Maholy Distribution Alimentaire

Maholy Distribution Alimentaire

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Maholy Distribution Alimentaire, Health/Beauty, Ambohimanarina, Antananarivo.

04/05/2026

🌾🌾 Makalioka tranainy 115000ar ny Gony😲😲😲
vonjivonjeo fa 30 gony sisa no disponible atao an.
🌼🌺 Ambohimanarina tsena 0385485552

28/04/2026

🌾🌾🌾Semence tsara 💯 tsy mifangaro sady tsy misy vato🌾
Ambohimanarina tsena

Photos from Maholy Distribution Alimentaire's post 28/04/2026

📢📢Tonga ny Arrivage mora be ndray ry zareo😲😲😲😲 , Mp aingana
🌾🌾🌾🌾

Photos from Maholy Distribution Alimentaire's post 25/04/2026

Mitongava manjifa ato aminay
Tsara kalitao, tsara lanja nefa mora ☺️😍😍😍😍

Photos from Maholy Distribution Alimentaire's post 25/04/2026

Misaotra nahatoky anay atrany😍😍😍😍
Aza ela varotra ry se an👍🏼👍🏼👍🏼

Photos from Maholy Distribution Alimentaire's post 23/04/2026

🌾🌾🌾Arrivage 😲😲😲😲
Makalioka tranainy
Diste tranainy
Riz de lux
Stock
Midira Mp fa arakarakin'ny abetsahan'ny alainao ny prix.
👍🏼Tsara Lanja, tsara qualité nefa mora
🌺🌼Ambohimanarina tsena 0385485552

20/04/2026

Aza misalasala manotany raha misy mahaliana anao ny article ato aminay
Vary isankarazany
Siramamy mena, fotsy
Menaka madio sy mandry
Farine Egypte sy malagasy
Koba vary
Misy lanja na isa izay ilainao☺️☺️

17/04/2026

Gony importer mena rirany 60kg ,matevina tsara
b***e 1 vao mandeha 500000ar ,
500 isa ny iray b***e

Photos from Maholy Distribution Alimentaire's post 16/04/2026

Semance 108000ar ,madio tsara tsy misy vato
👉 Ambohimanarina tsena

16/04/2026

🤩🤩Tsara kalitao atrany ny entana😍😍
Mivarotra koba vary tsipala tsy mifangaro ko izahay an!manaraka ny fenitra tsara ny totony ary mety tsara amin’ny mofogasy fotsikely sy ny mpanao godrogodo🥧🥧🥧🥧koa aza misalala manantona mivantana na mandefa mp na miantso avy atrany.

👉 Ambohimanarina tsena

15/04/2026

vary gasy mavokely tsara tareha
prix :2200ar/kg
👉110000ar ny 50 kg
misy lanja izay ilainao
👉👉 Ambohimanarina tsena

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Ambohimanarina
Antananarivo