Kanto Bio de Madagascar

Kanto Bio de Madagascar

Share

Vokatra natoraly 100% no amidinay amin'ny vidiny mirary !! Ka manasa anao anjifa!

06/08/2026

❌ URGENT ❌
👉SALAMA TOMPOKO ! tsy mety misokatra Ilay mp anareo ireo fa mi'affiche fotsiny 📍 FIANGAVIANA : MBA ataovy Watsap @ 0340298249 Daholo svp ny resaka tinareo atao n'a commande ‼️ mankasitraka e 🙏

Photos from Kanto Bio De Madagascar's post 28/05/2026

mitohy ny lalao 🎁

28/05/2026

NOTE 📍 ra sendra tsy mahazo anay ato amin'ito pejy ito ianao Dia afaka makao pejinay iray Kanto Bio De Madagascar ito ... fa zahay daholo ireo ❣️
mankasitraka

28/05/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Ôlïvîã Fuligien, Manda Ambinintsoa

Photos from Kanto Bio De Madagascar's post 27/05/2026

hummm 😍 Manasa ilalao

Photos from Kanto Bio De Madagascar's post 21/05/2026

❣️

19/05/2026

ato o ❣️🥰

Salama kanto daholo ô 🥰
Inona no hetsika ataontsika ho an'ity fetin'ny reny ity 🥰
👉Klalao ve (jeux)
👉 Promotions ve
👉 Sa inona zareo ?

MBA OMEO SOUPAPA E 🌹 mitady ho lany fikafika ampifaliana anareo mpankafia ny pejy an 🤭😂 Sary : installation anay tiko indrindra natao tao COCO LODGE MAJUNGA t@zany 🥰

Kanto Bio de Madagascar ❣️

07/05/2026

❣️

‼️🥰 ANKAMANTATRA .... Dia mahazo 🎁 "cadeaux" iray izay mividy iray ra mahamarina ‼️ AFAKA MAMALY DAHOLO ZE TE HAKA 😄😊😍🥰

❌ INONA KAY IO PRODUITS ANAY FLOU IO ??

alefaaaaaa !!!

10.000ar ny spry 100ml izy an 😊 Dia ra mahamarina ilay anarany izany ianao Dia mahazo iray cadeaux ra manao JP 1 !!!!!

aiza koa ro ahitaaaa e 😄
JP Dia sady mamaly ANKAMANTATRA akiaKanto Bio de Madagascarascar ❣️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address


Antananarivo
101