Oroka

Oroka

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Oroka, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.

Marque de maquillages et de produits de bien-être fabriquée et testée à Madagascar 🇲🇬
Pionier du gloss mat et mascara Malagasy 🇲🇬
Formulé par des ingenieurs chimistes Malagasy 🇲🇬

12/07/2026

Iza ilay mitady mat sans transfert ? 🥰

Vitan’i Tourmaline tsara ny fangatahanareo
❤️Encre à lèvre (Afaka atao brillant ihany koa izay tianareo )
❤️Longue tenue 24h
❤️Hydratant
❤️VOKARINA ETO MADAGASIKARA 🇲🇬

15000Ariary format mini

10/07/2026

Salama e 👋🏼
Nareo team gloss tsotra sa team gloss misy paillette? 😍
Ity zao Boraha Gloss Pailleté 💄
🌸 Loko mauve
✨ Misy paillettes
💧 Manamandina sy manalefaka ny molotra
🧪 Vokarina eto Madagasikara , Vita MALAGASY 🇲🇬

Prix: 20000Ar

09/07/2026

Vaovao mahafaly : Jacaranda redisponible
🍇 couleur aubergine
🍇matte
🍇hydratant
🍇minimum de transfert
🍇format Mini
15000ariary 🥰🥰🥰🥰

08/07/2026

KILALAO ALAROBIA , LOKA 5000Ariary
Inona ary zao : ny lokony rouge cacao , rehefa osorana dia matte ary ny anarany dia ampiasain’ny olona anaovana gâteau 🥰🥰

08/07/2026

Salama e 👋🏼
Team inona indray ary nareo ?
Tourmaline : Rose fushia 🌸
Beryl : Rouge fraise. 🍓

07/07/2026

Ylang ylang 🥰
Iza daholo ilay niandry fatratra azy ? Matte , hydratant , minimum de transfert ✅✅✅
Format mini : 15000ar
Stock limité foana isakin’ny production 🧪

Jp en commentaire + envois contact et lieu de livraison

Livraison mercredi 😊

Photos from Minosoa Kolo's post 06/07/2026

Faly mizara aminareo ny vokatra vaovao izahay , loko vaovao gloss brillant 🤩

BÉRYL : rouge fraise 🍓

Brillant , longue tenue ++++++ , hydratant , anti-uv

Disponible format GM sur livraison 🚚

06/07/2026

❤️

Ho avy tsy ho ela ny lancement ny gloss brillant vaovao 🤩

05/07/2026

Ankoatran’ny gloss brillant an’i oroka , inona ihany no tsy maintsy misy ao anaty poketranao ?

Oroka : mpamokatra lokomena vita Malagasy , vokarina eto an-toerana 🤩

Sary : Corie Faniah 🤩

04/07/2026

✨ MINUTE ASTUCE ✨
Salama e 👋🏼
Inona ny fika ataonareo hiadiana amin’ity gripa mamely ity? 🤧
Ny anay:
🧅 Mifoka tongolo
Misotro rano mafana + tantely 🍯
Tsotra nefa mahomby 😄
Zarao aminay koa ny fika ataonareo fa samy mila izany amin’izao fotoana izao 💛

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo