by Valimbavaka COSMETICS

by Valimbavaka COSMETICS

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from by Valimbavaka COSMETICS, Beauty, cosmetic & personal care, Behoririka, à 50m mitsofoka eo anelanelan'ny trano mena (itel) sy Société Général (BFV-BRED). A 50m, trano gris plaque Orange (by Valimbavaka COSMETICS), Antananarivo.

• Soins Cheveux Naturels | Astuces | Divertissement • 𝗯𝘆 𝗩𝗮𝗹𝗶𝗺𝗯𝗮𝘃𝗮𝗸𝗮 𝗖𝗢𝗦𝗠𝗘𝗧𝗜𝗖𝗦

ZEZIKA > Fampaniriana volo, anti-chute, mampatevina volo, mitsabo volo simba, sns
BOTANIKA > Fanasana loha, mitsabo volo simba, manome hydratation, sns

28/09/2026

Vao maheno hoe ZEZIKA VOLO 🤩 avy hatrany dia POWDER ZEZIKA no laharana voalohany ! 😍😍😍

Oui oui !! Tena mampaniry volo io sady mitsabo volo be mihitsy 🥰

Lava volo • Mandaitra • Natoraly • Miavaka

26/09/2026

Feeling mamy be foana anie eh 🤩 io ilay shampooing tena farak’izay tsara mitondra marque Malagasy 👉 by Valimbavaka COSMETICS 😍😍😍😍😍

26/09/2026

✅ Inona avy ary ilay Mampalava volo ato amin’ny by Valimbavaka COSMETICS izany⁉️ZEZIKA ZEZIKA ZEZIKA Hoe‼️ 🧡

Fa inona foana hoa izao Zezika Zezika lava izao e🤔😂❓

☑️ ZEZIKA anie ry zareo ka produits mitsabo sy manalava volo izay malaza manerana an’i Madagasikara mihitsy eh😱🧡🧡🧡

➡️ Misy produits karazany 4 ao anatin’ny gamme iray:

🍊 Cream Zezika : mampijanona ny miongotra, mampaniry volo,mitsabo ny vakivaky sy ny tapatapaka

🌱 Powder Zezika : mitsabo tanteraka izay rehetra olan’ny hodi-doha sy tahom-bolo, mampaniry volo ihany koa

⚡ Elixir Zezika : manalava volo aingana indrindra

💧 Hydrosol Zezika : manala angadrano, mampaniry volo sola, mampijanona ny miongotra, mampaniry volo

☑️ Aza misalasala intsony ary mampiasa ny GAMME ZEZIKA raha manana faniriana hitsabo sy hanalava volo ianao ❤️

📩 Commande en MP 💌
📞 034 81 916 74 ☎️

✨ Lava volo • Mandaitra • Natoraly • Miavaka ✨

26/09/2026

Bonjour akie nareo a 😍😍 tongava ety Behoririka hividy an’ilay produits mampaniry volo be androany 🧡🧡🧡

🤩 Efa maro loatra anie isika no mampiasa ny produits by Valimbavaka COSMETICS eh 😍😍😍 Mandaitra be mantsy 😁 mhhh

*afaka manao livraison koa anefa anh 🚚

25/09/2026

Zazavavin’ny by Valimbavaka COSMETICS 😍😍😍

25/09/2026

Maresaka be tsika ato🤩🥰 Tongava daholo fa miandry anareo ety Behoririka izahay🧡

25/09/2026

🧡✨ SHAMPOO BOTANIKA & CONDITIONER BOTANIKA ✨🧡

Duo kely nefa fiovana lehibe ho an’ny volonao. 🌿😍

👉Satria ny volo dia tsy vokatry ny fanasana azy amin'ny shampoo irery… fa vokatry ny routine feno sy soin mifameno. 🥰

🫧 SHAMPOO BOTANIKA
Ny dingana voalohany hanombohana soin tsara. Manadio ny hodi-doha sy ny volo izy, sady mamela fahatsapana madio sy fraîcheur rehefa avy manasa. ✨

🌸 CONDITIONER BOTANIKA
Ary rehefa vita ny shampoo… tonga ny fotoana hanomezana douceur ny volonao. 💛
Manampy hahatonga ny volo ho malefaka, souple , miala ny misaringotra, sady mikarakara ny tahom-bolo izy🌿✨

👉 Atomboy amin’ny Shampoo Botanika, tohizo amin’ny Conditioner Botanika… ary avelao hiseho tsikelikely ny hatsaran’ny volonao. 🌸

📩 Commande en MP 💌
📞 034 81 916 74 ☎️

Lava volo • Mandaitra • Natoraly • Miavaka

25/09/2026

Misokatra izahay ety Behoririka androany anh 🤩🤩🤩 hitanareo eny ity produits SOLIKA PROTEIN manamafy ny singam-bolontsika ity 😍😍😍😍

24/09/2026

Aty ambany rano 🐬🐟

24/09/2026

💦Psh*t psh*t psh*t dia salama ny hodi-doha 💦

👉Ho an’izay maniry hanatsara ny fikarakarana ny hodi-doha sy hanome aina kokoa ny volony, dia ity no iray amin’ireo soins tokony hanananao ao anaty routine-nao 😍👌

💦 HYDROSOL ZEZIKA 💦

✨ Manadio ny hodi-doha
✨ Manala angadrano
✨ Mampaniry volo sola
✨ Mampijanona ny volo miongotra
✨ Mampatevina volo

👉Atsifitsifitra amin'ny hodi-doha fotsiny amin'ny fomba tsotra ny fampiasainao azy dia efa ahitanao vokatra tsara be 😍

📩 Commande en MP 💌
📞 034 81 916 74 ☎️

Lava volo • Mandaitra • Natoraly • Miavaka

Website

Address


Behoririka, à 50m Mitsofoka Eo Anelanelan'ny Trano Mena (itel) Sy Société Général (BFV-BRED). A 50m, Trano Gris Plaque Orange (by Valimbavaka COSMETICS)
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when by Valimbavaka COSMETICS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.