Solar Power Solutions

Solar Power Solutions

Share

Manampy anao sy manaja ny safidinao Ary mamome fahafaham-po ho anao amin'ny fotoana rehetra
😍😍😊😍

09/03/2026

🔥⛺ VENTE DE MATÉRIEL DE CAMPING – SOLAR POWER SOLUTIONS ⛺🔥
Mikasa hiala sasatra eny an-kalamanjana ve ianao? 🌿
Na mitady fitaovana matanjaka sy azo itokisana?
👉 SOLAR POWER SOLUTIONS dia manolotra :
✔️ Tente manuel / automatique / parapluie
✔️ Tente grande capacité (family, double toit, hexagone)
✔️ Matelas gonflable
✔️ Bâche polytarp
✔️ Chaise pliante
✔️ Ensemble imperméable
✔️ Sac de couchage
💰 Vidiny mirary – kalitao azo antoka
📦 Misy avy hatrany (disponible)
📞 Antsoy izahay :
☎️ 038 86 090 32
☎️ 037 85 570 15
📍 SOLAR POWER SOLUTIONS
👉 Meilleurs prix – satisfaction garantie ✅

21/11/2025

SOLAR POWER SOLUTION

📞0388609032
Aza misalasala miantso fa vonona ny anome fahafam-po ho anao izahay

Batterie Gel ho an’ny resaka Batterie solaire 20Ah hatramin’ny 200Ah!

Ireto ary lay prix nangatahintsika indray tompoko batterie gel 20Ah ka hatramin'ny 200Ah

•Batterie Gel Rectangle (Standard)
🔋 Batterie gel 20Ah 💵 110.000Ar
🔋Batterie gel 30Ah 💵 130.000Ar
🔋Batterie gel 50Ah 💵 190.000Ar
🔋Batterie gel 80Ah 💵 270.000Ar
🔋Batterie gel 100Ah 💵 330.000Ar
🔋Batterie gel 120Ah 💵 370.000Ar
🔋Batterie gel 150Ah 💵 530.000Ar
🔋Batterie gel 200Ah. 💵 660.000Ar

•Batterie BEKPEX :
🔋 Batterie deep cycle gel 30Ah 💵 150.000Ar
🔋 Batterie deep cycle gel 100Ah 💵 230.000Ar

•Batterie gel slim :
°100Ah 💵 410.000Ar
°120Ah 💵 440.000Ar
°150Ah 💵 560.000Ar
°200Ah 💵 750.000Ar

🚚 Manao livraison hatrany Manerana ny Madagasikara ary manao installation ihany koa
📍 TSENAN'NY COMMUNE BEHORIRIKA Tompoko no misy anay.

📞0388609032
SOLAR POWER SOLUTION

Photos from Solar Power Solutions's post 19/11/2025

SOLAR POWER SOLUTION

0388609032
Aza misalasala miantso fa vonona ny anome fahafam-po ho anao izahay

Batterie Gel ho an’ny resaka Batterie solaire 20Ah hatramin’ny 200Ah!

Ireto ary lay prix nangatahintsika indray tompoko batterie gel 20Ah ka hatramin'ny 200Ah

•Batterie Gel Rectangle (Standard)
🔋 Batterie gel 20Ah 💵 110.000Ar
🔋Batterie gel 30Ah 💵 130.000Ar
🔋Batterie gel 50Ah 💵 190.000Ar
🔋Batterie gel 80Ah 💵 270.000Ar
🔋Batterie gel 100Ah 💵 330.000Ar
🔋Batterie gel 120Ah 💵 370.000Ar
🔋Batterie gel 150Ah 💵 530.000Ar
🔋Batterie gel 200Ah. 💵 660.000Ar

•Batterie BEKPEX :
🔋 Batterie deep cycle gel 30Ah 💵 150.000Ar
🔋 Batterie deep cycle gel 100Ah 💵 230.000Ar

•Batterie gel slim :
°100Ah 💵 410.000Ar
°120Ah 💵 440.000Ar
°150Ah 💵 560.000Ar
°200Ah 💵 750.000Ar

🚚 Manao livraison hatrany Manerana ny Madagasikara ary manao installation ihany koa
📍 TSENAN'NY COMMUNE BEHORIRIKA Tompoko no misy anay.

0388609032
SOLAR POWER SOLUTION

12/11/2025

❌⛔Promotion beeeeee⛔❌
Promotion be indray ato amitsika fa tongava haingana❤️
Batterie
Panneau
Convertisseur
Régulateur
Sns
📞0388609032

18/02/2025

Lampadaire 😍
Afaka atao eo antokon-tany
Mazava tsara

Photos from Solar Power Solutions's post 21/09/2024

❤️🤗🤗

Photos from Solar Power Solutions's post 09/08/2024

Leo jiro tapaka 😯😯

Discuter sur Messenger 09/08/2024

😍

Discuter sur Messenger

21/07/2024

NY FAHASAMIHAFANA LEHIBE EO AMIN'NY PANNEAU SOLAIRE MONOCRYSTALLINE SY POLYCRYSTALLINE DIA MIANKINA AMIN'NY FIRAFINY SY NY ASANY:

1."FAMORONANA":
- **Monocrystalline:** Vita amin'ny kristaly silisiôna tokana. Izany dia manome endrika fanamiana, amin'ny ankapobeny mainty, misy zorony boribory.
- **Polycrystalline:** Vita amin'ny krystaly silisiôna maromaro. Ny sela dia tsy mitovy ary matetika misy loko manga, misy zorony efamira.

2."FAHOMBIAZANA":
- **Monocrystalline:** Amin'ny ankapobeny dia mahomby kokoa amin'ny famadihana ny hazavana ho herinaratra noho ny fahadiovany kristaly. Manana fahaiza-manao angovo tsara kokoa izy ireo raha oharina amin'ny ety ivelany.
- **Polycrystalline:** Somary tsy mahomby noho ny monocrystalline noho ny firafitry ny kristaly tsy mitovy.

3. "SARANY":
- **Monocrystalline:** Mazàna lafo kokoa ny famokarana noho ny teknolojia famokarana sy ny fahadiovan'ny fitaovana.
- **Polycrystalline:** Mora kokoa ny mamokatra noho ny fahatsoran'ny famokarana sy ny fampiasana fitaovana tsy dia madio.

4. " ESTETIKA":
- **Monocrystalline:** Matetika noheverina ho mahafinaritra kokoa noho ny loko mainty fanamiana sy ny zorony boribory.
- **Polycrystalline:** Misy loko manga sy sela hita maso, izay mety tsy dia manintona loatra amin'ny tetikasa sasany.

Raha fintinina, ny panneaux solaire monocrystalline dia mazàna mahomby kokoa sy mahafinaritra kokoa amin'ny endriny, nefa lafo kokoa. Ny tontonana polycrystalline dia manolotra mora kokoa, na dia somary ambany kokoa aza ny fampisehoana, safidy hafa ary manana endrika miavaka miaraka amin'ny loko manga sy zoro efamira. Miankina amin'ny safidin'ny tena manokana, ny teti-bola ary ny fepetra takian'ny tetikasa masoandro manokana ny fisafidianana ny roa.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo