CAPICARE

CAPICARE

Share

🍂🧊CURLOLOGIST EXPERT 🧊🍂
🧊COLORIST Speciale CHEVEUX TEXTURE

Info : 0349165886
Whatsapp : 0387652094

Photos from CAPICARE's post 27/09/2026

🍂Na vao hanomboka aza ianao, tongava mikarakara sy maka CONSEILS 🍂🍂
Mardi indray ny fotoanantsika 8h à 17h
SOINS, Coupe, Styling, Coloration
Tsy mila rendez vous à Manakambahiny
Infoline 0349165886
🏠 Manakambahiny cité
🏠 Star Tanjombato

Photos from CAPICARE's post 26/09/2026

Tsy misokatra ny Salon Tanjombato anio Sabotsy 26, aty Manakambahiny fotoantsika dia tsy mila rendez vous mazava ho azy 😊😘😘

Soins, Coupe, Styling, Coloration, etc....
Jusqu'a 16H. Izay fa bisousbisous mamy be ♥️♥️

Photos from CAPICARE's post 23/09/2026

🌿 Mitady toerana hikarakarana volo ve? 🌿
mikarakara ny Cheveux TEXTURÉ rehetra izahay ; na ondulé, bouclé, crépus.
🇲🇬PRODUIT NATORALY VITA MALAGASY🇲🇬

Ireto avy ary ny Prestation ato aminay :
• Coupe / HairCut
• Soins
• Dressage / Styling
• Refresh / Rehydratation
• Coloration
• Pack- Mariage
• Makeup
• DEBUT RETOUR AU NATUREL
• conseils gratuit selon vos cheveux •

Photo bien Reel daholo

📌 Tsy voatery maka rendez vous 📌
Sauf : Pack Mariage et Coloration
🏠 Star Tanjombato
🏠 Manakambahiny Cité

Infoline : 0349165886

22/09/2026
Photos from CAPICARE's post 21/09/2026

💡 PHOTO BIEN REEL SANS MODIFICATION 💡
Manana PACK maromaro izahay ho anao manana Cheveux bouclés manomana lanonana. 🍂 fandrio ny Datenao
🌼 Your day. Your curls. Your beauty. 🌼

Eny efa manao Maquillage ihany koa isika!
Infoline : 0349165886
Rendez-vous, alaivo ny datenao ✨

Photo bien reel

Photos from CAPICARE's post 18/09/2026

🍫🍫iza ilay nitady Couleur CHOCO? 🍫🍫
Disponible en stock très limité indray izy ity : Boucle assuré hatrany rehefa mandoko ato aminay. Prix : 60 000Ar ity couleur ity.

Infoline : 0349165886
Lieu : Manakambahiny cité

17/09/2026

Enfin....Valin'ny LALAONTSIKA✨
Tapak'evitra izahay fa tsy iray ihany ny Gagnant(e) fa mahazo ny anjarany daholo ianareo rehetra tia anay ♥️♥️🥰

🏆Arabaina i Mireille Rasamiarimanana
217 Commentaires
[🎊🎊Super Relooking chez CAPICARE]

Ianareo rehetra ireto kosa dia mahazo :
[ 🌼Coupe ou non + Refresh Gratuit (sans sechage🌼] 4000Ar à part si à secher au diffuseur.

🏅 Nah : 163 commentaires
🏅 Tsunelly Ramina : 157 commentaires
🏅 Fandressie Rakotomanana : 128 commentaires
🏅 Mih Nouche : 103 commentaires
🏅 Miaro Robson : 95 commentaires
🏅 Chämï Råh : 75 commentaires
🏅 Sitraka Niaina : 63 commentaires

mankasitraka anareo rehetra izay nandray anjara, mankasitraka betsaka tamin'ny commentaire be dia be nataonareo 💡 fa dia
OUI noisainay tsirairay izy ireny. Izay no naha ela ny valin'ny lalao satria nitsikilovinay tsirairay mihintsy ; tsy nisy voadingana tsy nisy voasaoty na iray aza🔥🔥👥 💥

[ OFFRE DISPONIBLE à partir de MARDI 21 Septembre ]

Mankasitraka e, mankasitraka tompoko♥️

Photos from CAPICARE's post 11/09/2026

✨SOINS 6000Ar || Styling a partir 8000Ar ✨
Misokatra daholo ny Salon antsika hatramin'ny 17h fa tongava. Maina tsara ny volo sady tsy mangatsika ianareo mivoaka ato 😊😊

Infoline 0349165886

Manakambahiny Cité
Star Tanjombato

Photos from CAPICARE's post 10/09/2026

Maniry handoko volo anefa matahotra sao very ny ezaka nitsabo sy ny Boucles?
......Photo J+5 apres coloration et Soins........
🌈 Ici, vos boucles seront garanti 🌈

PRIX : 65 000Ar couleur ty
(soins déjà inclus) || (styling à part )

Prenez rendez vous pour avoir la couleur qui convient mieux avec votre personnalité. Sans abimés vos bouclettes.

Infoline : 0349165886
Lieu : Manakambahiny Cité

10/09/2026

Vous pouvez être belle avec vos cheveux naturels 🦋 même pour votre Jour-J

Osé être différente, osé prolonger votre beauté naturelle.

💌PACK Solo : Soins / Styling / Chignon.

Telephone

Website

Address


IVA42 Bis
Antananarivo
194

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CAPICARE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.