaky na tapatapaka @ tahombolo
👉15000ar

💚 Résultats tsara sy naturel Ary tsy misy effets secondaires

💚Gamme : 60000ar ou 70000ar

👉 Afaka vidina tsirairay arak'izay ilainao

Photos from 2A Bio's post 08/05/2026

Déodorant Natiora
Manala mainty sy fofona ratsy @ helika
Manala hatsembohina ihany KO ho anao Mora handairan'zany

Photos from 2A Bio's post 06/05/2026

shampooing et zazah coiffante
natao ho an'ny Zaza indray izy ity ❤️
soin ho any volo sarotra maniry
sarotra ogoina Ary Mora maina 🥰
karakarao volony dien'ny Mbola Kely izy ,
☎️034653112

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 2A Bio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.